premier victoire de ra8

1. xxx ( 20/04/2009 17:47)
20:30 - Paris 13 : le ministre de l’éducation de la HAT, Julien Razafimanazato, est venu accompagné de 4 gardes et d’huissiers pour déloger le directeur du foyer malgache ARAGO. Les éléments du collectif GTT ont été appelés sur place. Après confrontation entre juristes GTT, dont Vony Rambolamanana, et l’huissier de la HAT, les forces de l’ordre ont jugés irrecevable la requéte de la HAT. Un représentant des forces de l’ordre a déclaré qu’en l’état actuel des choses M.Ravalomanana reste et demeure le seul Chef d’Etat reconnu par la France
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 05:54
2. xxx ( 20/04/2009 17:50)
hoainina be julien ,bandy vendrana p...Mampanao cours au noir taty france no mba fiveloman'iny le karilahy izao ka lasy minisitry ny fampianarana,
president assidu aty france
3. sitlo ( 20/04/2009 17:55)
Lafiny iray: nofoanany ny fanagasiana dia hoe hanaiky azy Frantsa

Lafiny iray hafa: vazaha mody miady
4. andrywui ( 20/04/2009 18:12)
ppfffffff !!! nemportekoa
5. patrick2002 ( 20/04/2009 18:56)
f'angaha efa resy teo no hoe premier victoire , :roll: :roll: hay ve ka mitady fandresena ihany ilay olona be vava teo hoe tsapao ny herinareo eh! :-D :-D tsy misy hirarahiko ny vahoaky ny antananarivo ,tsy ny hafinaritra azy no hataoko fa ny hahasoa azy :-D :-D :-D , tena ramose tsy nanao pedagogie mihintsy tony ,na Ray tsy miraharaha zanaka.
6. xxx ( 20/04/2009 18:56)
vendra pe le minisitrin'ny fampianaran'i tgv,fanaovan cours sur nternet no fivelomany taty au noir en plus zara fa maha velona dia aleony nangalatra tany dago,raha nempotekoi izany mbola ataonay gazety fa vendra pe
7. locl ( 20/04/2009 19:08)
ary tsy nahateny i andrywi an! hafaro indray ny aty Suisse, nefa aleo dia tsorina fa vitsy mpomba ny TGV aty
8. xxx ( 20/04/2009 19:13)
fa hatramin'ny rahoviana moa mba no nisy tgviste mba maro an'isa e 1500 a 3000 teo @ 13mai ireo no lazaina fa vahoaka be

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. patrick2002 ( 21/04/2009 01:37)
tsy maninona ,na 500 aza fa nampiala an'i dada ,grand electeur ny an'i TGV :-D :-D :-D
10. tsiafoi1 ( 21/04/2009 05:54)

Ny tantara dia hitsimbadika ao anatin'ny fotoana fohy.
Ny fandresena lehibe de efa manangasanga.
Fantatry ny devoly fa kely sisa ny androny, de mandrovi-tsihy mafy izy.

Mahereza hatrany hoa antsika mpitolona

Retour en éclat!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2031