AZA VIZANINA I LE8 FA AVELAO HITSABOTENA
1. namanabe
(
16/04/2009 08:50)
mbola ho ampiasaina ihany ve izy iny e! aleo kosa izy mbà hala sasatra dia i manadafy mihintsy asaina mitondra
répondu par tsiafoi1 le 16/04/2009 11:15
2. xxx
(
16/04/2009 09:27)
mbola hiasa izy ka be ny vahoaka miandry azy, ny fanarenana ny nopotehiny joelina sy ny foza orana mbola asa be
3. rabaradaka
(
16/04/2009 09:36)
I Manandefay ange ka fantatro tsara satria profnay teny Ankatso, socialiste progressiste ireny ary mahay politika. Fa ity no atahorako : sao mbola baikon-dRatsiraka ny hidirany eo
4. Oay
(
16/04/2009 09:55)
rabaradaka:
I Manandefay ange ka fantatro tsara satria profnay teny Ankatso, socialiste progressiste ireny ary mahay politika. Fa ity no atahorako : sao mbola baikon-dRatsiraka ny hidirany eo
Za aloha tsy mahatoky hoe: misy Ratsiraka ao ambadika ao é! fa ny zavatra fantatra d izany MFM izany d efa tantara nivalona ka tsy mahazo toerana intsony izany raha tsy manao alliance politique!
Otrany tadidiko na d mbola kely aza za t@ 1989 fa ny zokinay ohatra d tena niondana MFM fa avy eo toa diso fanantenana klé!
5. tsiafoi1
(
16/04/2009 11:15)
Mbola afaka miasa tsara ny Filoha Ravalomanana. 60ans vao retraite. Ary mbola salama sy tomady ara-tsaina tsara.
Ny momba an'i Manandafy. Ilaina mandrakariva ny miara-miasa @'ny dinosore politika, idd ho an'ny olona niaina sy mahalala tsara ny tantaran'i Madagasikara toy ireny.
