VOAFANDRIKA LE TGVendrana

21. pikatti ( 12/04/2009 21:38)
KALACK= andrywui fa dia heverin'ny lelenty fa votany hotran'elah daholo ve ny Malagasy é,sady le vendran-dahy ty tsy mahalala fa tsisy miraharaha anelah reo TGVendrana reo,efa fantatray fa efa voan'ny capsat ny vodin-dren'elah=))=))=))
22. bazylou ( 13/04/2009 00:21)
o ry pikatti a, ny gasy tsy vendrana fa dupe
23. pikatti ( 13/04/2009 09:33)
fa elah sady vendrana sady dupe :-D :-D :-D
24. Mirananirina ( 13/04/2009 10:32)
Mitapitapia eo ary laisany fa tifirin'ny capsat goaka vody eo vody eo daol laisany

dia heverin'ny lelenty fa votany hotran'elah daholo ve ny Malagasy

Tena tapaka ny tsinaiko fa aleo aloha aho hivoaka kely,sao lena eo ny kila..........
25. xxx ( 13/04/2009 12:47)
menalamba:

Inona ary no andrasana tsy hanaovana sahala @ tany Cote d'Ivoire é??? Avy dia ajedaka doroina daholo ny momba ny frantsay rehetra sy ireo milelaka azy ireo .Tena mihevitra ny Gasy ho vongany reo kah . Mila amboarina @ izay fa ela loatra :evil: :evil:



:roll: tonga dia hesory toy ny nanalany an'i ravalo amin'izao e,basta (l)
26. rapresi ( 13/04/2009 13:44)
maika fotsiny hoe antsoy prezidà zah ry malagasy ,
Ho hitan-tsika eo rehefa tsy ho voaloha ny karaman'ireo marasily ...
ny any rehetra letsy fa tsy ny marasily irery a
27. fijo ( 15/04/2009 21:53)
dinika koa eo ambonimbony eo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381