tafa latsaka tateraka sipa efa niteraka za e
21. jejojejo
(
28/07/2009 07:23)
TSY MITOVY NY ZAZA NATERAKA SY ZANADRAFY
NY RENINY NO TIANAO FA TSY NY ZANANY MAMPAHATSIARO ANAO NY RAINY
IZAO NO MANGA NY FIAINANAREO FA REHEFA MISY NY OLANA ATSY AORIANA DIA HO VOATSIKERA DAHOLO IZANY?
NY TANORA TSY MBOLA BE TANTARA MISY KA HITSIPONA NY EFA NATSIPIN NY SASANY ?
ANAO NY SAFIDY

22. ni81
(
28/07/2009 07:54)
TSY MITOVY NY ZAZA NATERAKA SY ZANADRAFYraha toa ka efa tao anatin'ny tokantrano no nisy io zaza io dia tsy mitovy.
NY RENINY NO TIANAO FA TSY NY ZANANY MAMPAHATSIARO ANAO NY RAINYTsy fantany io rain'ilay zaza io raha ny fomba firesany
NY TANORA TSY MBOLA BE TANTARA MISY KA HITSIPONA NY EFA NATSIPIN NY SASANY ?ka io no mba nambabo ny fitiavany kosa koa! :lol:
ANAO NY SAFIDY
23. Ratoa
(
28/07/2009 09:51)
andray izato fiteny:
Fa angaha fako ny olombelona? Vaojanahary ihany izy ireny fa tsy enta-kely akory. Aza mijery ny lohasaha mangina fa...
Fantatrao angaha ny nahatonga io vehivavy io amin'izao toerany izao?
Angaha ny diso lalana, na inona na inona antony, tsy mananjo hanarina ny ho avy fa tapaka tarangana teo ny aminy?
Ary io zaza io, tsy manan-tsiny io fa anjely kely. Mendrika ny ho arovana anaty tokatrano tsy ho simban'ny fiainana io.
Ianao izay milaza fa tia kosa diniho tsara ny tenanao . Tena tianao ve io vehivavy io sa tsy aritrao ? Sao dia ny ivelany fotsiny, ny ara_nofo fotsiny no tsiriritinao fa tsy vonona hisedra ny fiainana sy ny mason'ny manodidina ianao?
NY TANORA TSY MBOLA BE TANTARA MISY KA HITSIPONA NY EFA NATSIPIN NY SASANY ?
Fa angaha fako ny olombelona? Vaojanahary ihany izy ireny fa tsy enta-kely akory. Aza mijery ny lohasaha mangina fa...
Fantatrao angaha ny nahatonga io vehivavy io amin'izao toerany izao?
Angaha ny diso lalana, na inona na inona antony, tsy mananjo hanarina ny ho avy fa tapaka tarangana teo ny aminy?
Ary io zaza io, tsy manan-tsiny io fa anjely kely. Mendrika ny ho arovana anaty tokatrano tsy ho simban'ny fiainana io.
Ianao izay milaza fa tia kosa diniho tsara ny tenanao . Tena tianao ve io vehivavy io sa tsy aritrao ? Sao dia ny ivelany fotsiny, ny ara_nofo fotsiny no tsiriritinao fa tsy vonona hisedra ny fiainana sy ny mason'ny manodidina ianao?
24. jejojejo
(
05/08/2009 21:16)
ZAO NO AZOKO LAZAINA ANAO RATOA.
HOY IANAO HOE
Fa angaha fako ny olombelona? Vaojanahary ihany izy ireny fa tsy enta-kely akory. Aza mijery ny lohasaha mangina fa...
IZA NO NILAZA FA FAKO NA ENTA-KELY NA LOHASAHA MANGINA RAHA TSY IANAO ? SA IANAO MAHATSIAROTENA HO FAKO SY ENTAKELY ?
Fantatrao angaha ny nahatonga io vehivavy io amin'izao toerany izao?
MARO NY METY HO ANTONY SAINGY TSY RAVEHIVAVY NO MANONTANY OMENA HEVITRA FA ILAY LEHILAHY. SA IANAO ILAY VEHIVAVY?
APRES
Angaha ny diso lalana, na inona na inona antony, tsy mananjo hanarina ny ho avy fa tapaka tarangana teo ny aminy?
KA IANAO MIHINTSY ARY IO NO MANAO AZY HOE DISO LALANA.
KA TSY HAMPIOMANINA IZANY I XXX NEFA MILA HEVITRA ?
AVERIKO INDRAY : LEHILAHY NO OMENA HEVITRA FA TSY IANAO VEHIVAVY.
TOA MISY ZAVATRA MAMPARARY ANAO AMIN ILAY TANTARA SY ILAY ZAZA.
SAHALA AMIN NY IANAO NO TOMPONY KA TE HAMANTATRA HOE TENA TIA MARINA VE LERY.
NY MASON NY MANODIDINA SY NY VAVANY DIA TSY AZO ASORINA AMINY OOO!

25. Ratoa
(
05/08/2009 21:32)
KA HITSIPONA NY EFA NATSIPIN NY SASANY
teninao io ry jejojejo fa tsy teniko. Raha ny fahafantarako dia tsy atsipy ny olombelona . Ny fako na ny rano maloto no atsipy. Ny olombelona ilaozana na ialana na andosirana;
Ary tsy maharary ahy mihitsy ny teninao fa mahagaga ahy ny fivatravatranao. Fa jereo fa na ny soratrao aza dia ngoavana be. Mitraotra ianao.
NY MASON NY MANODIDINA SY NY VAVANY DIA TSY AZO ASORINA AMINY OOO!
fa nahoana no tadivinao esorina aminy.
Tena ny tenanao mihitsy ry jejojejo no abaribarinao eto. Antsôôôôôôôô
26. jejojejo
(
06/08/2009 05:31)
MISY PROBLEME IANAO RATOA SATRIA HEVITRA AROSO HO AN'I XXX DIA IANAO NO TONGATONGANY. MAHAGAGA O!!!!
SAROTRA NY HANAO HOE SENDRASENDRA IZANY.
AU FAIT, J'AI FAIT DES ETUDES LA DESSUS ET C EST POUR CA QUE JE ME PERMET D"AIDE" CEUX QUI ONT BESOIN DE CONSEIL.
UNE FAMILLE RECOMPOSEE EST LA PLUS PART DU TEMPS SOURCE DE PROBLEME MAIS ON OSE PAS TROP EN PARLER.
CA FAIT PARTI DE CE QU'ON APPELLE NON DIT. ET DANS NOTRE CULTURE MALGACHE IL Y A BAUCOUP DE NON DIT.

29. Ratoa
(
07/08/2009 04:33)
Ho an’i xxx
Misy fanontaniana ireto izay atolotro anao ho dinihinao. Ho dinihina hoy aho fa tsy hoe ho valianao eto; satria ianao irery no mahalala ny tanjona banjininao sy mahavaha ny olana raha misy izany.
Inona no tena natafalatsaka anao amin’io sipa io?
- bika sy endrika ve?
- Toe-panahy ve?
- Fahaizana amam-pahalalana ve?
Mikasa ny hanambatra ny fiainanao amin’ny azy ve ianao?
Mihaotra ve ianao ny hanambatra ny fiainanareo, na hivady izany na iara-belona?
Raha eny ny valiny; dia inona no mampihaotra anao?
- izy efa niteraka ve?
- Ilay zaza mihitsy ve?
- Sa ny tenanao?
Raha izy efa niteraka:
Nahoana no mampihaotra anao izany?
Raha ilay zaza:
- Firy taona io zaza io?
- Lahy sa vavy?
- Mifanerasera amin-drainy ve ilay zaza?
- Manahy ve ianao sao laviny satria efa mahafantatra sy tia andrainy izy?
Raha ny tenanao indray:
- inona no anjara-toerana kasainao homena io zaza io?
- manahy ve ianao sao tsy maha taiza io zaza io?
- Manahy ve ianao sao miangatra rehefa miteraka ianareo sy ilay sipa any aoriana any?
- Manahy ve ianao fa sao mifandrafy ianareo mianaka? samy tia ilay sipa mantsy ianareo. Ka mety hifandronbamka any aoriana any
- Manahy ve ianao sao manjary antony mampiady anareo io zaza io any aoriana any?
- Manahy ve ianao sao miseho rainy any aoriana any ka andrafy anao? (tsy fantatro raha mifankalala ianareo)
Betsaka ny fanontanian mety mila fandinihina avy aminao sy tsy mbola ahitanao valiny fa ireo aloha no atolotro.
Averikoindray fa tsy mila valiny ireo fa fanampiny andalinan-kevitra.
Amin’ny manaraka tohizako ny hevitro.

30. Ratoa
(
07/08/2009 04:35)
SAROTRA NY HANAO HOE SENDRASENDRA IZANY.
AU FAIT, J'AI FAIT DES ETUDES LA DESSUS ET C EST POUR CA QUE JE ME PERMET D"AIDE" CEUX QUI ONT BESOIN DE CONSEIL.
Dia sociologue na psychologue mandringa ianao izany fa tsy misy amin'ny laoniny ny resakao fa devinette fotsiny. Antsôôôôôôôôô
31. ni81
(
07/08/2009 05:06)
Dia sociologue na psychologue mandringa ianao izany fa tsy misy amin'ny laoniny ny resakao fa devinette fotsiny. Antsôôôôôôôôô:-D :-D :-D
32. jejojejo
(
07/08/2009 17:36)
HO AN' I XXX:
ATAOKO FA AZONAO NY HEVITRA NAROSOKO HO ANAO
ATAOVY TOY NY VOANKAZO AN ALA.
ARAKY NY TENIKO HOE : "ANAO NY SAFIDY"
HO AN' I RA ma TOA:
OLONA TSY MAHAY MANDRAY RESAKA NY FAHITAKO ANAO ,
MBOLA PIRA NOHO IZANY AZA : mandray resaka tsy natao ho anao.
KA TOHIZO NY VAZAVAZANAO RAHA MAHASOA ANAO IZANY, SAO MBA IZAY NO HAHA AFAKA NY ARETINA MAHAZO ANAO
AJANONA NO METY AMINY FA NY OLONA REHETRA TSY MITOVY :SAMY MANANA NY SAIM-PATANY ; DOMMAGE !!!
VELOMA IANAO XXX ARY BONNE CHANCE AMIN' NY FIAINANA.

34. bolida77
(
10/08/2009 08:19)
ianao no mhalala ny mety sy ny tsy mety niainanao tao de anjaranao ny misafidy HIROSOianao de anao TSY HIROSO enao de anao nefa mandinia lalina aloha MAHEREZA :lol: :lol:
35. ANJARA7
(
28/08/2009 08:25)
jejojejo sy Rtoa tsy we miditra lalina @le fifandiranareo za ,fa ny vehivavy maharary raha mandre fa misy vehivay toa azy misedra ,(tsisy fo mitempo izy raha tsy eo aminy zay) ,de ny lehilahy koa miaro ny namany,ka eto za de sady manome hevitra ilay lehilahy tafalatsaka @sipa efa niteraka,anao ny safidy fa le sipa mety efa vita sedra tsy matahotra zay olana mitranga eo intsony ,izy rahateo efa manana ny zanany fa ianao no ho lany andro am pisalasalana eo ,dia mampahery anao ary mandinia tsara
36. tenompitia
(
29/08/2009 20:32)
jejojejo:
HO AN' I RA ma TOA:
OLONA TSY MAHAY MANDRAY RESAKA NY FAHITAKO ANAO ,
MBOLA PIRA NOHO IZANY AZA : mandray resaka tsy natao ho anao.
KA TOHIZO NY VAZAVAZANAO RAHA MAHASOA ANAO IZANY, SAO MBA IZAY NO HAHA AFAKA NY ARETINA MAHAZO ANAO
AJANONA NO METY AMINY FA NY OLONA REHETRA TSY MITOVY :SAMY MANANA NY SAIM-PATANY ; DOMMAGE !!!
i xxx ve noresahina sa iza e?
:roll: :roll: :roll: :p