Ny famelan-keloka:misy voavela misy tsy voavela ..an!
21. rafarakotomalala (
15/07/2016 18:05)
Mba tsetsatsetsa kely tsy haritra.. Andtra ve tsy mba mety ho Leo mamela heloka raha toa ka misy fohotana iray ataon ny olony matetika ,fa izy isaky ny avy manao izany dia mifona... Ny olana eto dia hoe NY ampitso ihany ilay olona dia azo antoka fa hamerina ilay ota.. ?? :-)