Tsy ho tafita ihany tgv

1. hery ( 03/04/2009 13:10)
Tena amin'ny fo tsy miangatra :-)
Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana...
Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome fahefana ny directoire militaire indray koa :-)
Dia jereo tsara ange fa rehefa esorina eo i Andry TGV dia misy ody gasy tampoka hita koa eny Ambatobe sy ao Ambohitsorohitra e...
Dia tsy maintsy hiantso mpiandry indray, fa tsy fantatra hoe mpiandry TGV ve no hantsoina sa mpiandry TIM...
répondu par soanja le 04/04/2009 00:15
2. patrick2002 ( 03/04/2009 13:19)
mba hasivo hypothese ra-hery ah! fa tsy affirmation gratuite
Ny ahy dia arakarak'ireo olona @ manodidina azy ireo mba ,hanaisotra ny hambo-pony ve ireto olona manodidina an'i Andry ireto sa tsy hanaiky ka hanao ady saritaka ao .Ohatra ry Betiana Bruno sy ry Ratsirahonana,
Miankina amin'izay no hankatoavany communaute international azy.
3. Andribe ( 03/04/2009 13:24)
aleo rangaha hanaovako azy aaa tonde ahodina ny vola de amidy atao piesy detachée ny avion io aaa =)) =)) =))
4. Oay ( 03/04/2009 13:26)
hery:

Tena amin'ny fo tsy miangatra :-)
Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana...
Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome fahefana ny directoire militaire indray koa :-)
Dia jereo tsara ange fa rehefa esorina eo i Andry TGV dia misy ody gasy tampoka hita koa eny Ambatobe sy ao Ambohitsorohitra e...
Dia tsy maintsy hiantso mpiandry indray, fa tsy fantatra hoe mpiandry TGV ve no hantsoina sa mpiandry TIM...


Ô RaHery a! fa angaha misy miteny anareo hoe miteny @ fo miangadra ianareo rehefa maneho ny hevitrareo!
Azo atao ny manonofy hoe hametrampialana i TGV fa jereo tsara ny zava-misy é!
Raha toa ka ny fihetsiketsehana eo Ambohijatovo d lazaiko fa tsy ampy hamerenana an'i Marc Ravalomanana satria jereo fa ankoatran'Antsirabe d tsy misy hetsika anie ny TIM é! ny tena marina moa tsy TIM no mpitarika fa MFM é! kanefa ny MFM izany d tsarovy fa efa kopy i Manandafy fa tsy misy toerana hoazy intsony ao aorian'izao fahalasanan'i Marc Ravalomanana izao satria efa nalohan'ny olona ny Mafana.
Ny condition azo eritreretina hahatonga an'i TGV hametrampialana d satria vaky indray ny miaramila, i Asterix anefa efa nanome potion magique an'ireo tsy manaraka ny CEMGAM @ izao fotoana izao d efa milamina izy ireo.Ary efa nilaza aza fa raha hisy hananimbohitra izany ohatra d fiarovana an'i Madagasikara aloha vao fiarovana an'i dada.
Ka mba midina aloha ety an-tany fa ny manantena tsy misy no sarotra fa ny mamoy mora fona an!
Misaotra an'i Hery aloha fa eto @ serasera tsy misy miangatra é! d tsy maninn anie raha toa ka manana carte TIM hery fa ny serasera tsy TIM é!


5. salopard ( 03/04/2009 13:45)
tsy raharaham-po... pozaoranako, ...poziko, na tafita i TGV na tsy Tafita.

Faly i toi @ izay angamba , mitovy isika eto.


Saingy le hoe: I Ravaloarika, na i ravalovontany no hiverina, eo no tsy mampitovy.

soloy Hery, YUKA, mirananiaina, peguin, etc..., fa raha i RAVALO, dia tsy azo ivalozana ny hanjo raha tonga miverina eo.

Donc Ravalo, avalony hatreo

tsy ampy dôzy aloha ry YUka a...
sady ndao @ izay mangoron'entana ry YUKa fa tsy ho voavidy intsony ny sushi? SY NY SASHAMI ARY NY YAKATOURY, veloma ry ambassade

sniff...
tchouff...
6. soanja ( 03/04/2009 13:51)
hery:

Tena amin'ny fo tsy miangatra :-)
Kely dia kely ny chance haharetan'i TGV eo. Aleo miala amim-boninahitra manao fifidianana haingana dia haingana...
Raha izao no mitohy mantsy dia manjary hanome fahefana ny directoire militaire indray koa :-)
Dia jereo tsara ange fa rehefa esorina eo i Andry TGV dia misy ody gasy tampoka hita koa eny Ambatobe sy ao Ambohitsorohitra e...
Dia tsy maintsy hiantso mpiandry indray, fa tsy fantatra hoe mpiandry TGV ve no hantsoina sa mpiandry TIM...


Mivavaka isan'alina ny mba hisian'ny fifidianana haingana izao no hitako fa mahamety ny Mpiandry rehetra na TIM na TGV, raha lany fotoana hitady ody sy sampy dia hozy aho hoe lany fotoana mifampitolona amin'ny zavatra tsy dia mahamaika ny olombelona Gasy loatra. Ny sakafo izao no tena mahamaika antsika mianakavy! Asa na mba afaka mikaroka sy mangataka ireo mana ry zareo avy amin'ilay Andriamanitra Iray Tsy Toha!


7. xxx ( 03/04/2009 14:11)
soanja:

Mivavaka isan'alina ny mba hisian'ny fifidianana haingana izao no hitako fa mahamety ny Mpiandry rehetra na TIM na TGV, raha lany fotoana hitady ody sy sampy dia hozy aho hoe lany fotoana mifampitolona amin'ny zavatra tsy dia mahamaika ny olombelona Gasy loatra. Ny sakafo izao no tena mahamaika antsika mianakavy! Asa na mba afaka mikaroka sy mangataka ireo mana ry zareo avy amin'ilay Andriamanitra Iray Tsy Toha!
aleo lavitra io no atao toy izay ilay hoe vonona hisolelaka


8. Veloo ( 03/04/2009 14:22)
:-D :-D :-D
9. xxx ( 03/04/2009 14:34)
Ahiako hamono olona bebe kokoa noho i Ra8 ity TGV ity raha izao fandehany izao an ! Alaivo sary tsara ry zalah de aparitaho amin`ny internet ho hitan`izao tontolo izao ny habibiany sy ny CAPSAT a ! Izy ilay nidradradradra fahiny hoe demokrasia , demokrasia , jereo ny fanenjehany ny olona maneho ny heviny ! Izao no porofo fa tsy ny demokrasia no tena tanjona niadian`ity boaikely ty fa ny hanao Coup d`Etat mihitsy , efa prémedité fa mody hoe ny fanakatonana ny VIVA no natao excuse tany am-boalohany. Tsy mahagaga anefa izany aloha satria Ratsiraka no ao ambadika e ! Fa leiry aloha izany somary hitakitako eto fa ho ratsy fiafara zany an !!!
10. Oay ( 03/04/2009 14:37)
XXX ka i dada no tafajabaka t@ ilay paikan'ady knou!
11. xxx ( 03/04/2009 15:04)
tsy arak'i Veloo angamba ilay resaka.
Mpandefa : soanja [ Valio ] 02-04-2009 16:27:27
Lohateny : Zah vonona hisolaleka!
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina.
teto izy vonona hisolelaka fa eto indray izy dia
Mivavaka isan'alina ny mba hisian'ny fifidianana haingana izao no hitako fa mahamety ny Mpiandry rehetra na TIM na TGV, raha lany fotoana hitady ody sy sampy dia hozy aho hoe lany fotoana mifampitolona amin'ny zavatra tsy dia mahamaika ny olombelona Gasy loatra. Ny sakafo izao no tena mahamaika antsika mianakavy! Asa na mba afaka mikaroka sy mangataka ireo mana ry zareo avy amin'ilay Andriamanitra Iray Tsy Toha!
ka tsy araka ilay izy raha vonona hisolelaka hivavaka ve sa vonona hisolelaka @ inona marina?
12. hery ( 03/04/2009 15:21)
Raha tena @ fo tsy miangatra koa ireo TGV ireo dia mahita fa tsy haharitra io fitondrana io... tsy omeko 1 an izany :-)

Efa nasehon'i patrick2002 kelikely teo ny anisan'ny antony iray. Programan'ny "ndao samy hihinana kely" fotsiny hany ka na i Soanja aza mba mitady ny anjarany :-)
Tsy izany no fanjakana mafy orina.

Ary raha miteny izany aho, averiko ihany, tsy voatery hoe hiverina i Ravalo... kanefa raha miala eo i TGV, izay tsy maintsy hitranga, ka tsy miverina i Ravalo, na dia ho sariolona tahaka an-dRadidy t@ 1992 fotsiny aza, dia iza no ho eo izany? :-p

Amin'ny fo tsy miangatra... izany hoe manaova objectifs kely fotsiny nareo TGV sy nareo TIM dia samy hahita fa samy ho fay eo... mamono voay fotsiny fa ny hafa no hiravaka ny vanginy.

13. patrick2002 ( 03/04/2009 15:42)
efa prémedité fa mody hoe ny fanakatonana ny VIVA no natao excuse tany am-boalohany. Tsy mahagaga anefa izany aloha satria Ratsiraka no ao ambadika e ! Fa leiry aloha izany somary hitakitako eto fa ho ratsy fiafara zany an !!!

di jervo ity teniny hery ity
Ary raha miteny izany aho, averiko ihany, tsy voatery hoe hiverina i Ravalo... kanefa raha miala eo i TGV, izay tsy maintsy hitranga, ka tsy miverina i Ravalo, na dia ho sariolona tahaka an-dRadidy t@ 1992 fotsiny aza, dia iza no ho eo izany?

jereo fa contradictoire ireo ,midika izany fa tsy nisy fampiraharahana teo @ TGV sy Ratsiraka ,i TGV tsy vonona ny hitondra fa tsy nanaiky hitsahiny Ravalo ,ka rehefa tsy hilefitra i Ravalo dia nanozongozona ny fitondrany Ravalo izy . Ny fahaizany izay manohana an'i TGV izay no maha mafy orona ny fitondrana ,tsara koa anefa mba mihetsika ny TIM amin'izay hita ilay ennemi commun dia tsy misy sahy hampiseho ny ambopony ,fa hiray hina tsara ny mpanohana an'i TGV , izany no niseho t@ 2001 ,natahotra ny hiverenany Ratsiraka dia na i Ravalo aza tsy nampiseho raha matahora ,fa vao vita ny 1 er Mandat-ny dia nahatoky tena i Dada ka zao no vokany .
ary raha dinihina ny mpanohana an'i TGV dia ireo olona tsy nanaiky ny ho baikony Ravalo amin'izay tiany hanaovany azy ,ohatra Zazah Ramandimbiarison ,olona competent @ fampiraharahana @ banque mondial fa tsy manaiky hoetiny Ravalo @ sangany dia natsipiny .
14. Oay ( 03/04/2009 15:47)
Ka ny mpamono voay ry Hery tsy ampy vola d amidiny @ mpanao hoditra ny hodin'ilay voay d ny vadin'ny filou no mitondra an'ila kopetra a!
Fa marina ny an'i hery an! fa za aloha ohatrany mahita hoe tsy ny iray amin'ireo dinozoro kosa no hiverina eo klé! ohatrany efa kopy i Asterix d ohatrany ilay rangahy ao @ prezidansy ao io no hitako hoe holasa an!
Amiko rangah rehefa tsy Radidy tsy Ra8 tsy Zafy tsy Voninahitsy tsy Ramaroson sy tsy Pierrot na Tantely d efa milay a! d tsy Ndrema na zanak'i Ndrema koa laoha an!
Sady ilay ao @ prezidansy io anie ny nanilihan'i Ra8 anazy d efa nanomana haka fanjakana t@ ara-dalana fa kobon'i Marc d nopehany é!
15. Noue ( 03/04/2009 16:32)
voatsipaka etsy sy eroa, ny sadc, ny francofolie, zao mbola ho tsipahin' UE raha tsy manaraka ny constitutionnalité”.

Le FMI sort grand gagnant du sommet du G20 ( les vingt pays les plus riches ) qui s'est tenu à Londres. Ils ont décidé d'alloué 1100 milliard de dollars pour lutter contre la crise mondiale.

750 Milliards seront directement versé au FMI pour assurer le financement des plans de reprise dans le monde. Voila une bonne nouvelle pour tous les pays du monde sauf que pour Madagascar c'est stand by au niveau du FMI !


D’après l’ambassadeur de France, un dialogue Madagascar-UE va avoir lieu prochainement en vue d’un retour à la “constitutionnalité”. « J’ai eu une réunion de travail avec le Premier ministre (Monja Roindefo) pour lui expliquer le processus lancé dans le cadre de l’accord de Cotonou sur le dialogue politique que l’UE doit mettre en place ». En cas d’échec du dialogue ou d’absence de retour à un ordre constitutionnel, une suspension de l’aide de l’UE ou des sanctions peuvent être envisagées

mbola ho avy daholo ny sanctions ee !! mbola aiza no anjoha an'io tgv io nefa eee ! ny plainte efa voapetraka ara-dalàna eo imasovoan'ny UE, mbola ao koa ity fanenjehana vao nataony momba ny sadc !! ho kila oa io tsy ho ela eee !


16. andrywui ( 03/04/2009 16:47)
Tsy misy tantara miverina indroa zany hery a !!! ref Ravalo aloha no nanao ody gasy de izy zany no tratra eo aloha !!! ary ny chance n'ny TIM ny ahazo toerana eo ndray ny Fanjakan-dravalo de mbola xtena ho nofinofy satria na izy ho averina aza toa efa manamboatra fonenana atsy swazi ko innn tsony no hiraharahiany ze eto fa mba fangolena fon'ny Tim eto M/car fotsiny reny teniny eo xreny !! efa tsara fonenana izy fa amboary ny fo e!! tsy ho eo tsony rany
17. Oay ( 03/04/2009 16:48)
Ka raha ny fahazahoako ny resaka @ io afisy napetak'i Noue io anie d tsy misy resaka hoe averina i dada fa hifandinika ry zareo hoe "ahoana no atao mba hanaraka ny lalana fototra ity HAT ity" midika izany amiko hoe efa mitady izay fomba hanamarinana an'ity HAT ity izany ry zareo izao.
io wa ry Noue toa ilay t@ 2002 tsy maintsy nanaiky ihany ny fianakaviambe iraisampirenena nony farany fa Ratsiraka tsy nahazo nody fa nilentika tany frantsa any satria raha tsy izany d gadra.
18. fijo ( 03/04/2009 19:32)
le izy ry zalahy ny hoe tsy aharitra i andry.izy anie efa izay no tetiny e.tsy mihevitra ny hijanona ela eo izy,fa hiraka fotsiny.efa vit any azy izao ny hiraka.mihinana kely izy izao dia avelany eo amin'izay ny tantely ,dia izay haka azy eo.
19. nancy ( 03/04/2009 20:08)
Izao fotsiny rangaha. Na inona na inona arguement entinareo hiarovana an'i tgv eto dia tsy mandresy lahatra mihitsy. Efa hatramin'ny nirotsahan'io zalahy io maire no tsikaritro fa diso hevitra Antananarivo nandany azy, fa saingy ny olona moa tia vao izay e.
Hatramin'ny decembre 2008 niantombohan'io korontana io dia efa tsapa sahady fa tsy mamely mihitsy ilay tgv. Tsy mbola nisy zavatra constructive mba natolony hatramin'izay. Potika tanteraka mihitsy ny rehetra, indrindra moa teto Antananarivo. Ny toe-tsain'ny ankizy aza izao dia ahiana ho lasa ratsy nohon'ny zavatra iainany amin'izao ireny. Tena mampianatra ny ankizy handroba ireny, hanao asan-jiolahy, maniraka ny ankizy tsy hiasa, mampiseho ny ankizy tsy hianatra akory satria na tsy manana bac sy tsy misy traikefa aza kay dia afaka manao president.
Hisy hiteny izao hoe tsy ny diplaoma no ilaina raha hanao president, dia valiako tsotra: ny any amin'ny firenen-kafa, na misy aza ny filoha tsy manana dilpoma, dia mba misy qualite ilay olona, na manana programa matotra fa tsy mbola nisy jiolahy tsy manana traikefa sy programa akory na kely aza dia holanian'ny olona ao aminy hitondra azy ireo.
20. fijo ( 03/04/2009 20:23)
ka i andry tsy mivaky loha an'izany,fa ny azy vita ny hirak adia eo nareo.adalan'ny gasy no nanaraka azy dia izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2536