tafa latsaka tateraka sipa efa niteraka za e
1. xxx
(
04/04/2009 13:11)
manaoana daholo nareo rehetra
mba mila toro hevitra aminareo ny bandy fa tena niaraka t@ sipa za,izy efa niteraka, libre izy fa tsy hoe mbola manambady akory sanatria a,
kilalao no noheveriko t@ voalohany, nefa zao za tena tafalatsaka tantraka aminy mihitsy, tena lasa reviko be lé sipa e, sady sipa miady @ fiainana zany fa tsy le sipa manataka renyfotsny.
Ahoana no tokony ataoko ry zalahy? Tena hiroso za sa hitakemotra?
Tena tsy toa tsy ho zakako anefa raha lasan'olon kafa eo io sipa io fa sady tavy no volony, efa ny tratra ohatran ahy ve nareo? mba omeo avis ny bandy fa tena sahirana miady saina e.

répondu par tenompitia le 29/08/2009 20:32
3. mazavajery
(
05/04/2009 17:44)
tsy dia sarotra loatra ny problemnao;ny fitiavana no lehibe indrindra, tandremo anefa fa sao lahy tsy fitiavana ilay izy fa fitiavantena fotsiny, sao dia hainy tsara fotsiny ny nampirevy anao dia torana teo ianao,mora fantatra ny tena fitiavana,tsy mora tezitra aminy ianao ,na mandefa rivotra eo akaikinao aza izy dia hoy ianao hoe alefaso fa arapahasalamana izany , raha mahatsapa izany ianao dia tsarovy fa tena tia azy ianao,diniho koa tsapanao ve fa tia anao izy,toy ny lohapanjaitra mantsy ny elenelan ny fitiavana sy fankahalana ,raha izay zaza tokana afaka manamboatra efatra ianareo,ka io iray io aza dia mety ho tia lavitra anao noho ny naterakao raha hainao ny mikolokolo azy ,sady izay ilay izy sady taviny no volony no mahay mitsikaraka ,raha nampianao hoa mpivavaka io ary kristianina dia hoy aho hoe tsy anenenanao io, sady efa nisy nametrapetraka io ka mety tena hanaja anao ,zay fa bye bye!
4. tess
(
05/04/2009 20:32)
kilalao no noheveriko t@ voalohany, nefa zao za tena tafalatsaka tantraka aminy mihitsy, tena lasa reviko be lé sipa e, sady sipa miady @ fiainana zany fa tsy le sipa manataka renyfotsny.
Ahoana no tokony ataoko ry zalahy? Tena hiroso za sa hitakemotra?
Tena tsy toa tsy ho zakako anefa raha lasan'olon kafa eo io sipa io fa sady tavy no volony, efa ny tratra ohatran ahy ve nareo? mba omeo avis ny bandy fa tena sahirana miady saina e.
Oudryyyy! ka inona no olana, fa angaha fady ny miaraka sy mitia olna efa niteraka????? sa tena mahamenatra????FA ANGAHA ny bandy angatahanao avis eto no olona afaha hitondra ny fiainanao ???? SA SAROTRA BE ILAY mitaiza zana-drafy sa matahotra adidy ????? rehefa hisalasala ve enao tsy ho lasan'ny olona hafa izy.....ARY RAHa ANDEHA hatao hoe ianao no efa niteraka fa tsy nanambady dia hoana indray izany raha hisalasala toy ianao daholo ny sipa?????
5. xxx
(
05/04/2009 21:04)
mazavajery>tess> tena merci aloha @ fomba fijerinareo e, tena milay be, sady manokatra saina tokoa, ilay mitaiza zana drafy tsy atahorako loatra, efa mifakahazo tsara za sy ny ankizy.
Tena marina ny teninareo hoe iz atokisana fa tena hanaja satria efa nanana experience sy naratra tamin'ny fiainana.
Ny fianakams koa no tena mavesatra e, fa iny indray angamba aloha dia rehefa mifankatia zahay roa dia ny fianakams tsyhenoina loatra fa mavesatra be.

6. simplex
(
05/04/2009 22:02)
mitovy hevitra @ mazavajery.
ny fitiavana no lehibe indrindra... rehefa tiana izy dia lasa manaraka wazy doly ny ambiny.
Azoko tsara hoe miezaka mi-raisonne elah, ary ekeko tanteraka hoe sao dia tsy mahaleo ny sarany ny vidiny na hoe sao anenenana... kanefa koa subjective be io ary tsy misy milaza mintsy hoe ra olon-kafa tsy manan-janaka dia ho tian'i toi kokoa ary tsisy risika be hoe tsy hiety...
en plus, mbola misy ny atao hoe divorce ra ohatra ka tena tsy poinsa any aoriana any...
zany hoe aza maika be fotsiny mandray fanapahan-kevitra... jereo tsara hoe tena izy tokoa ve no izy... ny toetra sy otr'zany koa sao dia tsy compatible nareo... zavatra tsotsotra otran'zany eee. Refa izy no izy dia vas y, fonce.
valala tsy in-2 mandry ambavahady :)
;-)
7. Lejoba
(
06/04/2009 11:37)
misy bandy akamako nanambady sipa efa niteraka t@ bandy hafa fa dia mahafa-po an'ileiry tsara mihitsy koa ny tokantranony.
Angamba koa manome fitiavana kokoa noho ny hafa ilay sipa satria tsapany fa tombony lehibe ho azy io bandy io.
Raha vonona hitia ilay zaza tsy anareo nareo, sady mahatoky fa tsy hiodina intsony ilay sipa, misy ohatr'izany ve? Farito mazava fotsiny ny tokontany fa rehefa anareo ny reniny dia anareo koa ny zaza fa tsy misy idiran'ilay raika lahy taloha intsony. Ataovy légale mihitsy ny adoption. Sao sanatria tafitanareo ny ankizy dia itapodian'ileiry raha hitany ho mandimandina i madama. Mitatatra ho an-dRainilaizafy eo vao ouh.
Misy bandy fantatro koa, niara-nipetraka ela tamina-sipa tsy nety niteraka izay ileiry, dia niala ary naleon-dranamana naka sipa efa niteraka. Dia milamina aloha ry lerony eh, efa manan-janaka azy koa izy fa dia raisin'ileiry toy ny azy koa ireo zaza efa tao. Io koa no tsara ampidirinareo an-doha : rehefa ekena ny passé-n'ilay sipa dia ekena à 100% fa tsy iny indray no atao sujet hampiady aoriana
mahereza ry akama ah
reveo manja eh :-*

9. rasobakobako
(
10/04/2009 14:01)
Tsy maninona raha tena réciproque ny fitiavanareo, fa tandremo fotsiny sao ilay zanak'ilay vehivavy indray no mahasarika anao any aoriana (raha miteraka vavy izy). Betsaka mantsy ny raikely manararaotra zanabady ohatr'izany. Ny tiako tenenina dia hoe :
- ho vady tokoa ianao
- fa mba ho raim-pianakaviana koa e
- ho vady tokoa ianao
- fa mba ho raim-pianakaviana koa e
10. xxx
(
14/04/2009 13:45)
za zao dadakely no nitaiza ana fa toy ny mpianaka iray ra mintsy izaay, efa 15ans za vao itako ilay tena dadako fa na de zany aza tsy atakaloko anle dadakeliko mintsy izy satria le dadakeliko no nitaiza sy nanabe ana ary na de nisy aza ny zandriko zay zanany naterany de tsy nisy fihavahana taminay fa nitovy .noho izany tsy olana izany fa anjaranao ny maka ny fon'ny zanakle vhv mba ho toy ny zanakao de mande oazy io, ary any aorina any ho itanao fa hitia anao toy ny rainy niteraka azy io zaza io
12. diamondra27
(
16/04/2009 06:21)
ary enao ve ry xxx nandefa dinika libre koa sa mbola engagé, sao dia izay kosa no olanao fa tsy ilay sipa mananjanaka, satria noheverinao fa tsy poinsa ny anareo nefa avy eo c'est trop beau pour étre vrai
dia izay ilay hoe aza atao kilalao io fitiavana io fa afo mandoro mahamay
rehefa tsy hahaazo toky aminao io sipa io dia lasa fa tsy hiandry anao eo izy
Izay ny ahy no mba torohevitro

13. sarobidy
(
17/04/2009 10:59)
tandremo zany ry xxx fa marina io tenin'i diamondra io! raha miraikiraiky eo enao de lasan'olona eo io
14. mmmhh
(
01/05/2009 06:31)
ny fahitako an' xxx ndray , tsy fantatro fa eritreritra ny ahy satria misy namako tany @ universite izay nanao ohatra an'io,
T@ voalohany le bandy nieritreritra fa hanala azy fotsiny @ le sipa, fantatray namany daholo izany fa manala azy izy, Madama kely ny surnom n'le sipa taminay, sipa debrouillard be izay i Madama kely, mbola jeune izy fa sipa mitsakaraka e,
Dia nifanala azy teny ry zareo , dia anininay foana izy @ Madama be,
Fa taty aoriana le bandy niteny tamiko, za irery fa tsy t@ namanay sasany, hoe, " lasa tena tiako be anie i Madama kely e, efa manana projet milay be zahay @ hirosoanay lalindalina, fa fomba ahoana ny handraisan'ny bandy ahy @ zany? wouen zah na hiteny @ ndry zareo hoe tafalatsaka..."
asa ho ah, an,
fa rah izay, @ voalohany ihany no somary sadaikatra kely ny namanao izay mahay ny fifandraisanareo fa aty afara milamina io,
Sady ny ankamaroan'ny olona mpivady anie ka mifanala azy @ voalohany fa tsy misy mieritreritra izany mintsy hoe halaiko vady ity, na hoe haka vady ahy ity,
mifanala azy ny fiatombohan'ny rehetra.
Na dia ataoko hoe tena fitiavana no hiarahan'ny mpifankatia @ voalohanay, tsy misy ny hieritreritra zany hoe hivady anie izy roa ireto.
Zay e, mahereza, reefa tianao izy dia inona ny olana, mirosoa, sao lany andro am-pisalasalana eo ...
:wink:

15. xxx
(
10/06/2009 06:50)
Efa maro ny torohevitra azonao.
Ny ankamaroan'ny vehivavy hitako an; raha mitaky aminao ny hivady izy de misy tombon-tsoa tetehiny ao, fa raha tsy nitaky an'io izy fa nitia anao ts'isy sandany de azo lazaina fa tena fitiavana ny azy. Ny vehivavy naratra na voafitaka teo amin'ny fitiavana, dia mifikitra tanteraka amin'izay olona hitany fa mahafeno ny banga teo aloha ka afaka matoky ianao fa matotra io olona io.Raha tia sy manaja ny fianakavianao izy dia harena sy vato fototra iray amin'ny faharetan'ny tokantranonareo izany. Efa manana andram-piainana izy ka afaka ianteherana.Fa KOSA ataovy mazava ny FITSIPI-DALAO, hatraiza no azonao aleha @ zanany, hijanona @ fananarana fotsiny ve sa afaka mikapoka raha mbola kely izy ohatra , io no sanatria aretina mikiky ny fifamatoranareo raha tsy foafaritra mazava.
De mahereza , ento ambavaka koa fa izay tsy haintsika hain'Andriananahary.

16. vale
(
12/06/2009 21:28)
bjr!
amiko indray raha hanambady ilay vhv izy dia tsy hisolo toerana ilay rain'ilay zaza mihintsy satria nanana ny Reniny iny zaza iny izay efa nanabe azy hatrizay, na dia mbola tsy teo aza ianao, ka tsy hitako ny olana, sarotra tokoa mantsy ny maka ny toeran'ny tena rainy niteraka azy. Raha ohatra moa ka tena tsy mbola nitaizain'ilay ray niteraka azy ilay zaza hatry ny fahaterahany dia ho moramora ihany ny hanabe azanao azy, fa na izany aza efa teo foana ny reniny hatrizay nanabe azy fa manampy fotsiny angaha no ataonao sisa. raha toa moa ka misy ny droit de visite na ny garde partagée eo amin'izy tena ray aman-drenin'ilay zaza dia vao mainka mahatsara zavatra satria ny toeranao dia ho vadin'ilay vhv, fa kosa ho fameno fotsiny ihany eo amin'ny fitaizana ilay zaza. Donc tsy tokony hisy olana be ny momba an'izany, indrindra raha mbola kely ilay zaza. Eny fa na dia narian'ny rainy aza, amiko azonao atao tsara ny manae azy tahaka ny solon-dray(raha tsy mampaninona anao tsy hitako ny problème)!!! (l) :wink:

17. bemasouu
(
17/06/2009 14:21)
za zan vevav nef mait oe ts rats enao le tafalatsk fomba ian zan :D
18. max2
(
21/07/2009 07:29)
tonga de vadio izy ko inona indray ny blem aminizany ny vady azo ny zaza misy irahana ko ;-)
19. Ratoa
(
26/07/2009 20:22)
Marina ny anao ry max2.
Rehefa tia dia tia fa tsy misy hoe: "tiako fa saingy...." Ninoninona ny fomba nahaterahan'ilay zaza, dia fantaro fa olona iray ihany izy mianaka. Ary raha tia azy ianao, dia tokony ho tsy misy lanjany amin'ny ankehitrininao ny lasa fa ny ho avy no kendreo ho tsara.
Mety narary azy ara- panahy ny condition naha velona io zaza io. Aiza ity hoe: soroka miara mialanja, tongotra miara mamindra? Tiany io zaza io . fantaro fa tsy atakalony an'io ianao. Ka raha asainao mifidy izy, dia ny zaza no ho fidiany. Izay ela izay vitako ihany ny fianako koa nahoana ny sombin'ny aiko (ary tena izay mihitsy ny zanaka amin'ny vehivavy) no tadiaviny ho ariako na tsy zakany? tsy maintsy izay ny ho eritrerina.
Rehefa tsy zakanao ny zaz dia tsy zakanao izany reniny. c'est aussi simple.

20. ni81
(
26/07/2009 20:35)
Rehefa tsy zakanao ny zaz dia tsy zakanao izany reniny. c'est aussi simple.tena marina mihitsy