allô allô IVATO, Dada-VALO ihany ity....

1. salopard ( 18/04/2009 22:33)
00h. 30, dimanche: Mbola ety Ivato aho izao miandry an-DRAVALO. TSY ANKA-TORY, fa tsy maintsy tonga hono izy, fa ireto no olana:

Tsy misy billet Promotion Swaziland-Madagascar, aller-Retour, intsony hono, dia mba ilazao hono iza mahita...

Probleme koa ny fidiran'ireo biby anankiroa ao @ roplanina:

-ny osy mainty comme au ciel izany
-sy ny kisoa fotsy (I kala LALAO-ko io kisoa fotsy io), stressé be maanko i neny dia miletra hanina foana


Raha tsy misy tomobilina hitsena hono, fa satria lasan'ny HAT natao saisie daholo, dia mba alefaso eny ilay soavaly be lohlika vao novidiako eny andafiavaratra iny, lafo ny nividianako an'iny, fa mbola mi-tir tsara, izay ,

mbola ho avy izy e
mbola ho avy izy e!
mbola hoaavy izy e!
fa aza malahelo,

tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any ry zareo a! mba andefaso an'ilay sôkôla e..., na ilay vovon-dronono

sniff...
snifff..
tchouf....tchouf...

fa mba ilazao izay mahita billet promotion, SWAZILAND- TANA, ho anay dadanareo sy mamanareo e! ...

répondu par Havantsika le 19/04/2009 18:48
2. bazylou ( 18/04/2009 22:50)
merci letsyyyy :-D :-D :-D :-P :-P =)) =)) =)) =)) =D> =D>
3. Oay ( 19/04/2009 06:01)
misaotra namaly ny antso Ra-Salopard a! milay ilay hatsikana é!
4. xxx ( 19/04/2009 06:48)
Les militaires qui ont participé au coup d’Etat du 17 mars 2009
EPISCOPAT Antanimena
Eléments CAPSAT :
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FIDIMALALA (RAS) - aide de camp Andry RAJOELINA
-18è Promotion - Lieutenant Colonel ELACK (EMGAM/INSPECTION) - Ambohitsorohitra
-11è Promotion - Colonel RAKOTONANADRASANA Noël - ex Chef de corps 1 RFI CEM
-11è Promotion – Colonel NDRIARIJAONA André - CEMGAM
-19è Promotion - Commandant ANDRIANASOAVINA Charles (EMGAM/DLD) - Ambohitsorohitra
-23è Promotion- Capitaine RABENJAMINA Thierry
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FOMANA 117
-17è Promotion- Commandant RODRIGUE
-19è Promotion – Commandant LILISON - Gendarmerie Nationale /Officier adj Groupement Tsi/didy
-20è Promotion - Commandant ETOVOSOA (CPO) - Sécurité BSP
-20è Promotion - Commandant KOTO Paul (Stagiaire Ecole d’Etat-Major)
Peloton Spécial - Lieutenant Colonel SONDROTA (EEM)
-19è Promotion- Commandant SOLOFONIRINA Léon Claire (EMGAM/DDR)- OMBIMANGA
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RAKOTOSON Jocelyn (RECAMP)
-Adjudant Major RABOANARIJAONA Léon (CAPSAT/EMIV)
-Adjudant Major ETIENNE (1RTS BI SPORTS)
-Adjudant Chef GREGOIRE (CAPSAT/CITAM)
-Adjudant RASOLONDRAZANA Rémi (CAPSAT/TAM)
-Adjudant MERMOZ (CAPSAT/CITAM Adj CDT Charles)- Sécu HAT
-Sergent Major EMILE Jacques CAPSAT/CITAM
*Colonel MAHAFINARITSY (officier suspendu)
*Commandant ABDILLAH (officier radié de l’Armée)
Eléments Gendarmerie Nationale :
-11è Promotion - Colonel RAZAFINDRAKOTO Bruno (EM GN Fort Duchesne)
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RABE Jules
-19è Promotion- Commandant LILISON (OA Groupement Tsi/didy

KILL THEM ALL
5. xxx ( 19/04/2009 08:01)
allo allo salopard,tena sanana marina ireto tgv sy ny foza orana ireto,nieritreritra hoe i ra8 hiditra eo ivato :-D :-D :-D
6. xxx ( 19/04/2009 11:18)
misaotra @ ireo listra ranamana xxx3
ireo no manao didin'ny besandry sy ny vavam-basy
fanjakana nangalarina ,MAZAVA BE
7. xxx ( 19/04/2009 12:06)
lol , ay mafnartr kosa le manao xxx k'le hahahahahaha !! iza ary za oo? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
8. xxx ( 19/04/2009 12:40)
tsy misy tena mahalala eto fa resaka fotsiny e ny foza ihany no mahalala hono dia miteny,ny zavatra sure dia efa miketrika mafy dada fa noana ny ankizy , :- :roll: :roll: :roll:
9. Mirananirina ( 19/04/2009 13:17)
soa fa tsy nisy général
10. xxx ( 19/04/2009 13:40)
ao ambadika ao ny video any reo miaramila reo tao @ EPISCOPAT Antanimena!
Titre: ho any zay mbola tsy nahita!
11. xxx ( 19/04/2009 18:10)
Allo! mba tsy mety kosa ny an'ilay LEOPARD ery ambony miantso an'i Madame LALAO ho kisoa ! mba mandiniha ihany ianao raha mba natera-behivavy fa vehivavy tahaka ny reninao sy ny anabavinao izy ka faly ve ianao raha ny olona akaikin'ny fonao no antsoin'ny olona ho kisoa????????????
Mba asio fandinihana ihany ny teny atao fa "Ompa tsy valiana hoy ny fahendren-draza, miverina @ nanao azy" .
Iaraha-mahita ny raharaha pôloitika , marina fa samy leo isika, ny lahy anefa no lohan'ny vavy ka aoka tsy izay ataon'ny lehilahy mpitondra no hanompàna ny vadiny !! tsy miombon-kevitra aminao mihitsy aho !!! azafady.
Na izany anefa de fantatro fa manana liberté ianao ka izay tianao hanaovana azy , saingy mba ahenao kely fotsiny ny famingavingànao ny vehivavy!!! Misaotra amin'ny fanhendrenao @ manaraka.

Kintankely
:( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :(
12. xxx ( 19/04/2009 18:13)
ianao ve hiady aminy gaigy ra xxx a? ny anireny ny derika no misaina!!
13. Havantsika ( 19/04/2009 18:48)
tsy mety ny mifanaratsy sy tsy mifanaja , fa mila ianarana kosa ny mifanome voninahitra sy milaza ny zava-misy araka ny tokony ho izy

Mety ve ny milaza lisitra anaran'olona dia faranana amin'ny hoe KILL THEM ALL
Tsy haiko na Malagasy ilay olona na anglisy fa sahy loatra izy, ny fanaovana hazalambo teto ange no nanaovan'ny sasany sesintany ny tenany ka haverina indray ve?

Izaho tsy te hanan-dratsy ka mananatra izay azo anarina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1716