Misy efa manao hevitra bontolo fotsiny ...
1. essera
(
10/04/2009 07:37)
Misy izany amintsika mpisera namana sasany dia efa manao resaka bontolo fotsiny. Raha tena olona mieritreritra ny sasany dia tokony efa mba nitony androany satria na ny mpitarika anareo aza efa mahatsapa hoe :
"Aleo handeha amin'ny fifampidinihina amin'izay fa tsy ho tafavoaka mihitsy isika fa lasa calcul toy izao : "
1 + 1 - 2 + 4 - 3 - 1 + 0 = 0
Raha jerena ilay adihevitr lisany lé miondana tena tsy mba nahitako zavatra azo notsoahina fa efa te hiady. Tandremo fa mikotrana izahay ka sao lisany efa eny ambony tatami vao rano an-dravina eo a.
Ary ny tsy misy apoaka ihany matetika no mahita hokianina.
Mba jereo ange, efa niainako an-taona maro io. Asaina milatsaka délégué ny mpiasa tsy misy mety hilatsaka. Nanao ny tena nandritra ny taona maro, kiana no azonao na dia nisy aza ny résultat mba nivoaka tao. Ianao koa moa tsy hoe mandray décision fa moyen de pression ho an'ny direction. dia ohatra an'io mpiasa entina io le ataonlisan ry penguin, karavasy etc... Tsy misy apoaka fa mahay manakiana.
=> Mila entina zany lisany fa mbola tsy olona hitondra mihitsy.

répondu par essera le 10/04/2009 09:24
2. Oay
(
10/04/2009 07:51)
Ny fahitako anazy indray ry essera d otrany zanakin'ny very seza ry zalahy ireo, ary zanakin'ny very seza ilay napetraka fa tsy d manana hery na manandanja a! raha fintinina d zanakin'ny mpisolelaka é! d tsy manankambara fa na miteny ratsy na manao valiboraingina, ka le eto koa tsy mifankahita fa raha mifankahita hitako hoe tsy saha akory ry zalahy ireo.
Za aloha manana porofo @ ilay mpiasan'ny TIKO napetraka d lasa dépité (kopy enao @ ilay métaphore an!) satria misy anankiray wa : za nanome cours ny zanany d refa miresaka zahay d ozy ranamana hoe " Izahay anie ry Oay olona napetraka é!" ka ranamana koa sady mpiasan'ny TIKO.

3. penguin
(
10/04/2009 08:14)
Aza mihevitra ny misy saina nefa elah no tena manao resaka bontolo eto. Milaza tsy bontolo elah koa manamaivana ny sasany ? Sa ahoana no hiresahina kotrana nefa basy no adeho fa tsy sahy mampiasa sandry ? Ny TGVendrana tsy mahalala ny havendranany fa ny an'ny hafa no hitany ary izy indray no mitady hanome lesona.
4. essera
(
10/04/2009 08:17)
Gaigy be les io Oay. Tsy dia tsara loatra ilay poste politique io. Aleo ange amoronako sujet iray mihitsy raha tsy mis tena marary fo be amin'io
5. essera
(
10/04/2009 08:27)
2. Mpandefa : penguin [ Valio ] 10-04-2009 10:14:00
Lohateny : Re : Misy efa manao hevitra bontolo fotsiny ...
Aza mihevitra ny misy saina nefa elah no tena manao resaka bontolo eto. Milaza tsy bontolo elah koa manamaivana ny sasany ? Sa ahoana no hiresahina kotrana nefa basy no adeho fa tsy sahy mampiasa sandry ? Ny TGVendrana tsy mahalala ny havendranany fa ny an'ny hafa no hitany ary izy indray no mitady hanome lesona.
Tsy zakanareo ilay resako izay mandeha ka. Ohatra hoe diso tsipelina aho hoe Union africaine sy Unité africaine dia efa mihirahira be ery nefa mijere larousse fa tsy dia mifanalavitra ireo ary io ihany aza no niaingany.
http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm
Efa miaingaainga be fotsiny nareo ka tandremo fa ialako kely fotsiny ange dia ianareo sy ny totondribenareo no miara-mianjera any a.
D zah ko aloha tsy manana basy fa aiza no misy ? Dia averiko ihany hoe TGVendrana ve les no mitondra an'lah zao nefa éla mba intello ihany. Ekeo aloha fa marary fo mandava-taona eo a. Izy ery amin'ny birao izao, lisany ery am Dablio, i Likiliky lavasanga kely io sad fataka moa izy teo. :lol: :lol:
6. Oay
(
10/04/2009 08:32)
penguin:
Aza mihevitra ny misy saina nefa elah no tena manao resaka bontolo eto. Milaza tsy bontolo elah koa manamaivana ny sasany ? Sa ahoana no hiresahina kotrana nefa basy no adeho fa tsy sahy mampiasa sandry ? Ny TGVendrana tsy mahalala ny havendranany fa ny an'ny hafa no hitany ary izy indray no mitady hanome lesona.
Ny problema elah sy TGV aloha d tsy aiko fa mbola averiko amin'elah fa i Oay tsy TGV ary tsy TIM marina fa betsaka ny niantso anazy ho ao @ TIM fa tsy mbola matotra ka aleo hilamina d misesy satria tsy mbola ao tsara.
Marina ny an'elah fa ny sasany kely endaka d mampiasa basy ny sasany indray d mampiasa vola, io anie ilay nolazain'i dada mianara leroa d aza adino koa ny tia ady satria rehefa tsy vita eny ambony latabatra azo tohizana eny antokotany, ny mampalahelo d t@ 1993-1994 rehefa tsy mifanaraka d raikitra ny totohondry tsaroako eto ny gidra nifanaovana t@ ndry mpanetsa sy ry lalaina teny ampefiloha izay natao hoe double vandamne moa t@ izany amin'izao fotoana izao anefa raha vao mihetsika d basy, izay anie no nahatonga ana niteny teto nanao hoe maninn moa raha tena mafy d tanana sy tongotra ary saina no ampiasaina fa tsy mifampatahotra @ basy é!
7. KALACK
(
10/04/2009 09:11)
Tandremo anefa ry essera an , aza mamaly ady amindry le rony mihitsy fa valio ampitiavana foan ry zalah ,,, fa efa kobo be mantsy hoe mila ady sisa no adindry zalahy de mivily any aminle ady ny resaka