Irlandy avaratra II

1. sohitika2008 ( 05/04/2009 15:28)
Protesta vs. Katolika

blabla blabla blabla

Ravalo vs. Rajo

:evil: :evil: :evil: :evil:
répondu par ikaretsaka le 10/04/2009 21:18
2. ikaretsaka ( 05/04/2009 16:19)
io letsy le voalazan'ny ntaolo @ resaka voamaintilany, sy ny ying yang nop tokony hitondrana an'io an
3. locl ( 05/04/2009 18:42)
ô ry sohitika,
Mbola karemy zahay katôlika izao, fa mba avelao aloha Odon hibebka ny fahotana vitany.
Tsy misy catholique vs Protestant zany fa Odon no misolantsolana, ho hitany eo kely izany rehefa tonga Dada, fa feno catholique ny arabe
4. xxx ( 06/04/2009 05:36)
sohitika2008:

Protesta vs. Katolika

blabla blabla blabla

Ravalo vs. Rajo

:evil: :evil: :evil: :evil:



ataovy ze isian'ny ady eto M/skara: guerre pro8/tgv de zao indray asio guerre fivavahana!
mbola hotsaraina enao am farany, tadidio ze teniko zay
5. fijo ( 10/04/2009 20:35)
i odon akory tsy (katolika)fa aza hafangaro ireo.i odon no nanoa ny nataony,fa aza ny katolika no tsaraina
6. ikaretsaka ( 10/04/2009 21:18)
ka raha nanao ny ataony i odon letsy maninona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0766