Dia inona ny dingana manaraka
1. vilambava
(
17/04/2009 07:39)
Hita taratra izao fa mety hifarana ny HAT na tena hiozongozona mafy tokoa. Dia hanao ahoana indray ny tohin'ny tantara? Io no fanontaniana mipetraka amin'ny vahoaka madinika izao.
- Hanaiky hiala am-pilaminana ka hanome ny toerany an'ireto milaza ho legaliste ve ny mpomba ny HAT izay milaza fa ara-dalàna ihany koa.
- Raha hiala ihany izy dia ho vonona hiara-miasa amin'izay fitondrana eo ve sa hiverina eny Ambihijatovo indray ka dia hanohy ny fitakiana isanandro sy hanao bala rora tahaka ny fanaony ary hanafika sy handroba etsy sy eroa?
- Ny miaramila malagasy. Ho inona no hiafarany? Mbola iray tsy mivaky ve izy ireo sa efa mivaky sy mizarazara? Dia inona no hitranga aorian'ny faharavan'ilay fitondrana notohanan'ny sasany?
Mbola ho lava ary mihamaizina hatrany ny tantara ity.

répondu par essera le 17/04/2009 09:46
2. Noue
(
17/04/2009 08:07)
ity aloha dia efa tena sur eee!!
Andry Rajoelina n’a donc jamais pu savourer sa victoire. Décrié à l’intérieur du pays de manière croissante dans toute l’Ile par des dizaines de milliers de manifestants légalistes, par les fonctionnaires, par les opérateurs économiques et méme par ses anciens alliés, il est également déconsidéré par la communauté internationale qui a rapidement qualifié le coup d’Etat « d’innaceptable ». Marc Ravalomanana est toujours considéré comme le « Président institutionnel » par l’Union Africaine, l’Union Européenne, la Communauté des Etats d’Afrique Australe (SADC) et en particulier par l’Afrique du Sud, la France et les Etats-Unis.
dia midika zany fa tsy maintsy miala teo ny HA DE TRAHISON :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D