HI! HI! HI! HI! HI! HI! HI! HI! HI! HI! HI (deuxieme partie)

1. andrywui ( 20/04/2009 18:11)
HA! HA !HA !HA !HA ! HA ! HI! HI! HI! HI! HI! HI! esssy aho oe le teo Anosy anikeo e!!!!
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 08:11
2. xxx ( 20/04/2009 18:23)
loza be mitsy ty wiwi ty fa mihomehy maty


3. andrywui ( 20/04/2009 18:38)
ha !ha !ha !ha !ha ! NIHOMEHY NY TGV TEO AMBOHITSIROHITRA VOTIFITRA NY TIM TSY NITENY NY TGV KOA ZAO NO MISY OE LOZABE E! ZAO E! HI !HI!HI!HI!
4. xxx ( 20/04/2009 18:51)
tsy nihomehy zany ny tim ry vendran-ty a. Tsy misy nihomehy loza zany.
Sady fantaro fa ny capsat-nareo ihany no nitifitra anareo t@ ireny.
5. locl ( 20/04/2009 19:05)
ary ity andrywi ity zany le Malagasy mpamosavy, tsy nisy nihomehy t@ gasy maty teny Ambotsirohitra Tompoko azafady, fa ny anao ity dia tena loza amin'atambo, lazaiko aminao marimarina tokoa, fa hianao io dia hihomehy rehefa lasa i TGV.
6. zoam ( 20/04/2009 19:41)
ianareo koa ,hifamaly amin'ny adala ve, aleo izy mba hihomehy fa izay no maha diavolana ny sainy
7. xxx ( 20/04/2009 20:09)
locl:

ary ity andrywi ity zany le Malagasy mpamosavy, tsy nisy nihomehy t@ gasy maty teny Ambotsirohitra Tompoko azafady, fa ny anao ity dia tena loza amin'atambo, lazaiko aminao marimarina tokoa, fa hianao io dia hihomehy rehefa lasa i TGV.
tena mpamosavy marina !!! ny fahafatesan'ny olona androany dia andihizana sy himehezanany! ny mpams ihany no manao an-zany


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
8. molota ( 21/04/2009 05:25)
ory wui!! mody mihomehy sisa fika a! itako eto fa efa mifariro body mihitsy mbola aiza ty tolona!!! TSY MAINTSY MIRODANA HAT!!! :{
9. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:23)
Mahazo mihomehy ny devoly fa kely sisa androny e

NY TANTARA TSY MAINTSY MITSIMBADIKA, HAT TSY MAINTSY MIRODANA

MAHEREZA DAOLO RY MPITOLONA FA AKAIKY NY FANDRESENA
10. andrywui ( 21/04/2009 07:24)
ha ha ha ha essy aho oe le nahazo ny TIM anikeo hariva teo Anosy e (TSY RAHARAHAKO ZE FILAZEANAREO AZY FA ha ha ha ha ha ! foana ! mazava :!!ho faty tsy ho ela ny Tim sy Ravalo )
11. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:11)

RAAAAAAAAAAAAAVA HAT - TSY MAINTSY MIRODANA NY TGV - IZAY NO VAOVAO MAHAFALY ry Andrywui a



:D :o :lol: :D :D :D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1817