mba diniho ihany e!!

1. bazylou ( 13/04/2009 00:16)
(Antananarivo 12 avril ) Eric Moussu de la société DRT précise qu\'il s\'agit d\'un contrat passé en 2006 et ( et non pas d\'un contrat récent comme l\'affirmé La Tribune ) qu\'il s\'agit d\'une exploitation et non pas d\'une acquisition de terre..
hoy ny tao am sobika io!!!!
Ny kabarin\'ny tgv anio tamin\'ny 7 ora hariva teo dia ireto no nolazainy teo:
hoy moov
\"\"\"Notanisain\'i lery daholo izay lazaina fa ratsy hanenjehana andra 8, dia manontany lery hoe tokony mbola hiverina eto ve ono ra 8, mety tsy mendrika ny hiverina marina ngamba ra 8 .
De nampanantena izy fa dans 6 mois de efa mandroso be Gasikara.
Ampiakarina ny hetra miditra amin\'ny kitapom-panjakana.\"\"\"\"
NO COMMENT.
Izao zavatra miseho rehetra izao dia tohin\'ny vary mangatsiaka 2002.
VAly fingika hono fingaka.

- Mba diniho kely ihanyry tim fa olona ohatr\'ireny ve no holelafanareo faladia e!! jereo anie ty izy e!!! Mba taiza teto an tany no nisy hoe prezda nanao fanambaran aampahibemaso fa diso aho e, maketsy e makeroa!!
Mba taiza teto antany no nisy prezda namindra fahefana dia hoe hiverina aho afaka andro vitsivitsy ??? Aminy dia kilalao ny firenena malagasy!! NA izy teo aza dia efa nilaza ampahibemaso fa orinasany MAdagasikara .Izao izany efa resy sy nitsoaka ary vao hoe avereno le8 e, katsaka voanjobory e!!
AZA MANANTENA NY TSY HISY MANDRAKIZAY E!! Ary na miverina sy hisy aza ny accord etsy sy eroa dia aoka hazava fa tsy hisy anaiky sy hiala maina eo!!!

DIA olona toa izany ve no tianareo hitondra e!! ohatrani\'zany izany no fitondrany ny orinasany sy ny vady aman-janany. Eritrereto kely anie , efa nisy raim pianakavian ve nandeha nilefa fa niady tamina olon kafa izy dia nomeny nyrafiny ny fianakaviany ho entiny , dia hoe hiverina aho faza matahoatra rankizy ?? Ingay rainy amin\'io lasa naano tour du monde,ny fivavahana sy ny lanitra vidina ihany!!!
Amiko dia \" dupe \" ny malagasy satria jamban\'ny izato lalana kely sy mapme kely tsy ankaiza. Nandroso hono nygasy tamin\'le8, nefa ny volany aza , de 10.000 fmg lasa 13000 tao anatin\'ny 7 taona!!!!!!!
Jereo ny any algerie, efa mandat fanintelony sahady no azon\'i bouteflika. Mitovy amin\'i le8 mihitsy no nataon\'i le8 teo .Ny gasy io soa ihany fa nisy olona tonga saina sy vahoaka nandrodana, ka na ny mandat faharoa aza tsy vita fa nilaozan\'ny i le8 nitsoaka ny adidiny!! zany ve no tim aminy e!! fa nankaiza daholo le bouclier humain be hoe 100.000 personne teny iavoloha ??? . INDRISY FA TSY MAHAZAKA FIRENENA LE8!!!

-Mazava be anie raha tsy misy vola i MAda e!!! satria ny vola rehetra teo dia subvention sy hataka etsy sy eroa! Ary ny gasy koa efa tsy misy vola hatr\'izay e, na iza teo na iza!!!!\"\" avy aiza moa ireo vola nanovana 4x4 sy lalana etsy sy eroa hanapenana maso vahoaka ireo raha tsy avy any ivelany daholo. Ary ny olona manakarena ao mada dia subvention daholo no hivelomany!!!

-Efa any amin\'ilay referendum izao no lalana raha hiady ny tim, fa raha izay accord etsy sy eroa sy grevy , dia mazotoa fa lany andro eo e!!
- vahoaka koa anie ryzareo no nametraka an\'i tgv teo e!! ary ara dalana syara drariny nytolony sy ny fangatahany!! nagataka izy teo , nanokatra ny kianjan\'ny ambohijatovo izy teo tsy nisy nimenomenona ianareo tim!! efa naharesy izy vao hoe maketsy e makeroa e, ary ny mahagaga dia mampiasa ilay kianjan\'ambohijatovo notokanany ianareo!! copi colle ve sa havendranana mibaribary???


:-D 8O
répondu par pikatti le 14/04/2009 23:00
2. xxx ( 13/04/2009 05:43)
aleo hiverin'i ra8 dia asiana election rapide raha tsy teraka hatramin'ny tain'i ry tgv sy ny arema sy ny CRN.Transition io fitondrana io izany hoe SEUL PROGRAME DIA NY HIKARAKARA NY ELECTION RAPIDE, fa tsy misy resaka contrat minier sy ny impos,anjarany gouvernemnt lanim bahoaka izany.Aleo hazava ny resaka,izany no atao hoe democratie,olona manana responsabilité fa tsy fangalarana toy ny HAT io
3. pikatti ( 13/04/2009 09:32)
tena badolahy mihitsy ke bazylou ty ka ,tsy nampoiziko
izy ve leity hanaiky ny vodiny misy tay ,tsy mahalala faran(s)tay marina le dondrona ty

tsisy mitombina daholo zay lazaina'elah fa mamakia histoire tsara ndana miverina mianatra,sérieux anie ty politika ty fa tsy vitany manao resak'etotra
:-D :-D :-D :-D
4. tafondro ( 13/04/2009 09:38)
bazylou:

(Antananarivo 12 avril ) Eric Moussu de la société DRT précise qu\'il s\'agit d\'un contrat passé en 2006 et ( et non pas d\'un contrat récent comme l\'affirmé La Tribune ) qu\'il s\'agit d\'une exploitation et non pas d\'une acquisition de terre..
hoy ny tao am sobika io!!!!
Ny kabarin\'ny tgv anio tamin\'ny 7 ora hariva teo dia ireto no nolazainy teo:
hoy moov
\"\"\"Notanisain\'i lery daholo izay lazaina fa ratsy hanenjehana andra 8, dia manontany lery hoe tokony mbola hiverina eto ve ono ra 8, mety tsy mendrika ny hiverina marina ngamba ra 8 .
De nampanantena izy fa dans 6 mois de efa mandroso be Gasikara.
Ampiakarina ny hetra miditra amin\'ny kitapom-panjakana.\"\"\"\"
NO COMMENT.
Izao zavatra miseho rehetra izao dia tohin\'ny vary mangatsiaka 2002.
VAly fingika hono fingaka.

- Mba diniho kely ihanyry tim fa olona ohatr\'ireny ve no holelafanareo faladia e!! jereo anie ty izy e!!! Mba taiza teto an tany no nisy hoe prezda nanao fanambaran aampahibemaso fa diso aho e, maketsy e makeroa!!
Mba taiza teto antany no nisy prezda namindra fahefana dia hoe hiverina aho afaka andro vitsivitsy ??? Aminy dia kilalao ny firenena malagasy!! NA izy teo aza dia efa nilaza ampahibemaso fa orinasany MAdagasikara .Izao izany efa resy sy nitsoaka ary vao hoe avereno le8 e, katsaka voanjobory e!!
AZA MANANTENA NY TSY HISY MANDRAKIZAY E!! Ary na miverina sy hisy aza ny accord etsy sy eroa dia aoka hazava fa tsy hisy anaiky sy hiala maina eo!!!

DIA olona toa izany ve no tianareo hitondra e!! ohatrani\'zany izany no fitondrany ny orinasany sy ny vady aman-janany. Eritrereto kely anie , efa nisy raim pianakavian ve nandeha nilefa fa niady tamina olon kafa izy dia nomeny nyrafiny ny fianakaviany ho entiny , dia hoe hiverina aho faza matahoatra rankizy ?? Ingay rainy amin\'io lasa naano tour du monde,ny fivavahana sy ny lanitra vidina ihany!!!
Amiko dia \" dupe \" ny malagasy satria jamban\'ny izato lalana kely sy mapme kely tsy ankaiza. Nandroso hono nygasy tamin\'le8, nefa ny volany aza , de 10.000 fmg lasa 13000 tao anatin\'ny 7 taona!!!!!!!
Jereo ny any algerie, efa mandat fanintelony sahady no azon\'i bouteflika. Mitovy amin\'i le8 mihitsy no nataon\'i le8 teo .Ny gasy io soa ihany fa nisy olona tonga saina sy vahoaka nandrodana, ka na ny mandat faharoa aza tsy vita fa nilaozan\'ny i le8 nitsoaka ny adidiny!! zany ve no tim aminy e!! fa nankaiza daholo le bouclier humain be hoe 100.000 personne teny iavoloha ??? . INDRISY FA TSY MAHAZAKA FIRENENA LE8!!!

-Mazava be anie raha tsy misy vola i MAda e!!! satria ny vola rehetra teo dia subvention sy hataka etsy sy eroa! Ary ny gasy koa efa tsy misy vola hatr\'izay e, na iza teo na iza!!!!\"\" avy aiza moa ireo vola nanovana 4x4 sy lalana etsy sy eroa hanapenana maso vahoaka ireo raha tsy avy any ivelany daholo. Ary ny olona manakarena ao mada dia subvention daholo no hivelomany!!!

-Efa any amin\'ilay referendum izao no lalana raha hiady ny tim, fa raha izay accord etsy sy eroa sy grevy , dia mazotoa fa lany andro eo e!!
- vahoaka koa anie ryzareo no nametraka an\'i tgv teo e!! ary ara dalana syara drariny nytolony sy ny fangatahany!! nagataka izy teo , nanokatra ny kianjan\'ny ambohijatovo izy teo tsy nisy nimenomenona ianareo tim!! efa naharesy izy vao hoe maketsy e makeroa e, ary ny mahagaga dia mampiasa ilay kianjan\'ambohijatovo notokanany ianareo!! copi colle ve sa havendranana mibaribary???


:-D 8O

Diso be !!!!!

:lol: :lol: jereo i BARAKAY HOSENAY I OBAMA ... :lol:
5. pikatti ( 13/04/2009 09:41)
faly manao gazety fotsiny le bazylou ,raha mba mitombina moa maninona ,fa indrisy herim-po very maina :-D :-D :-D :-D
6. Mirananirina ( 13/04/2009 09:47)
Mba diniho kely ihanyry tim fa olona ohatr'ireny ve no holelafanareo faladia e!!

fa olona ohatra an'iza no tokony ho lelafina.
7. tafondro ( 13/04/2009 09:48)
Réctification kely kosa aloha , hoy i bazylou :
"Mba taiza teto an tany no nisy hoe prezda nanao fanambaran aampahibemaso fa diso aho e, maketsy e makeroa!! "

Diso be !!!!!

jereo i BARAKAY HOSENAY I OBAMA ... :roll: :roll:
8. pikatti ( 13/04/2009 10:12)
mila miverina any an-tsekoly le bado bazylou ty hoa , betsaka ny ohatra fa aleo mintsy nedala mba hikaroka kely :-D :-D :-D :-D
9. rapresi ( 13/04/2009 13:22)
mila miverina any an-tsekoly le bado bazylou ty hoa , betsaka ny ohatra fa aleo mintsy nedala mba hikaroka kely

marina zany lol
n
Mba taiza teto antany no nisy prezda namindra fahefana dia hoe hiverina aho afaka andro vitsivitsy ??? Aminy dia kilalao ny firenena malagasy

adinona ngaha fa menacena izy hiala,namindra a,namindra :�) vavabasy no nampiala azy :�) :�)
10. pink ( 13/04/2009 13:39)
TGv re dia olona handroba fa tsy hampandroso. Ny Potika sy horohoro no lazany .Sokafo ny maso sy ny saina fa Hazo Amoron Tevana izao Ny tany naniriany na hifotorany dia ratsy . Tsy fitiavana firenena io fa fitiavantseza sy VOLA.. ....Firy moa ny olona victimes @ izao situation izao... sa ianao tsy hijery ireny fa i DJ ihany no mahafaty anao.
11. bazylou ( 14/04/2009 07:28)
ka tsy maintsy hoe ompa sy ozona anie sia noavoaka reheaf tsy hita izay amalina le olona e!! lojika tim!!! :-D :-D :-D
12. andrywui ( 14/04/2009 12:17)
Aza mamaly ratsy ny ratsy ry bazylou fa aleo hanompa be eo fon reo Tim reo a!!! na omeo biz'oroka otran nataoko tam boygoss tatsy ambony atsy teo !!!
13. pikatti ( 14/04/2009 23:00)
kalack=andrywui ty mintsy no tena fositra mponompa olona manao xxx eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427