Françafrique

1. Noue ( 17/04/2009 19:22)
pense à ton pays

http://www.youtube.com/watch?eurl=http%3A%2F%2Fmalagasyaho.blogspot.com%2F&feature=player_embedded&v=AeTh8NYRWPo&gl=FR
répondu par pikatti le 18/04/2009 13:03
2. xxx ( 17/04/2009 19:37)
Ialahy ary ry No no mimenomeno ohatry ny loha-tapaka eto nefa mipetraka France. Modia raha tena olompirenena engagé marina sy tsy tia France tsssssss
3. Noue ( 17/04/2009 19:46)
tsy nohenohinao hatramy farany ilay vidéo dia zay no mahatonga anao milaza an'io. Doa jereo anie ny commentaires-ny olona etsy ambany ee
4. Noue ( 17/04/2009 19:58)
sady ny ahy anie mba fizarana ny zavatra hitako ka atao ahoana raha manana loha-tapaka aza aho eee !

http://malagasyaho.blogspot.com/

io ilay izy ee

5. Mirananirina ( 17/04/2009 20:08)
misatra ry Noue
6. ravalotgv ( 17/04/2009 20:50)
resak ovy tsss
reto oul avy ao frantsa ao koa tsy misy hatao nga nareo de lasa solafa be mitriny any eee modia manao solafa eto dago de afaka minana loksss
8) 8) 8) 8) 8)
7. fijo ( 17/04/2009 20:50)
efa tena mazava anie le ataon'ny lafrantsa,fa ny kentrona ve moa hiaiky an'izany fa aleony maty hoazy eo e
8. ravalotgv ( 17/04/2009 21:47)
may ny endimboanjon ny gasy ao frantsa fa betsaka indray no ho voaraoka fa tsy misy papier hihhihihi :lol: :lol: :lol: :lol:
9. pikatti ( 17/04/2009 22:40)
tena tohano ny vahoaka malagasy ozy fa io tolona io no fitaratra sy fandresen'ny Afrika iray manontolo
ao ihany i renimalala fa misy emeraude ihany koa
10. xxx ( 17/04/2009 22:43)
-Mimenomenona @ Frantsay nefa dia teny Frantsay no tafavoakan'ny vava raha vao mahita vazaha fotsy na dia vazaha avy any Peru aza :-D :-D :-D
-Mimanomanona @ Frantsay nefa ny hipetraka any Frantsa no mahamatimaty.
-Mimenomenona @ Frantsay nefa tsy sahy miala @ Frantsa
:-D :-D :-D

Aza manao ohatran'ny alika gasy miforo-drambo wa ka avy lavitra no mivovo nefa ny rambo miforitra ihany. Aleo mangina fa mahamenatra rehefa tsy sahy miala na mahay milalao miaraka @ Frantsa.
11. bazylou ( 17/04/2009 23:10)
comme quoi , sady mpitsara no tsaraina le xxx !!!! :-D :-D
12. xxx ( 17/04/2009 23:17)
le hoatr'izay sy zay e!
13. pikatti ( 18/04/2009 13:03)
vita matavy elah ry tgvendrana a,lapinou :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2954