VOAFANDRIKA LE TGVendrana

1. pikatti ( 12/04/2009 14:58)
nihinanenanany fa tsy namelan'ny renimalala raha tsy nivarotra tanindrazana le TGVendrana zay le deal tao @ ambasady frantsay namonjy azy iny,tena nirodana daholo ny arguments nakany le fanjakana ara-dalàna =)) =)) =))
répondu par fijo le 15/04/2009 21:53
2. xxx ( 12/04/2009 15:01)
efa hita anie io hoe zavatra kitoatoa é, maika fotsiny hoe antsoy prezidà zah ry malagasy ,dia faly tokoa ny anareo ,tsisy saina ,azony moa zany ny seza dia hoe antsoy di zah ry malagasy
3. pikatti ( 12/04/2009 15:03)
ka efa fantatra io é ny dinozaory no tena tin'ny frantsay fa tsy tony tsy afa tavony tony=))=))=))
mihetsika @ zay fa lera! lera! lera!
4. rapresi ( 12/04/2009 15:08)
tratrin' ny paka e,
marina mahitsiny zany rapikatti a,nefany fananadry zalahy efa be.tambiny io e,mila tambiny ny rehetra fa tsy gratos daholo
5. pikatti ( 12/04/2009 15:14)
heverin-dry lerony gratos hotran'ny vary sy menaka sy ny ppn norobaina tao @ tiko nga izy klé
lany saosy fa romboy é
6. xxx ( 12/04/2009 15:20)
jereo tsara zay avaliny anio fa may volon-tratra izy mianakavy ,nivoaka ny teti-dratsy ty,zay voa hitan'ny havany eo, :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 12/04/2009 15:30)
tsy voafandrika fotsiny fa voafingana ko :)
8. Noue ( 12/04/2009 15:41)
rapresi:
tratrin' ny paka e,
torak'zany koa eee !!


:-* :)
9. rajy ( 12/04/2009 15:49)
Aleo ndray hiteny eo androany. Jereo TVM @ 7 ora ,kofy maivana otrin'ny taratasy .refa tsy ra8 de aleoko ary hafa fa lety tsy laniko mintsy ,zero sur vingt
10. xxx ( 12/04/2009 16:27)
tratra ny paka zany fa ty nomen-dry TGVendrana aloha dia fanompana vahoaka MALAGASY
tena voafingana tokoa ry mirana o,ary hidaraboka miaraka @ teti-dratsiny :-D :-D :-D
ZERO MANATODY
11. patrick2002 ( 12/04/2009 16:40)
Ianareoa ve dia mino an'izany ,resaka izany mba hampikorotana ny malagasy
Iza no nahita an'izany contrat izany ,vao eo ve ny Daewwo no nanipy gant dia tonga dia hiditra indray ny afa .
Tena mora handelerana tsaho mihintsy ireto Ravalomananiste ireto, rahampitso inona indray ny tsaho alefa ,hovany TGV euro ny vola malagasy :-D :-D :-D
12. xxx ( 12/04/2009 16:55)
ohatriny mitampina koa ny masony lelenty tsy mahita ny vaovao le! hita mihitsy hoe foza orana tsy maharaka ninoninona :evil:
13. rajy ( 12/04/2009 17:49)
Lety koa otran'ny olona manonofy . Ataovy resaka matotra fa aza atao resa-jaza . Taiza koa no hisy ariary ho lasa euro ? Euro foza orana? Misaina ihany lesy fa zany ihany no nahavoa ny fohilohanareo RADOMELINA io
14. Noue ( 12/04/2009 17:52)
patrick2002:

Ianareoa ve dia mino an'izany ,resaka izany mba hampikorotana ny malagasy
Iza no nahita an'izany contrat izany ,vao eo ve ny Daewwo no nanipy gant dia tonga dia hiditra indray ny afa .
Tena mora handelerana tsaho mihintsy ireto Ravalomananiste ireto, rahampitso inona indray ny tsaho alefa ,hovany TGV euro ny vola malagasy :-D :-D :-D
hita eny ihany oa ny jamba eee!!

http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html


15. xxx ( 12/04/2009 17:54)
PIKATTI raha mbola mamerina miteny ratsy elah de ho esoriko ny ps nlah !!
16. menalamba ( 12/04/2009 18:05)
Inona ary no andrasana tsy hanaovana sahala @ tany Cote d'Ivoire é??? Avy dia ajedaka doroina daholo ny momba ny frantsay rehetra sy ireo milelaka azy ireo .Tena mihevitra ny Gasy ho vongany reo kah . Mila amboarina @ izay fa ela loatra :evil: :evil:
17. xxx ( 12/04/2009 18:12)
NIVAROTRA AMPAHATELON'NY GASIKARA MITSY RAVALO TEO TSISY NITENY KA IZAY TANY KELY AMPANOFAINA KELY VETIVETY IO KO NO MAMPIVAZAVAZA ANAREO ETO MANAKOROTANA FIRENENA ,,,nefa hianareo TIM ihany no nangalatra naha banky rompitra ny volampanjakana tao ,,
18. menalamba ( 12/04/2009 18:28)
Mandehana lesy amidio ny taolam-patin'ny havan-lisany rehetra fozaorana sy padesm rehetra ireo rehefa tsy mahita vola fa aza mirediredy eo an.I Gasikara tsy atakalo tsy amidy vola,Mendimendy maka fanjakana ianareo ko no tsy mahita vola? Ho hitan-tsika eo rehefa tsy ho voaloha ny karaman'ireo marasily ...dia hoavy @ izay ny gavo manta fa miomana
19. andrywui ( 12/04/2009 20:51)
Mitapitapia eo ary laisany fa tifirin'ny capsat goaka vody eo vody eo daol laisany fa misy misangy eo manko ann !! aleo fotsiny zahay hanao ze tianany hatao fa anay ny Fanjakana zao
20. KALACK ( 12/04/2009 21:17)
NIVAROTRA AMPAHATELON'NY GASIKARA MITSY RAVALO TEO TSISY NITENY KA IZAY TANY KELY AMPANOFAINA KELY VETIVETY IO KO NO MAMPIVAZAVAZA ANAREO ETO MANAKOROTANA FIRENENA ,,,nefa hianareo TIM ihany no nangalatra naha banky rompitra ny volampanjakana tao ,,


zany mihits lets ah ,,, ar aza ampihorohoroan'ireo TIM menelamb kel reo lty ry wui a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2783