HO AHENAN'NY FANJAKANA NY VIDINA SOLIKA AFAKA IRAY VOLANA !!
1. andrywui
(
17/04/2009 10:45)
tena motsinjo ny vahoaka sy ny fahasahiranany mihitsy raha ny Fanjakana satria de afaka iray volana eo ho eo dia ho ahena be ny vidn'ny solika (essence , gasoil , petrol...) mitombina tokoa io !! satria :: efa volana maro lasa no efa nidina be 45dollar ny baril nefa de fidinana 1.000fmg fotsiny no nataon dravalo taminizany (betsaka fiara miasa izy tsinnn ko) ny nampiakatra be ny vidin'ny solika de taminireo ady teo aminireo firenena arabo sy ny manodididna izay efa nitsahatra ela !! de mbola niziriziry teo ihany ny teto M/car nade efa vita aza ,!! ny vidintsolika aza anefa eto France dia 98=0,96euro _ 95=0,89euro zany hoe mora lavitra noho ny teto m/car zany ny eto France nanaovan'i Ravalo azy !!! ka tsara mihitsy izao fanapahakevitry ny HAT zao , mahafantatra tsara ny rariny sy ny tsy fitiavantena tafahoatra nampandady ny Malagasy !! satria rehefa voakitika io solika io (miakatra na midina dia manaraka ho azy ny vidinjavatra )
répondu par tsiafoi1 le 17/04/2009 16:08
2. xxx
(
17/04/2009 10:54)
AZA MANOFY ATOANDRY RY KWUIWKUI A! sa ny volan'iza no hangalarina hampidinana an'io?? ny Tiko sa ny banky sa iza indray?
En discussion avec le patronat hier Andry Rajoelina promet une baisse des coûts de l’énergie, notamment l’électricité et le carburant. Cependant notons que sur les marchés mondiaux, le baril de pétrole continue sa hausse (49$ le baril contre 40$ au début du mois de mars) et d’un autre côté l’ariary continue de se déprécier face au dollar (près de 10% en un mois).

3. andrywui
(
17/04/2009 11:11)
Tena marina izany ry Noue a,!!! , ho ahena tokoa ny vidin'ny solika satria efa tena ambany be ny vidiny iraisampirenena !!!! , tena logique be zany ary fanasoavambahoaka faratapony mitsy ka !!!!, fa aza ivaivaina fa tsy maintsy miakatra ity firenena ity hoy ry zalahy taloh zay !!! aza be fialonana moa xee !!! hidina be ny vidintsolika satria noho i Ravalo be fiara niasa no ts nampidinanay azy na de 150dollar aza no nidina 45dollar !!! ary tonga de fantatro elah oe Noue a!! inona ary no nahafantarako anzany ???
4. Mirananirina
(
17/04/2009 11:35)
iray volana eo ho eo dia ho ahena be ny vidn'ny solika (essence , gasoil , petrol...) mitombina tokoa io !! satria :: efa volana maro lasa no efa nidina be 45dollar ny baril nefa de fidinana 1.000fmg
Mbola tsy hay;ho avy rahampitso i dadanay(tena raiko) hikarakara io eto Paris.
Hamonjy ny fivoriana io
5. halloween
(
17/04/2009 13:55)
Tena marina io xlohanranombaovao io fa ho ahenan'ny fanjakana bedia be cny vidintsolika afaka iray volana eo ho eo e! ooonnn ! ho afabaraka aminzay zany xny TIM fa hidera ny Fanjakana daholo ny olona sy ny firenena rehetra oe tsy nisy nahavita anzao raha tsy io Fanjakana izao io ! ho afabaraka anie nareo io zao ry TIM fa kely sisa e!
6. tsiafoi1
(
17/04/2009 16:08)
Ntsonane Andrywui kely marionnette de la France, mba alefaso lavitra moa rô ny raisonnement a.
-Hidina ny vidin'ny essence ... satria efa tafitan'i France ny baolina(néocolinisation). De mba mody jambaina @'izay ny mason'ny vahoaka malagasy ho jamba. Inona tokoa moa zay vidina petrole par rapport @'ny valeurny Gasikara iray manontolo izay lasany ambogadiny par intermédiaire de TGVendrana????
-Fa iza moa tompon'ny TOTAL - SHELL (= France) + JOVENA (=Pakistan). Naninona hatramin'izay tsy nampidinina ??? Satria mbola ni-sabotte an-dRavalomanana, zay hany tera-tany afaka hifaninana. Tsy maintsy nataon'i La France kenda roroka Ravalo satria saika hifehy andrizareo TOTAL - SHELL - JOVENA t@'ny alalan'ny TIKO OIL. Amin'izao tsisy gasy tera-tany afaka hanelingelina intsony fa manjaka tokana tanteraka rizareo vahiny.
-De faly ery ry Andrywui matikanin-kely toa amalona. Midina ny vidina petrole, nefa ny any an-tsopitra sy an'ny tena ihany @ny 2010 no ho lasan'ny vahiny ambogadiny. Aza mba vendrana ihany hoa