Harary Andoha Tokoa

1. sohitika2008 ( 11/04/2009 11:27)
ingahy Rajoelina
répondu par catalyn le 11/04/2009 17:02
2. catalyn ( 11/04/2009 17:02)
Amin'izao toe-draharaha misy any Madagasikara izao dia tsotra fotsiny ny teniko. Samia manao izay mampety ny fiainany tsirairay,izany hoe atao izay hiasana hameloma-tena, ho an'izay afaka moa dia ampio ny fianakaviana sy ny ray aman-dreny . Izay ihany fa ny fanaratsiana sy fanompana lavareny eto dy tsy hitondra voka-tsoa mihintsy. Efa voaozona ny tanintsika ka na iza na iza no hitondra eo (Ratsiraka,Zafy alibera,Ra 8,Rajoelina,... sy ireo goaika antitra mitady seza ireo )dia tsy hisy fiovana ny fiainam-pirenena fa samy mitetika ny hameno paosy avokoa.
Raha hendry ianao dia ataovy tsara ny asa, ary mifalia amin'izay anananao . Saika adinoko, mivavaha ihany koa fa tsy hay izay hiseho any aoriana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539