Fanjakanan'olo-tokana sa Nisy olona maro nahazo tombotsoa ?

1. penguin ( 21/04/2009 06:06)
Tena miteniteny foana mihintsy ireto tgvendrana ireto. Averimberin'i andry tgvendrana erak'izay faritany lalovany fa tsy avela hitohy ny fanjakan'olo-tokana. Ny mahagaga anefa dia nilaza indray ty roindefo praiministra fa maro ny nahazo tombontsoa ka miaro ny tombontsoany avokoa izy ireo satria tapaka daholo izany raha vao lasa ny Filoham-pirenena Ravalomanana.
Mitovy vé izany tokana sy maro izany ry tgvendrana isany a ?
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 08:29
2. rahiratra ( 21/04/2009 06:18)
Na ny vahoaka aza nahatsapa ny tombontsoa azo tamin-dRa8 ary voaporofon'ny LALANA vita ary mbola eo ampanohizana azy izany. Afaka mifandray ny olona ary mivoaka ny vokatra. Ny TGVendrana kosa tsy ampy iray volana dia faneriterena no hita ka na ny doro orin'asa nataony aza izao mbola hizahavana vahaolana izao ireo very asa.
3. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:30)

fafy lainga sy mandrovi-tsihy no ataon'ny TGV fa kely sisa androny.

TOHIZO NY TOLONA fa efa mby am-baravarana ny fandresena

RETOUR EN ECLAT DE NOTRE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA
4. rahiratra ( 21/04/2009 06:46)
Tsy maintsy esorina izy hoy ny rehetra ka aza manahy.
5. xxx ( 21/04/2009 07:12)
Aiza essera et consorts !!! Ra8 ihany no mpamono olona sa iza koa ? LAZAO ???

Hikonetaka indray izany izao ny TGV !!!
6. essera ( 21/04/2009 08:04)
TOHIZO NY TOLONA fa efa mby am-baravarana ny fandresena

diso tsipelina
TOHIZO NY TOLONA fa efa mby am-baravarana ny FAHAFATESANA.
7. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:29)
diso tsipelina
TOHIZO NY TOLONA fa efa mby am-baravarana ny FAHAFATESAN'ny HAT.


EKENA - HAT RAAAAAAAAAAAVA - TGV MIONGANA - ANDRY EXILE

KELY SISA HANANAN'AZY - RAVA HAT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0696