Tsy maintsy ongotana ny tgvendrana
1. penguin
(
16/04/2009 13:07)
Izay namono ny voay hoy le rangahy tao amin'ny radio no miravaka ny vanginy. Ireo Ministera tsy fenon'i roindefo hono no hozarain'ny TIM sy AREMA. Ny voay tsy mbola maty ka hindramina ngamba fa tsy lasa tanteraka. Mitalaho mafy ny mpiasan'ny VIVA amin'ny resaka fanampiana nohon'ny rivo-doza. Tsy manampy na miara-miasa amin'ny tsy ara-dàlana ny olona noho izany tsy maintsy ongotana ny tgvendrana. Na ahoana na ahoana ka aza mihevitra ny ho afa-bela.
répondu par tataka le 17/04/2009 11:53
2. Noue
(
16/04/2009 13:10)
penguin:ahahahahaha !! mpagalatahaka fotsiny ry donto tgv ireo pffff !! vao nilaza Ravalomanana oe vonona ny hiara-miasa dia iny koa ilay vendrana fa maka tahaka nefa tsy ho lasa lavitra eo io eee
Ireo Ministera tsy fenon'i roindefo hono no hozarain'ny TIM sy AREMA.
:evil: :evil: :evil: :evil:
3. rahiratra
(
16/04/2009 13:12)
Ny tgvendrana no omena kely sa tsy omena ? hihihihi. Tsy maintsy omena kounkou kely an =)) =)) =))
5. tataka
(
16/04/2009 13:39)
Tsy maintsy miala izy na hiezaka hanao fitsidiham-paritany fahapepo saim-bahoaka eo aza.
6. xxx
(
16/04/2009 14:14)
tsy lasa lavitra tsony i radomelina fa tsy maintsy miala é! efa betsaka no manaraka ny ara-dalana ny olona rehetra na fikambanana na miaramila.
10:00 - Des employés de la TVM/RNM sont en grève pour dénoncer l’immixtion de la HAT sur la conduite de l’information. Ils ont prévu de rejoindre le mouvement des légalistes à Ambohijatovo
10:00 - Des employés de la TVM/RNM sont en grève pour dénoncer l’immixtion de la HAT sur la conduite de l’information. Ils ont prévu de rejoindre le mouvement des légalistes à Ambohijatovo
7. andrywui
(
16/04/2009 16:51)
NY ANLAH RY PENGUIN ALAHELON KANINA A !! MITAPITAPIA TSARA EO DAHOLO MOA FA AHITA LAISANY EE
9. KALACK
(
16/04/2009 17:37)
Ze efa tafavoaka tsy ho azonlah ho samborina intsony zany , fa ny ainlah aza no tandremo ntsara xry TIM fa efa manondro eo andohanlah ny basy izao
11. fijo
(
16/04/2009 20:11)
heee,mba efa nisy niantso hoe "prezida"kosa aloha lery e.ampy kosa ngamba izay ka
12. tataka
(
17/04/2009 11:53)
TGVendrana esorina satria zava-poana. Efa manova olona eraky ny ministera ary mampiseho ny mahavendrana azy izy izao.
