Oay a . Ianao manao hypothese eto hoe : naninona ny nandositra Ravalo,ary nisy nanambana basy ve ?
Jereo ny horonantsary tranainy t@ herinandro lasa teo @ TV5, " Journal de l' Afrique" dia ho hitanao ao ny zavatra voalazan-dRavalo.Ao izy manazava ny zavatra sasany nitranga.
Izaho aloha mahafinaritra ahy ny manao discussion e. Fa raha ny mikasika an' io dia ho hitantsika tsy ho ela ny marina. Ary tsy izao na ianao no tomponteny @ izany.
Ny mahasamy hafa antsika ravonjison d izao:
_ianao d tonga d mitelina izay lazain'i Ravalomanana satria efa nataonao ho Andriamanitra velona i Ravalomanana ka tsy mandainga izany mihintsy! io d vokatr'ilay Minoa Fotsiny ihany sy ilay hoe dada tsy mandainga @ zanaka, mialatsiny aloha fa tsy niteraka an'i Manandafy i Ravalomanana ka hoe lasa zanany tampoka teo, d i Oay koa tsy zanak'i Ravalomanana ka hi-gober izay rehetra lazainy!
_i Oay indray d milaza fa olombelona toa ny olobelona rehetra i Ravalomanana ka d mety mandainga fa tsy homarina daholo izay lazainy!
D mbola averiko indray fa za tsy miaro TGV fa ny tiako atao d ny MBA HAMPIASAN'NY MALAGASY NY SAINY FA TSY HIGOAKA TSY AMPIEVERANA IZAY LAZAINA ANAZY! satria efa voalaza fa "Dieu nous a doté de l'intélligence de manière à ce que nous arrivions à distinguer les vraies aux ivraies" mialatsiny @ ilay teny frantsay fa d raha adika tsotsotra d matoa Andriamanitra nanome anao saina d mba hahafahanao manavaka ny lainga @ marina na ny tsara @ ratsy!
Mbola averiko fa analyse toa ny natao tany ampianarana no ataoko an! mitady ilay lojika fa ny marina d enga anie hiseho masoandro tokoa atsy ho atsy!
Mbola averiko ravonjison fa na iza na iza midina andalambe na iza na iza maka fanjakana @ alalan'ny basy d mpanongampanjakana izany d coup d'Etat ny nataony hakana fanjakana d marina io t@ 2002 sy 2009 samy coup d'Etat!