Ny famelan-keloka:misy voavela misy tsy voavela ..an!
1. niryna
(
08/04/2009 04:14)
Ahoana tokoa izany? Misy fahotana izay voavela ny heloka kanefa toa misy koa tsy ho voavela mihitsy ?
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan'ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo Marka 11:25
Mahazo famelankeloka amin'Atra isika raha toa ka mamela heloka ny hafa
fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy Marka 3:29
Izany hoe fahotana mandrakizay ho an'ireo izay manamafy ny fony amin'Atra ka manohitra ny Fanahin'Atra sy manda ny fisiany
Dia ahoana ?
(l) niryna

répondu par rafarakotomalala le 15/07/2016 18:05
2. bichette
(
08/04/2009 11:56)
Ny ota rehetra dia voavela avokoa afatsy ny miteny ratsy ny Fanahy masina ihany.
raha nanamafy ny fony na nanohitra sy nanda ny fisiany KA mifona ary manantona an'Atra dia voavela fa io miteny ratsy ny Fanahy Masina io IHANY no tsy voavela mandrakizay. Zay ihany
ZAY !!! :-*
raha nanamafy ny fony na nanohitra sy nanda ny fisiany KA mifona ary manantona an'Atra dia voavela fa io miteny ratsy ny Fanahy Masina io IHANY no tsy voavela mandrakizay. Zay ihany
ZAY !!! :-*
3. bor2lais
(
08/04/2009 13:17)
Misaotra an\'i Niryna nanokatra ity lohateny ity !
Ny fanontaniana tsara apetraka koa angamba dia ny hoe :
\" Inona no antsoina hoe miteny ratsy ny Fanahy Masina na blasfemia ? \"
Mety efa resaka nandalo teto ihany angamba izy io !
Ny fanontaniana tsara apetraka koa angamba dia ny hoe :
\" Inona no antsoina hoe miteny ratsy ny Fanahy Masina na blasfemia ? \"
Mety efa resaka nandalo teto ihany angamba izy io !
4. ikaretsaka
(
08/04/2009 20:34)
fanontaniana kely alohan'ny hidirana lalina:
-inona no atao hoe heloka
-dia rehefa maninona no hoe meloka ny olona 1 na tsia.. dia iza no mamaritra an'io @ samy olombelona?
-inona no atao hoe heloka
-dia rehefa maninona no hoe meloka ny olona 1 na tsia.. dia iza no mamaritra an'io @ samy olombelona?
5. Zina
(
09/04/2009 02:37)
ny atao hoe heloka dia ny fandikana ny lalana izay nomen'Antra antsika tsinona izany fa ny didy folo.
iny zao ika nande nangalatra dia efa nanao heloka ohatra iray iny, na mandainga be ato foana...
mamaritra an'ny heloka @ samy olombelona? tsy mazava...
iny zao ika nande nangalatra dia efa nanao heloka ohatra iray iny, na mandainga be ato foana...
mamaritra an'ny heloka @ samy olombelona? tsy mazava...
6. coopsal
(
09/04/2009 10:33)
bor2lais:
Misaotra an\'i Niryna nanokatra ity lohateny ity !
Ny fanontaniana tsara apetraka koa angamba dia ny hoe :
\" Inona no antsoina hoe miteny ratsy ny Fanahy Masina na blasfemia ? \"
Mety efa resaka nandalo teto ihany angamba izy io !
==> "Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Azy, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy." [I Jaona 5:10].
Ny miteny ratsy ny Fanahy Masina dia ny tsy mino ny fanambaran'ny Fanahy Masina (mampandainga ny Fanahy Masina).
"Ary izao ny fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany" [I Jaona 5:11]
7. bobone
(
10/04/2009 13:04)
vokatry ny tsy fanarahana ny sitrapon'Atra sy ny didiny no tsy ahazoany famelan-keloka raha toa ka tsy miaiky ny helony izy fa manao foana izay tiany
8. ikaretsaka
(
10/04/2009 16:12)
Zina:
ny atao hoe heloka dia ny fandikana ny lalana izay nomen'Antra antsika tsinona izany fa ny didy folo.
iny zao ika nande nangalatra dia efa nanao heloka ohatra iray iny, na mandainga be ato foana...
mamaritra an'ny heloka @ samy olombelona? tsy mazava...
De iza no namaritra ny hoe rehefa cas "izao dia halatra" de rehefa cas izao dia tsy halatra fa "maka tsy miera" ohatra
De iza koa ny mamaritra ny hoe raha nandripak'entana ka niantso ny anarany de tsy heloka ohatra fa raha manao beson'ilay hira hoe "andriamanitro" ary ampiandrasam-paty ka efa somary mamon-torimaso iny de heloka...
9. fijo
(
10/04/2009 20:31)
hoy i zina,ny helika di any fandikan any lalana nomen'andriamanitra.izahay izao tsy mino ,nefa manaraka sy mahalala fa ratsy ny mangalatra sy mamono olona,de ahoana?
10. niryna
(
13/04/2009 02:51)
bichette:
Ny ota rehetra dia voavela avokoa afatsy ny miteny ratsy ny Fanahy masina ihany.
raha nanamafy ny fony na nanohitra sy nanda ny fisiany KA mifona ary manantona an'Atra dia voavela fa io miteny ratsy ny Fanahy Masina io IHANY no tsy voavela mandrakizay. Zay ihany
ZAY !!! :-*
dia ahoana ry bichette izany hoe miteny ratsy ny fanahy masina izany ? afaka manao ohatra ve hianao ? misaotra mialoha
:-*
11. niryna
(
13/04/2009 02:53)
bor2lais:
Misaotra an\'i Niryna nanokatra ity lohateny ity !
Ny fanontaniana tsara apetraka koa angamba dia ny hoe :
\" Inona no antsoina hoe miteny ratsy ny Fanahy Masina na blasfemia ? \"
Mety efa resaka nandalo teto ihany angamba izy io !
dia ahoana ny dikan'izany hoe miteny ratsy ny fanahy Masina izany ?
12. niryna
(
13/04/2009 03:03)
ikaretsaka:inona no fahafantaranao izany ?
fanontaniana kely alohan'ny hidirana lalina:
-inona no atao hoe heloka
dia ahoana no hevitrao tokoa aloha ,rehefa amin'ny fotoana inona no atao hoe meloka eo anatrehan'Atra ? satria ny zavatra rehetra atao ao anati'n'ny maizina mantsy dia mivoaka moramora ao anaty mazava
-dia rehefa maninona no hoe meloka ny olona 1 na tsia.. dia iza no mamaritra an'io @ samy olombelona?
ny fihevitro ho Atra tsy fihevitrareo ,ny lalako tsy lalanareo,eo anatrehan'Atra ilay izy dia tsy mety fa eo anatrehan'ny olombelona dia ny fisainany no manameloka na tsia na fantany aza fa tsy eken'Atra .Dia avereno valiana hoe ny hevitrao amin'ireo fanontanianao ireo ? :-*
13. niryna
(
13/04/2009 03:07)
Zina:
ny atao hoe heloka dia ny fandikana ny lalana izay nomen'Antra antsika tsinona izany fa ny didy folo.
iny zao ika nande nangalatra dia efa nanao heloka ohatra iray iny, na mandainga be ato foana...
mamaritra an'ny heloka @ samy olombelona? tsy mazava...
tohizako
dia hoy koa kristy niteny hoe hianareo miteny fa aza mijangajanga ( ny fariseo sy ny mpanora-dalana io an) ary mety ho tafiditra amin'izany koa isika fa i kristy kosa dia miteny fa na dia mijery vehivavy na lehilahy ka mitsiriritra ao am-po ( ao anaty) dia efa mijangajanga
14. niryna
(
13/04/2009 03:14)
fijo:
hoy i zina,ny helika di any fandikan any lalana nomen'andriamanitra.izahay izao tsy mino ,nefa manaraka sy mahalala fa ratsy ny mangalatra sy mamono olona,de ahoana?
ny fahafantarako azy ry fijo dia samy hafa ny nampifantarana fa hoe misy Atra kanefa dia tsy mino Azy sy ny hoe tsy nahalala an'Atra mihitsy an.
Ny iray manamafy ny fony ary dia efa voampanga sahady izany satria tsy mino ny zanaka izay nirahina,tsy mino ireo nitory sy nahita fahasoavana ary indrindra indrindra nirahina mba hizara kanefa vao maika manamafy
ny fony tokoa ...dia inona no mitranga ? dia vao maika ho hamafisin'Atra ny fony ary dia hino ny fitaka rehetra izy fa raha mangetaheta kosa izy dia ahazo rano velona tsy mety ritra ,raha midiridiry moa dia vao maika mafy toy ny vato ny fony ,izay no tadiaviny ? dia izay koa no omen'Atra azy .
Ireo izay tsy mahalala azy kosa dia ny lalana natao ho an'izay mahay lalana ,ny tsy fahafantarana ny lalana kosa dia Atra no mitsara azy amin'ny soa na ratsy vitany satria na tsy nahafantatra an'Atra aza izy dia efa nomena tao am-pony ny didy folon'Atra izany
15. sarobidy
(
14/04/2009 05:58)
-inona no atao hoe heloka
Amiko manokana, ny atao hoe heloka dia ireo rehetra tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra.
Ahoana nefa no ahalalana hoe inona sy inona ny sitrapoNY sy ny tsy sitra-poNY, ny ankasitrahaNY sy ny tsy ankasitrahaNY?
===< Ao anaty BAIBOLY ao daholo ny valiny ^:^
16. coopsal
(
14/04/2009 06:43)
niryna:
tohizako
dia hoy koa kristy niteny hoe hianareo miteny fa aza mijangajanga ( ny fariseo sy ny mpanora-dalana io an) ary mety ho tafiditra amin'izany koa isika fa i kristy kosa dia miteny fa na dia mijery vehivavy na lehilahy ka mitsiriritra ao am-po ( ao anaty) dia efa mijangajanga
==> Oh ry ise ah, izay tenin'ny TOMPO tsy azo ampiana ary tsy azo analana fa miova ny heviny.
Averiko eto ilay tenin'i Jesoa :
"Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady."[Matio 5:28]
Hoy ilay vehivavy anakiray izay hoe : "tao anaty bus nisy lehilahy tena ts nampoiziko mihitsy hoe lehilahy lehibe ohatra an'iny, nifindra teo akaikio izy dia nikitikitika ny valahako ... sns. Tena olona adala tsy misaina" ... Izaho anefa vao nahita ny fitafian-drazandriko vavy dia ni-comprendre avy hatrany an'ilay lehilahy.
Mora ho an'ny vehivavy ny tsy mijery lehilahy ka hila azy ... fa ny lahy mijery vehivavy ka miteraka filàna ao anatiny dia inévitable ho ana lehilahy 'normal'.
Sarotra kosa ho an'ny vehivavy ny hiafy amin'ny zavatra rehetra mba tsy hahatonga ny lehilahy hijangajanga (izany hoe mitandrina fatratra mba tsy hanao fihetsika, fiteny sy firesaka, fitafy, ka mahatonga ny lehilahy hijangajanga, eny na dia ao am-pony ihany aza).
Ho ahy tsy mpisotro toaka (sady tsy tia rahateo) dia mora ho ahy ny mitsara ny mpimamo hoe "manimba ny tenany ka fahotana izany". Kanefa toa sarotra kokoa ho ahy ny tsy hanome vola ny hafa hisotroany toaka.
17. coopsal
(
14/04/2009 08:19)
sarobidy:
-inona no atao hoe heloka
Amiko manokana, ny atao hoe heloka dia ireo rehetra tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra.
Ahoana nefa no ahalalana hoe inona sy inona ny sitrapoNY sy ny tsy sitra-poNY, ny ankasitrahaNY sy ny tsy ankasitrahaNY?
===< Ao anaty BAIBOLY ao daholo ny valiny ^:^
==> http://baiboly.org/toko.asp?boky=Jaona&toko=6&andininy=38-40&dika=ls-web
18. tywa68
(
14/04/2009 08:35)
sarobidy:
-inona no atao hoe heloka
Amiko manokana, ny atao hoe heloka dia ireo rehetra tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra.
Ahoana nefa no ahalalana hoe inona sy inona ny sitrapoNY sy ny tsy sitra-poNY, ny ankasitrahaNY sy ny tsy ankasitrahaNY?
===< Ao anaty BAIBOLY ao daholo ny valiny ^:^
Marina zany fa misy miseho ho mahay mandika kokoa ny ao anatiny ! d eo indrindra no hoe mivavaha mba tsy hijanona @izay voasoratra ao fa mba haheno ny tena Izy koa :wink:
19. niryna
(
21/04/2009 04:00)
-inona no atao hoe heloka[quote=sarobidy]
misy ohabolana miteny heo ny heloka hibaboana mody rariny.Izany hoe zavatra fantatra izany fa tsy mety ilay izy kanefa dia atao ihany,fantatra fa manohitra ny tenin'Atra kanefa tsy mahatohitra ny vatana dia manao ary dia mahafantatra fa tsy mety ilay izy .Dia ao no mahatsapa izany fa diso izy ka dia mibebaka na koa hoe mifona amin'Atra fa nisy zavatra nataony tsy nifanaraka an'ny sitrapon'Atra (io ilay fahotana eto) ,misy indray moa dia hoe Tsy matahotra izay Atra atahorako,mahavita manao zavatra manimba ny hafa izy ary tsy mampihotsina azy akory izany na dia fantany fa animba ny fiainan'ny hafa na andratra na anome alahelo ny hafa ny fanaovany an'izany dia tsy rarahiny ary ny ataony ihany no ataony.
Amiko manokana, ny atao hoe heloka dia ireo rehetra tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra.
io izany ry ika misy hevitra iray mikasika ny atao hoe heloka
Ahoana nefa no ahalalana hoe inona sy inona ny sitrapoNY sy ny tsy sitra-poNY, ny ankasitrahaNY sy ny tsy ankasitrahaNY?
===< Ao anaty BAIBOLY ao daholo ny valiny ^:^
=D> dia miampy izay koa fa manenjika ny eritreritra ary ho an'ny hafa moa dia ny fanahy masina no efa mitoetra ao aminy ary io no mampahatsiahy azy sy mampahafantatra azy hibebaka sy ahalala fa tsy mety ny ataony
20. rafarakotomalala
(
15/07/2016 18:03)
Mba tsetsatsetsa kely tsy haritra.. Andtra be tsy mba mety ho Leo mamela heloka raha to a ka misy fohotana iray ataon NY olony matetika nefa izy isaky ny avy manao izany dia mifona... Ny olana eto hoe NY ampitso ihany ilay olona dia azo antoka fa hamerina ilay ota.. :-)