Momba ilay fanambana basy!!!

1. Oay ( 20/04/2009 11:41)
Mipetraka ny fanontaniana hoe iza no nanambana basy an'i Ravalomanana?

Andao hoejerena:
_Raha nisy nanambana basy i Ravalomanana d tsy maintsy CAPSAT ilay miaramila ka afaka mieritreritra ve isika fa raha ireny fomba nataon'ny CAPSAT t@ ilay Jeneraly sy Pasitera ireny d raha CAPSAT no nanambana basy d hoafaka hitsoaka teto Madagasikara nakany Swaziland i Ravalomanana!
Raha CAPSAT aloha no nolazaina fa nanambana basy d sarotra inoana satria raha miaramila Capsat no nahazo an'i Ravalomanana d efa maty izy tahaka izay fa tsy nanambana fotsiny ilay miaramila fa tonga d nitifitra!
_Raha t@ ireo miaramila nomena ny fahefana feno indray no nisy nanambana basy d tsy mitombina satria mbola niaro an'i Ravalomanana ny GP ka tsy afaka nanao an'izany ireo manamboninahitra ireo!
_Raha tao @ GP ilay nanambana basy d azo eritreretina hoe nisy fifanarahana d rehefa vita ny sonia d navela nipitsika i Ravalomanana, noho izany raha marina fa avy @ ireo GP no nanambana basy d manomboka eto izany d mazava fa tsy ny CAPSAT ihany no nivadika t@ i Ravalomanana.
Mitohy ny tantara fa d "Aoka ny lainga marivo tototra mba hohelezin'ny akoho tokan'anaka é!"
répondu par Oay le 20/04/2009 16:17
2. Mirananirina ( 20/04/2009 11:48)
Raha CAPSAT aloha no nolazaina fa nanambana basy d sarotra inoana satria raha miaramila Capsat no nahazo an'i Ravalomanana d efa maty izy tahaka izay fa tsy nanambana fotsiny ilay miaramila fa tonga d nitifitra!

TSIA,raha maty izy,tonga dia migadra Andry tgv................,NOTERENA IZY NANO SONIA DIA NALEFA........................,ary tsy hanaiky ny vahoaka.
3. xxx ( 20/04/2009 11:50)
GP vavolombelona:

Aleo angamba tsy hifaliana mihintsy ny resaka raha azo atao satria ny mainty lasa fotsy rehefa ny TGVendrana no miresaka ka na inona na inona resaka atao eto an! rano ahidina an-damosin-gisa fontsiny ny resaka atao @nareo. Tsy ianao no nihaina ny zavatra nanjoa an’ny filohanay tao Iavoloha t@ iny andro iny ka dia mahasahy miteniteny foana eto ianareo. Raha tena honnÄ™te ny journaliste viva dia lazao ny marina tao Iavoloha fa naninona na ny gazety sasany nisolelaka t@,areo aza tsy navela hiditra tany.

Menacé Ravalomanana matoa nanao ireny famindram-pahefana ireny, nilaza ireo miaramila KAPISATY teo @ 200 teo ho eo izay nihiditra avy aty andrefan’ny lapa ary tsy nisy nahita ny sivily nanao fiambenana taty antsinanana, nilaza izy ireo fa haka ny lapa izahay rehefa vita ny fanambarana. Nahazo baiko anefa ireo sambory indray ny Président dia teo no raikitra ny sakoroka. Nanavotra ny Président ny GP sasany ary ny hafa nifampitifitra t@ kapisaty. Ny honnÄ™teté angatahina aminareo journaliste tgvendrana dia maninona no tsy ambara io vaovao ratsy io sy ny isan’ny olona maty tao Iavoloha fa lazaina hoe consigné fontsiny ny miaramila ka izay tsy ahitan’ny vady aman-janany azy ireo (izay maty t@ fifandonanana)

Na nametrapialana ny président na tsia, vakio tompko ny article 52 ao @ constitution fa tsy misy milaza mihintsy hoe raha omena directoire militaire ny fahefana dia azon’ny atao indray no manome azy olona hafa. Miharihary loatra ny fahambanian-tsaina nitranga teo Antanimena e!!!!! dia tsy mba mahamenatra anreo tgvendrana ve ireny sa dia efa inona loatra no ao andohan-tenisany e! Mba olona mahay mapiasa internet ihany fa ny fisainanana dia tena foza orana tokoa.

Dia fier ery ve mitondra fitondrana azo t@ ireny fomba mamoehatra ireny. FARANY NY PRESIDENT TSY MAINTSY HODY ETO FA MAHANDRASA, HIFANDRAY TSY TAPAKA AMINAY IZY ary izany no mahatonga an’ny kapisaty may volotratra misava fitaovam-piadiana etsy sy eroa. KOA RAHA TSY ADALA IZAHAY ka ho azo @ izany samy nianatra stratégie militaire fa izao no tena fampiasa azy e! Raha honnÄ™te koa i andry rajoelina kely saina sy maivakitsaka, asaivo ambarany aminareo mpisolelaka aminy ireo ny teny voarainy avy @ UA sy ny SADC fa ireo rehefa izay dia izay fa aza vonona vorona @ fitaovam-piadiana efa caduque ary. MIANDRY NY AHATONGAN’NY SADC izahay MIARAMILA légalisteS dia hifankahita eto isika fa tsy azo ekena sady mamoehatra no manalabaraka ny fihetsika naseho teny Antanimena hitan’izao tontolo izao. Tsy mampite hilaza hoe malagasy ianao raha sendra olona any ivelany nahita ireny.

Mampihomehy be ny mijery ireo orgue de staline avoaka sy anti aérien apetraka etsy Ivato. Mahamenatra fa angaha tsy mba misy agent secret ao @ io fitondrana io na mba manao diplomatie miresaka @ SADC na UA fa taitaitra manao vonovorona @ izato fitaovana efa lany andro. Ny miaramila mpampandry tany tompoko tsy hanafika fa raha mamely ny olona arvany iareo mankivisy tsisy saina ireo dia avy izy

MAHANDRASA FA HO AVY IZANY DIA HO HITA EO NY AFTSOK’ILAY CEMGAM
AUTOPROCLAME INY
4. Oay ( 20/04/2009 12:01)
Mirananirina:

Raha CAPSAT aloha no nolazaina fa nanambana basy d sarotra inoana satria raha miaramila Capsat no nahazo an'i Ravalomanana d efa maty izy tahaka izay fa tsy nanambana fotsiny ilay miaramila fa tonga d nitifitra!

TSIA,raha maty izy,tonga dia migadra Andry tgv................,NOTERENA IZY NANO SONIA DIA NALEFA........................,ary tsy hanaiky ny vahoaka.

Ranabavy Mirana taiza no nisy teto ambonin'ny tany hoe :Mpanongampanjakana namono ilay filoha teo aloha ka nigadra" mba omeo ohatra ny zandrinao fa tsy nahita izy!
5. Mirananirina ( 20/04/2009 12:11)
ka tsy misy izany raha tsy ny firenena vitsy,Moba tsy nisy président maty novonoina ny mpangalatra fanjakana aloha hatramin'izao.Fantatrao ihany ny SUITE-NY avy eo.Fa VONO fotsiny no misy
6. Oay ( 20/04/2009 12:14)
Ho ahy aloha ry XXX d ny hitariako ny sain'ny Malagasy mpiserasera eto d ny hoe " AZa manaiky fahanana fa mba mandiniha satria nomena saina handinika!"
Mety matetika za hatramin'izao d mifandona @ mpanohana an'i Ravalomanana satria ny antony d ny zavatra kely mba hitako d manamafy izay resaka enoko etsy sy eroa!
Fa mbola averiko fa amiko d " na iza na iza manao izay hifamonoan'ny samy Malagasy d loza hitatao ho anazy sy ny taranany izany" amiko ny fanaovana politika tsy famonoana olona na fampirisihana ny olona hifamono!
Amiko d raha vitan'i Ravalomanana ohatra ny mandripaka an'ireo TGV ireo d rehefa avy eo atsangany eto ny fitondrana jadona ka izy d ho prézidà mandrapahafatiny d tsy hitako ny olona fa ataovy d iarahamahita eo ny tohiny!
Fa rehefa ny Malagasy moa no manaiky hoe tsy afaka miresaka intsony fa d aleo ho avy ny sonegaly nahazo baiko handripaka ny Malagasy tsy mitovy hevitra aminy d ataovy fa d mbola averiko fa Tsy misy afaka mora eto izay manao ratsy @ ity tanindrazantsika ity é!
Za anefa mahatoky ary mino fa izay mikasa ny hamono ity tanindrazantsika ity d hofaty alohan'ny hahafaty an'i Madakasikara!
7. Oay ( 20/04/2009 12:21)
Mirananirina:

ka tsy misy izany raha tsy ny firenena vitsy,Moba tsy nisy président maty novonoina ny mpangalatra fanjakana aloha hatramin'izao.Fantatrao ihany ny SUITE-NY avy eo.Fa VONO fotsiny no misy

Thomas Sankara aki ranabavy fantatra fa i Blaise Compaoré no namono anazy fa tsy nigadra izany izy fa io mitondra an' Burkina Faso io a!

Thomas Isidore Noël Sankara (21 décembre 1949 à Yako, Haute Volta - 15 octobre 1987 à Ouagadougou, Burkina Faso), militaire et homme politique panafricaniste et tiers-mondiste burkinabé, il incarna et dirigea la révolution burkinabé du 4 août 1983 jusqu'à son assassinat lors du coup d'État de son successeur Blaise Compaoré. Il est considéré comme le Che Guevara africain[1]. Il a notamment fait changer le nom de la Haute-Volta, issu de la colonisation, en un nom issu de la tradition africaine le Burkina Faso, le pays des hommes intègres et a conduit une politique d'affranchissement du peuple burkinabé jusqu'à son assassinat. Il est aujourd'hui revendiqué comme un modèle pour une bonne partie de la jeunesse africaine d'aujourd'hui.

D sarihiko kely koa ny saindranabavy hoe mbola 33ans izy t@ izy lasa prézidà tao Burkina Faso
8. molota ( 20/04/2009 12:27)
HAT+CAPSAT= TSY MAINTSY MIRODANA :evil:
9. Oay ( 20/04/2009 12:37)
molota:

HAT+CAPSAT= TSY MAINTSY MIRODANA :evil:

Molota a! tsy any ny olana fa ataovy haingaikaingana mba hiadanan'ny ambany lanitra é!
10. essera ( 20/04/2009 12:38)
Misaotra ra-Oay am'ilay fanazavana fa dia ny minia mikimpy eo ampototry ny mazava ange no tena maizina mihoatra ny maizina e.
Tadidiko tsara mihitsy tamin'ilay resaka pipy hoe nosotroina Rasendrahasina iny. Nanao supposition aho ny omaly nisehoan'iny zavatra iny hoe :
"Sûr aho ho a fa niteny ratsy ilay miaramila amin'ilay hoe mihinan'...."
Dia ny gasy mandika teny izay tena avec conviction koa tsy mahay ny tenindrazany fa dia lasa mivadika hoe : "Mipipiza elah d sotroy ny pipin'elah".
Tsy dia nandia fianarana fara-tampon'ny tamin'ny lettre sy ny interprétariat ny tenanay fa "azo atao ny miteny hoe " nopainy tamin'ny fampisotroana maloto aho", sahala amin'ny hoe "nopainy reny aho".
Rasendrahasina niala an-daharana iny ange tena henatra ny hamerina ny tena zava-niseho no anisan'ny napandeha azy any ivelany e.
Mbola ho maro ny version maloto fa ny mampalahelo dia hafenina be izao ireny.
11. Oay ( 20/04/2009 12:53)
essera:

Misaotra ra-Oay am'ilay fanazavana fa dia ny minia mikimpy eo ampototry ny mazava ange no tena maizina mihoatra ny maizina e.

Tsy misy fisaorana ra-Essera a! fa adidy @ maha olompirenena ny mananentana ny mpiray tanindrazana mba tsy hotratran'ny lainga tsara lahatra é, d mila misaina é!

essera:

Rasendrahasina niala an-daharana iny ange tena henatra ny hamerina ny tena zava-niseho no anisan'ny napandeha azy any ivelany e.
Mbola ho maro ny version maloto fa ny mampalahelo dia hafenina be izao ireny.

Amiko indray Ra-Essera d tsy hoe henatra no nahatonga anazy niala andaharana fa tsy maintsy nisinda izy satria "IZY ANIE no NOBITSIBITSIHAN'ILAY AMBASADORO @ FAMETRAHAMPILANA T@ FOMBA MIHAJA NATAON'i Ravalomanana é"
Fa mbola averiko Ra-Essera fa i Oay kosa d tsy mankasitraka an'ilay fanompana ray amandreny ampanahy a! amiko na inn ataon'ireny d rehefa tsy mifanaraka @ reviko ilay koziny d mipas fotsiny za fa tsy manompa kosa klé, ny antony d za mino fa raha vao mandainga @ ondriny ny ray amandreny ampanahy d gaigy be ny miandry azy ao ambony ao klé, d aleo hoa an'i Lery ny famaliana (Mialatsiny @ ilay hoe Lery fa i Oay d Tiany sy ankatoaviny loatra ilay Ray Zanaka ary Fanahy Masina ka raha ataony hoe Lery d satria izay no entin'i Oay hilazana fa akaikin'ny fony ilay Andriamanitra)

12. majakely ( 20/04/2009 12:53)
http://www.youtube.com/watch?v=-U6eet7QZPw&eurl=http%3A%2F%2Fvideo.google.com%2Fvideosearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dravalomanana%26um%3D1%26ie%3DUTF-8%26ei%3DqW7sSfSJD8uP_QbDz-TUAw%26sa%3DX&feature=player_embedded
13. ravonjison ( 20/04/2009 13:23)
Oay:

Mipetraka ny fanontaniana hoe iza no nanambana basy an'i Ravalomanana?

Andao hoejerena:
_Raha nisy nanambana basy i Ravalomanana d tsy maintsy CAPSAT ilay miaramila ka afaka mieritreritra ve isika fa raha ireny fomba nataon'ny CAPSAT t@ ilay Jeneraly sy Pasitera ireny d raha CAPSAT no nanambana basy d hoafaka hitsoaka teto Madagasikara nakany Swaziland i Ravalomanana!
Raha CAPSAT aloha no nolazaina fa nanambana basy d sarotra inoana satria raha miaramila Capsat no nahazo an'i Ravalomanana d efa maty izy tahaka izay fa tsy nanambana fotsiny ilay miaramila fa tonga d nitifitra!
_Raha t@ ireo miaramila nomena ny fahefana feno indray no nisy nanambana basy d tsy mitombina satria mbola niaro an'i Ravalomanana ny GP ka tsy afaka nanao an'izany ireo manamboninahitra ireo!
_Raha tao @ GP ilay nanambana basy d azo eritreretina hoe nisy fifanarahana d rehefa vita ny sonia d navela nipitsika i Ravalomanana, noho izany raha marina fa avy @ ireo GP no nanambana basy d manomboka eto izany d mazava fa tsy ny CAPSAT ihany no nivadika t@ i Ravalomanana.
Mitohy ny tantara fa d "Aoka ny lainga marivo tototra mba hohelezin'ny akoho tokan'anaka é!"

OAY a ! Tsy mitombona ny raisonnement- nao. Izay olona alaina nakeriny dia tsy azo vonoina satria ilaina ny takalony ( vola sns...). Izay no lalanan' ny "kidnapping", raha maty mantsy izy dia tsy azo intsony ilay takalony.
Noho izany dia noterena izy hanao sonia sy handositra, mba hahafahana milaza fa ara-dalána ny niakaran'i TGV @ fitondrana. Izany akory dia tsy voatery natao tao anaty efitrano iray fa mety hoe par telephone ohatra.
I Ravalo dia efa nilaza fa tsy ni-demissioner izany izy.
Aza maika ry OAY fa hivoaka daholo anie ny marina mikasika izany e.

14. Oay ( 20/04/2009 13:47)
ravonjison:

O ravonjison, ilay raisonnement anao mihintsy no mahalasa saina satria momba ilay rapt satria:
_Tsy nisy zavatra nilaina tany @ i Ravalomanana ka hoe mila fifanankalozana,
_Raha mandinika ianao d tsarovy fa raha maty i Ravalomanana d efa nilamina i Madagasikara @ izao fotoana izao satria tsy misy dada antenaina intsony ka mahatonga ny olona etsy Ambohijatovo mbola hiehetsika satria mbola ao ilay fanantenana ny hiverenan'i dada.
_Mbola averiko aminao fa raha tratran'ny CAPSAT i Ravalomanana sy ny taranany t@ iny andro iny d tsy nisy négociation possible fa tonga d vita ketsa, satria jereo ny nahazo an'i Thomas Sankara é! enao olona manana aterineto!
Ny fanerena ny hanao sonia wa d resajaza satria ny mazava d vao naneho ny heviny ny Capsat fa tsy manohana intsony an'i Ravalomanana d tonga d fantatr'i Ravalomanana fa vita ny aminy raha vao misy miaramila mivadika aminy, noho izany d tsapany tsara fa tsy maintsy mametrampialana izy na vonona ny hiady, i Oay manokana moa t@ ireny d nihevitra fa aleon'i Ravalomanana maty toa izay hiala satria izay no tenin'i Ravalomanana t@ ireo vahoaka tonga niaro ny lapa!
Fa tsy maintsy nitsoaka i Ravalomanana satria izay ny zavatra nasain'ny ambasadin'ny be kintana nataony raha tsy izany d maty izy! d tsy mbola ny be kintana ihany no nampijabaka anazy nanao an'iny famindrampahefana iny, na d tsy manaraka ny lalampanorenana aza ilay izy, d teto no nanao erreur ny TGV kanefa efa nanampy anazy ny be kintana, satria raha navelany hipetraka aloha ilay directoires militaires d avy eo izy vao nanao attaque @ ilay tsy maha aradalana an'ilay directoires d avy eo hoe misy vacances de pouvoir io ilay nolazain'i Vony é! d vita i Ravalomanana fa maika loatra ny TGV, d jereo ilay kozin'i Ratsirahonana é!

15. xxx ( 20/04/2009 13:58)
marina nenao ravonjison a! tsy fantatry oay sy ny olona sasany d ny GP anie ka fitambarany corps miaramila maromaro é! misy avy @ gendarme,misy ny avy @ miaramila d io misy samy manana ny corpsny misy ny capsat misy ny rfi, misy ny rts ka mino za fa misy avy @ CAPSAT ny GP ka ireo no nanambana basy an-dra8 d nalefa nande rehefa vita ny fanerena!
16. xxx ( 20/04/2009 14:09)
Iza no nanambana basy ireo tany ANTANIMENA ?????
17. pyar24969 ( 20/04/2009 14:16)
mba te handray anjara @le debat e! mahafinaritra raha izao no fomba ifampitankevitra ry zalahy a! je suis fier de vous tous....
Fa mba maninitikitika ny saiko de ty... Ny hoe ny marina ho avy ,ho hita eo ny ,marina,ity HAT ity no faratampony...ity no hitondra an'i Madam Gaspar hivoaka sns....Amiko de tsy misy hafa an'i Israely ity Madagasikara ity....Nataoko ny fandinihana sy ny faminavinana de hita hoe ity hoa le tany nampanantenaina "terre benie" fa le olona hitondra indray de mbola tsy eo.raha ny marimarina kokoa...jereo ary vakio ange ny Isaia 3-1.5 e! de tohizo eo ambanimbany kokoa fa ho liana ianao @tantaran'ny firenetsika...
Ny hoe hivoaka ny marina.... esperons.. Jero ny histoiran'Itpk Colonel Ratsimandrava hatramin'izao...qui oserait-il de brainder la verite' fa raha misy izany de tsy maintsy ho voinoina satri mizaine' ny fiainana... Ary tsy mbola tantitsika Madagascariens ny demokrasia re tompoko... Andriamanitra aza nametraka hatram izay ny demokrasia izay voalaza ao am Baiboly de tsy misy nahazaka ,Ilay Olona nasainy nametraka an'izany tety antany de novonoin'ni fariseo...he! he! >...
18. Oay ( 20/04/2009 14:16)
xxx:

marina nenao ravonjison a! tsy fantatry oay sy ny olona sasany d ny GP anie ka fitambarany corps miaramila maromaro é! misy avy @ gendarme,misy ny avy @ miaramila d io misy samy manana ny corpsny misy ny capsat misy ny rfi, misy ny rts ka mino za fa misy avy @ CAPSAT ny GP ka ireo no nanambana basy an-dra8 d nalefa nande rehefa vita ny fanerena!

XXX andao atao hoe mbola kely ny tenanay fa na izany aza d mba liana @ fiainampirenena ihany ka raha hoe tsy fantatray fa corps d'élite izay composén'ireo mahery sy azo antoka avy @ corps isankarazany kosa ny GP d otrany hoe lany andro ihany izahay fa tokony miverina miandry omby any ambanivohitra satria izany ny zavatra nataonay alohan'ny nadehanana nianatra klé!
Fa na inn lazainao na inn d ny majoritaire tao d olona mahatoky ny prézidà (homme de confiance et voués à la protéction du Président) ka raha sanatria nisy zavatra tsy nandeha tao d tsotra: na maty ilay nikasa hamadika na maty ilay navadika!
Mialatsiny fa tsy maharesy lahatra mihintsy ilay hoe navela nitsoaka rehefa avy nanao sonia satria mbola averiko fa mety homarina izany raha toa ka natao t@ praiminisitra na ny chef ny CEMGAM fa raha nisy afaka nanabana basy an'i Ravalomanana izany d tsy nijanonana teo @ fanambanana basy ilay izy fa na maty i Ravalomanana na notazonina tsy navela nitsaoka! fa d mampimé ilay izy é!

19. locl ( 20/04/2009 15:29)
Avelao izy hiverina dia amin'izay ho hita ny marina e!
Fa le mamono olona aloha dia tsy milay an! Fa nga moa tsy misy ny tody e!
Na inona fitiavanao seza tsy maintsy manajy ny olona hianao fa tsy hoe mamiko ny seza ry "essera"
20. ravonjison ( 20/04/2009 15:50)
Oay a . Ianao manao hypothese eto hoe : naninona ny nandositra Ravalo,ary nisy nanambana basy ve ?
Jereo ny horonantsary tranainy t@ herinandro lasa teo @ TV5, \" Journal de l\' Afrique\" dia ho hitanao ao ny zavatra voalazan-dRavalo.Ao izy manazava ny zavatra sasany nitranga.
Izaho aloha mahafinaritra ahy ny manao discussion e. Fa raha ny mikasika an\' io dia ho hitantsika tsy ho ela ny marina. Ary tsy izao na ianao no tomponteny @ izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0684