very hevitra aho fa mba mila fanampiana
1. xxx
(
03/04/2009 11:47)
Miarahaba tompoko!
Izaho dia vhv 24ans, nisaraka tamin'ny vadiko ary izahay efa niteraka iray (mbola kely ilay zanakay), taorianakelin'ny nisarahanay de fantatro fa hay efa nanao sipa ilay vadiko ary amzao ry zareo de miaraka tsy miafina intsony nefa mbola tsy vita divorce izahay no sady mbola tsy nikarakara izany akory. Ary ny ray amandreniny dia miray tsikombakomba aminy satria efa miserasera aminy ilay vhv.
Marihiko eto fa izy no niala ny tokatranonay ary lasa nanofa trano hafa ary indraindray miaraka mipetraka aminy ilay sipany.
Raha mila hevitra am olona aho de ny hitoriako azy no betsaka lazain'ny olona ahy, satria izy sady tsy mijery ny zanakay intsony fa ankininy amiko irery ilay zazakely
Mba mila hevitra aminareo aho ary ny tena tiako dia ny fanazavana amiko ny lalàna mifehy ny mpivady sy ny sazy miandry ny olona manambady mampirafy sy ny mpangalabadin'olona ary koa ny dingana tokony ataoko raha hitory azy aho
Izay ary fa dia miandry ny valiny avy aminareo.
Misaotra indrindra tompoko

répondu par xxx le 25/04/2009 05:53
2. ari.malala
(
03/04/2009 12:06)
Miarahaba an'i xxx
Cas nay t@ mbola ankizy io! Ny nataon'i neninay d nangataka pension alimentaire teny @ tribonaly. Raha hitory azy indray d mila maka vadin-tany angamba izy izay raha tsy diso aho manao ny constat d'adultère (tratrarina ry zareo) d zay vao apetraka ny fitoriana. Tsy tena haiko fa aleo ry zareo mahay lalàna no hoavy eo hanazava azy. Ny fanontaniana tiako apetraka, miasa ve i xxx? Tena tsara aloha raha miasa ianao e! Mahereza akia a :-*

3. rasobakobako
(
03/04/2009 12:26)
Mampalahelo ny cas-nao
Fanontaniana :
- Miasa ve ianao ? afaka mamelona ny zaza @ moyen anao tsy hiankinana aminy ve ?
- kristiana ve ianao ? (azonao ty valiana fa mba mora anampiana anao)
- mbola tia azy ve ianao ? mbola te hiverina aminy ?
Izao mantsy, araka ny lalàna dia azonao atao ny mitory satria ianao no aradalàna kanefa ...
Matoa izy efa niala dia tsy tia, matoa izy miaraka @ hafa dia iny no tiany.
Izany ko no tian'ny ray amandreniny
Mitondra problema ho azy ny fitorianao, nefa koa mitondra alahelo, fahasahiranana ho anao,
raha izaho ny amin'ny toeranao,
- aleoko mijanona @ zao
- miasa
- manao divorce
- tsy mitady azy intsony
- aleo izy ho any
- ataovy izay hisandratan'ilay zaza, aza avela jereny akory fa manjary hananany droit
- aleo mihotra @ fiainana
- dia aza maika ny hiaraka @ olona
- maneke divorce raha mangataka izy
- ianao mihitsy aza no tokony mangataka izy
MAFY izany, saingy aleo mahalala tsy tiana, mino aho fa hisokatra ny fiainanao, tsy taratry ny ampitso ny anio.

4. xxx
(
03/04/2009 12:28)
Misaotra anao namaly!
za miasa tsara ary ny zaza vitako fa ny tsy tantiko de ilay fanakalozany anay mianaka am vhv hafa sy ny fanaovany anay tsinonsinona toy ny tsy misy aminy

5. xxx
(
03/04/2009 12:51)
amin'ny maha vadiko azy dia tiako izy, nefa koa am zavtra nataony anah de lasa halako izy, ra ny hiverina aminy aloha tsy mampazoto ahy intsony fa ny tiko atao de ny hanafay azy am sazy voafaritry ny lalàna.
Nanimba be ny saiko ny nahalala fa hay izy nampirafy nefa za tena natoky sy nanaja azy, ary nataony ze fomba reetra hialanay mianaka, nanao toetra tsy zaka sns... reefa tsy niala zaay de izy no lasa
Tsy itako ze atao fa tena te hamaly faty za, tiko ho tsapany ny valin'ny nataony ary reefa mahatsiaro marary izy de mionona ny foko,

6. ari.malala
(
03/04/2009 13:50)
xxx a, tsy solution ny mamaly faty! tena teneniko anoa fa ts hanana fiadanam-po @ izany ianao! Efa niainanay hoà io! Ataovy izay mahafalifaly anareo mianaka de zay! Zay mahasambatra ilay zanakao atao, fa hahatsiaro sambatra ianao rehefa mahita azy sambatra! Marina fa marary be ary manimba saina ilay hoe nosoloina sy natakalo olon-kafa, saingy tadidio fa kodiaran-tsarety ny fiainana! izao izy mifaly fa hoavy ny andro ianao mbola hifaly. Tsy anjaranao ny mamaly faty azy, fa hisy Iray hamaly izany aminy eny iany. Mahereza hatrany.
7. rasobakobako
(
03/04/2009 13:53)
Mbola tena malahelo ianao, matoa te hamaly faty, mbola tena tia koa;
Aza heverina ho fin du monde ny fahalasanany, marina fa namitaka izy, marina fa tena nitia azy ianao. Fa aza simbana amin'ny fieritreretana valy faty ho azy ny fonao sy ny fotoananao.
Ny tena valy faty ho azy, ny tena fampijaliana azy dia izao :
- aza mi-contacter azy intsony
- ataovy toy ny tsy misy izy
- na hitanao eny andalana aza ataovy toy ny olona tsy fantatra
hianao kosa
- manaova manja be, manaova volo, manaova tarehy, manaova gym
- mitsikitsikia lava, indrindra eo imasony sy eo imason'ny olona fantany (mba hisy hitantara aminy fa tsisy dikany izy, mandeha foana ny fiainanao na eo izy na tsy eo)
- ataovy mianatra any amin'ny fianarana tsara ny zanakao
- ataovy tsara ny fisehonareo ety ivelany
tsy hisy ahita izay fonao maratra any
- occuper-o ny fotoananao, ohatra miasa, mianatra zavatra hafa, sns e!
Fa raha hitany milofika sy mamaly faty ianao, dia mandresy izy.
Ary ny voalohany fa tsy farany : kristiana ve houa ianao ?
Tena te hanampy anao aho, ho fantatrao ny antony.
Aza omena plaisir mihitsy izy hahita anao hilofika, sns ...

8. RATOVOARY
(
03/04/2009 13:55)
Miarahaba an'i xxx
Aza tonga dia sorena ianao mamaky an'ity aloha
Ny antony nialànay aloha tsy ho sokiriko aminao ary tsy asiantsika resaka koa. Fa ny tiako ampatsiahivina anao dia nisy fitenin'ny Ntaolo izay hoe : "Ny vy tsy mikitran'irery", tsy midika akory izany fa mandiso anao aho, fa mba mety ho nisy tsy zakany koa angamba teo amin'ny fifandraisanareo roa, na mety efa nangatahany fifanazavana taminao de tsy afa-po izy, na koa tsy haiko,mety ho ianao ohatra no mafy loha dia niala izy, ary mety any amin'ilay vhv izy no mahita izay ilainy sy tabitamby ohatra. Ny tiako lazaina aminao dia mety nisy zavatra banga tao angamba. Ary matoa ny RADniny mahay mifandray tsara amin-drazazavavy dia mety iarahany mahita izay lesoka aminao izay ( eritreritra ihany ny ahy iny fa aza atao mahadiso fa mba te-hampitamberina aminao izay fiainanareo roa taloha fotsiny aho )
Rasobakobako>tsy dia ekko loatra io sosokevitrao iray io. Zony ny mijery maso ny zanany na dia niala tao antokatrano aza izy ary tsarovy fa izao izy no tsy manopy maso fa any andro iray mbola tsy maintsy tsaroany fa ananany adidy io zanany io. Ny zaza koa manana zo hahafantatra ny Rainy niteraka azy na dia tsy niraharaha azy aza ilay Ray.
Farany : Hialao nenina ihany aloha sao hanenenana any aoriana, fa raha tsy mety moa dia aleo mampiditra divorce rehefa hitanao fa tsy hanjary ntsony ny anareo , aza mitory ary aza maka arentin-tsaina amin'izany fa ataovy izay hampisongadina ny fainanareo mianaka hahamena-maso azy sy ny fianakaviany fa mahavita tena foana ianao sady ianao koa miasa rahateo. Aleo ny fitsaràna no mamaritra izay pension tokony alohany ( raha ny fahafantarako azy dia miankina amin'ny isan'ny zanakareo aloha ilay izy, dia miankina amin'ny mari-karama raisiny koa no hamaritan'ny mpitsara azy ). Ny fitoriana aloha dia mila porofo mitombina ( vavolombelona sns...) , mila mpisolo vava mahay koa fa tsy irony mpisolo vava mpanataka ireny fotsiny.
Izay angamba no azoko atoro anao fa mirary soa anao.

9. xxx
(
03/04/2009 14:36)
Misaotra tompoko!
ny zanakay vao 1 ary tena mbola kely satria vao 1taona sy 4volana.
Za koa kristiana
Marina fa mety nisy fahadisoako tao aminay fa na de zany aza tsisy olona tongalafatra ary tokony mba nolazainy tamiko izany satria za tsy anjely akory, izy tsy nilaza tamiko zay tsy zakany nataoko
Tsy mbola nisy iany koa resaka nifanaovanay sy ny ray amandreniny satria ny ray amandreniny tsy eto tana fa mandalo izy no eto ary nifanaraka tsara izahay atramzay ary amzao zaay misaraka izao aza dia tsy mbola nisy resaka nataonay satria 2jours tao aorianan'ny nisarahanay no nahatongavany teto tana, za tsy sahy manantona azy any satria za mba te hampiseho fa manana ny amboko ary tsy za no niala.
Marihiko fa ny vadiko dia miasa tena fa tsy mikarama isambolana ka tsy aiko oé ahoana no hamaritana anlé penssion allimentaire amzany.

10. Mirananirina
(
04/04/2009 13:20)
tena mbola tanora tokoa ianao,izay sahady ve dia hisaraka?Manakarama olona na namanao haka sary azy miaraka amin'ilay sipa,dia azonao ny fahamarinana.
Mangata pension alimentaire,fa zanany io.
Raha mety dia aza atao ny misaraka,aleo izy hiataka kely tsy maninona.Nefa rehefa tsy tatinao intsony moa atao ahoana.

11. bazylou
(
04/04/2009 14:36)
indrisy e!! eto aho dia mba miara ory aminareo fa tena mba lalina loatra izany kle!! dai nariany tao iany ianreo mianaka kely?? Az kivy fa mitraka e!! mandroso ihany no ady eo!!
Sao dia mba ianao kosa no tena diso be tao?? sao dia mba tsy nomenao kosa izy na nampifilainao na koale hoe marary andohoa foana!! zavatra tsy reven'ny bandy mihitsy reny a!!
RAha tsy izay moa dia mnagalaha rangahy bandy iray indray a!! tsssle :*

12. princesseN
(
04/04/2009 15:29)
miarahaba anao za!
bon! vaoalohany aloa d zao ra ny hvtro d tsotra:
-raha tena mivavaka enao d angataho @A/tra ny zavtr rehetra fa ainy avokoa zany!
-raha tena tsy tantinao tokoa ny ataony d angatao @ A/tra mba anadinonao azy haingana!
-d misarah aminy,satria raha ny fitantaranao azy d tsisy probleme afatsy hoe enao mbola tia azy (ny zaza velonao tsara na tsy eo az izy)
-aza mitory azy zany akory f zany no marika aitany anao fa tena mbola misy fitianvana azy ao aminao!(sady mandany vola zany no mandany fotoana koa!)
-aza taphina zany fotsiny ny relation misy eo aminy sy ilay zaza,ataovy tsapan\'ny zanakao any aoriana any f tena reny manana ny maha izy anao enao.@ zay mantsy enao fona no ho tian\'iny zanakao iny vao izy!(miteny anao an\'zany za satria za mantsy zao mitovy @le cas-ny zanakao ary aiko fona ny nandanjalanja hoe i neny no diso sa i dada tsy midika akory zany fa mankahala ny dadako za raha f sendra mitonatonana fotsiny hoe miala bala i dada ohatra d efa aiko tsara ny avaly azy!)
-sinon ny ankotran\'zay d ataovy manja fona enao e!miverena otran\'reny jeune fille reny (tsy ny toe-tsaina akory zany na ny fihetsika fa ny bika ny pozy....)ny tsara d raha efa hitanao lay vhv miaraka aminy @zao ataovy zay ahatsra anao noho iny!
ny ankotra izay mino aho fa ho ainao!bonne chance d mahereza fona eh!
bisous!

13. ari.malala
(
06/04/2009 06:45)
Ratovoary:hehehe zany ve Ratovoary tsy hoe eo tsy manitra ko lasa vao mamerovero? Raha tena mahatsiaro fa manana adidy dia mandray adidy foana fa tsy hoe refa lehibe na any aoriana any (tsy haintsika izay circonstance mampi tic ny saina hahatsiaro fa misy zanaka any hoany) vao hoe zanako zanako! Medecin après la mort raha hoe efa lehibe ilay zaza vao hipoitra kosa kle! Izany mintsy ilay hoe ny hafa no namono ny voay (ilay renin-jaza no lany mondronkery nifofotra sy nively vy namelona) ko ny hafa no hiravaka ny vanginy (ilay mpandositra adidy no hiseho ho fier fa hoe zanany io) Tsy homeko tsiny i xxx raha any aoriana any tsy homeny ilay zazakosa aloha e!
any andro iray mbola tsy maintsy tsaroany fa ananany adidy io zanany io.
14. rasobakobako
(
08/04/2009 14:14)
Sady mety ilay hoe avela jereny ilay zaza sy ny hoe tsy avela, hazavaiko
- rariny tokoa ny ijereny an'ilay zaza satria zanany, na resaka sentiment, affection, na resaka rariny sy hitsiny tsotra izao
- saingy tsy maintsy jerena ihany koa ny vokany
- isaky ny inona ?
- aiza ?
- vitan'i xxx ve ny hifanerasera aminy, hanatitra ilay zaza any aminy, na hampandroso azy ao antrano sns ..., ny hifanatritava aminy tsisy gidra2
- inona no mahatsarakokoa @ ilay zaza, tsy mahita ny rainy mihitsy, sa mahita ny rainy nefa tsy miara mipetra amin'ny reniny, fianarana sahady ho an'ilay zaza hoe hay izany ireny dada sy neny ireny tsy miara mipetraka, hay izany ireny dada ireny manana vady hafa, sns e!
- rehefa ho avy any aoriana any ny fotoana ilan-drangahy ny zaza, tsy afa mandà intsony xxx na tsy mifanaraka @ programany sy ny fomba itaizany ny zanany aza ny ataon'ilay bandy
- azon'ilay bandy hatao ny mi-menacer ankolaka na direct an'i xxx satria izy koa mba tian'ilay zaza sy fantany hoe dadany
mitovy cas tsisy hafa amin'i xxx ny zandriko vavy, 3 ny zanany, fa izao ihany no conclusion
- aleo tsy manisy sentiment,
- aleo ny zaza lehibe eo anatrehan'ny reny be fitiavana, mikarakara azy toy izay mahalala ny rainy hoe tsy mikarakara azy akory, fa fantany tarehy, sy ny hoe ray tia olon-kafa
Samy tsy stable ny zaza @ ireo cas 2 ireo, fa aleo mère célibataire tena tia azy, manjary miroroa saina ny zaza.
Raha tsy hoe mbola manana espoir ny hiverina aminy angaha i xxx.
NB : fa mety koa ny manadio fo, mandini-tena, mamela an'Andriamanitra hiasa, izay no tsara indrindra. Dia mivavaka fatratra, miasa tsara, manao tsara tarehy (tempolin'Andriamanitra i xxx ange e!) satria ny fihevitr'Andriamanitra tsy fihevitsika.

15. ari.malala
(
08/04/2009 14:49)
fa aleo mère célibataire tena tia azy, manjary miroroa saina ny zaza.io mintsy no tiako atongavana
16. Oay
(
08/04/2009 15:50)
Miarahaba an'i XXX ny tenako!
Hontsa ny fo mamaky ilay tantara ka d na tsy hananana fahalalana manokana aza ny resaka fitiavana d aleo mba hiteny ka ialana tsiny raha manohina ny zavatra holazaina.
1°Tsy niteny ny momba ny taona n'ilay vadinao ianao kanefa d misy antony lehibe ny taona eo @ zavatra atao.
2°Mbola tanora tokoa i XXX ary azo lazaina fa mbola adolantsento ka mbola marefo ny fahafahana manapakevitra sy mandinika ny tokony atao.
3°Mila fantatra ihany koa ny fomba nahazahoana an'ilay zaza, nifanarahana ve sa tonga tsy nampoizina.
Eo ampiandrasana ny valinteny avy @ XXX d tsarovy fa:
_efa misy an'ilay zaza ka raha sanatria misy fitoriana ka miakatra tribunal d tadidio fa tsy maintsy hisy fihatraikany @ ilay zaza izay zavatra izay indray andro any rehefa fantany noho izany d amiko aloha d aleo mampiseho ambopo tsy mitory anazy.
_ny zavatra tena tsy azo atao ry XXX d raha tonga mamangy ny zaza izy ka mangataka d mbola omena, ny bandy mantsy d mahafinaritra anazy mihintsy ilay manandroa io! ny tena olana raha vao manaiky anazy enao d ataony tsinotsinona.
_aza mifampivindavinda aminy anefa fa rehefa tonga izy d miresaha tsara aminy ataovy ohatran'ny tsy misy ny olana, satria ny tsy tatin'ny olona d rehefa tsapany fa tsy tia anazy ny olona niaraka taminy, io ilay mampifila é! rehefa lazaina hoe tiana d tsy manaiky kanefa refa lasan'olona ery d misisika ilay nilaozana.Tsy aiko raha ho vitanao ilay izy, fa ny tena hizingizinako tsy ataon'i XXX d ny mampiseho hendrika malahelo na tezitra aminy d indrindraindrindra fadio ny manome anazy an'ilay zavatra fa manjary ataony tsinontsinona i XXX.
Zay aloha fa mahereza ary manomboka izao d tadidio fa manana adidy masina i XXX d ny famelomana an'ilay zaza tsy manatsiny.

17. xxx
(
09/04/2009 09:06)
Salama daholo ô!
Eto aloha dia miasaotra anareo rehetra
Misy manontany ny taonan'ny vadiko ao, 27ans izy zao
Za mo isaky ny tonga eto dia mitondra aminareo ny tohin'ny tantara foana
Vao tam omaly maraina tonga niresaka tamiko sy ny ray amandreniko lay vadiko sy ny dadany ary ny ralahany, tsy resaka fampihavanana na hitady vahaolana no nataony fa resaka fampidirana haingana ny divorce, ary ny tena mahagaga de ilay vadiko tsy niteny tam io resaka nifanaovana io fa le dadany no tena niteny, nasainy nanao taratasy zahay fa oe nifanarahana ny nisarahana ary tsy hifanarakaraka sy hifanarahana ny hanao divorce, nefa nolazaiko taminy fa ny zanany no te hiala ka tsy notazomiko fa navelako andé am sitrapony,
Tsy nanaiky nanao anlé taratasy za dia tonga vao maraina tao aminay ndray ry zareo androany tam 6h nefa namoronako programme wé andé vao maraina za kah tsy manampotoana, teo ilay dadany de niakatra be sady teztra be fa oe asarotiko ony ilay izy, nilaza taminy za oe ataovy ny taratasinareo ary ampidiro ny divorce fa za manaraka reefa tonga ny convocation -ako fa za tsy hanao taratasy izany fa sitrapony io fa tsy sitrapoko, ny tena tanjony dia ny hanamora ny divorce sy hahakely ny vola ho laniny. Araka ny eritreritro dia satria maika hiaraka amlé vehivevy miaraka am vadiko malalaka izy ary matahotra raha mbola tsy vita divorce zaay fa sao ho toriko angamba.
Izaho koa efa nanao taratasy tany am fokotany nilaza fa tsy ao amiko intsony ilay vadiko ka tsy tomponandraikitra aminy intsony aho.
Afaka ataoko tsara ny taratasy milaza fa hifanaraka hanao divorce izahay saingy ny tiko atongavana tsy hanekeko hanao io taratasy io dia ny mba hisahiraniny satria izy no maika fa tsy za. ary ny tena nasostra ana de ny fidiran'ny dadany amlé resaka, ôtran oé le dadany no hisaraka amiko sy hanao ny divorce.
:roll:

18. Oay
(
09/04/2009 09:35)
Miarahaba aloha ary mirary fankaherezana ho anao é!
Raha 27 taona ilay bandy d azo lazaina fa efa afaka mandinika tsara!
Raha ny fahitako anazy d tsy misy azo atao intsony aloha ny hanavotana an'ilay fiarahanareo satria efa ny ray amandreny izany no miditra antsehatra.
Momba ny divorce d aza manao an'ilay taratasy fa asaivo apetrany ny anazy d manaraka fotsiny enao izay no mety raha ny fahitako anazy.
Fa manomboka eto d manana ambo-po ka aza mieritreritra ny aminy intsony!
Satria raha ny fahitako anazy d maimaika izy nanambady anao fa tsy tena tao ilay fitiavana.
Ny antony d zavatra roa:
_mety bandy tsy d mahatoky tena ilay vadinao taloha ka natahotra ny tsy ahazo vady d maimaika. Kanefa rehefa nanambady izy d tonga ny fakampanahy ary nahita sipa kely d lasa.
_ny antony faharoa d mety bandy matahotra adidy ka vao nahita an'ilay zaza d tonga d nitsoaka satria sarotahotra.
_ny zavatra atahorako d ity fidiran'ny Ray aman-dreniny ity: io aloha d midika avy hatrany fa bandy malemy loha ilay bandy satria ka ny ray amandreniny no niaraka nanao an'ilay zaza taminao fa tsy i lery no seposepotra be teo ampanaovana anazy. Fa ny mahalasa ny saiko d ireto ray amandreny miditra ka ny fandikako an'ilay izy d "sao d tsy mitovy fihaviana ianareo" satria io mantsy no matetika mahatonga ny fidiran'ny ray amandreny. Ny mahatonga ana mieritreritra anizany d otrany mahita aho hoe na ilay zaza aza otrany tsy tiandry zareo ka ny mahatonga an'izay d na mieritreritra ilay bandy fa tsy zanany io zaza io na tsy mitovy ilay fihaviana ka d odiany tsy fantatra io zaza io satria tsy mety aminy.
Fehiny ataovy izay mety fa raha ny fahitako anazy d tsy misy fika intsony hamahana ny olana.
Ny torohevitra omeko anao d aza miteraka intsony fa ataovy izay hampilay an'io zaza io, raha sipa kely ilay zaza d tandremo ny fitondrantenanao fa sarobidy izany ho an'ny zanaka vavy! ka raha ohatra ka mangididy fa voanjanahary izany d aza atao hitan'ny zaza ny fanaovana an'azy fa any antsisiny any manala azy.
Zay ry XXX fa d mahereza fa raha iray no lasa mitotoa koba hatavy é!

19. xxx
(
09/04/2009 09:46)
xxx:
Salama daholo ô!
Eto aloha dia miasaotra anareo rehetra
Misy manontany ny taonan'ny vadiko ao, 27ans izy zao
Za mo isaky ny tonga eto dia mitondra aminareo ny tohin'ny tantara foana
Vao tam omaly maraina tonga niresaka tamiko sy ny ray amandreniko lay vadiko sy ny dadany ary ny ralahany, tsy resaka fampihavanana na hitady vahaolana no nataony fa resaka fampidirana haingana ny divorce, ary ny tena mahagaga de ilay vadiko tsy niteny tam io resaka nifanaovana io fa le dadany no tena niteny, nasainy nanao taratasy zahay fa oe nifanarahana ny nisarahana ary tsy hifanarakaraka sy hifanarahana ny hanao divorce, nefa nolazaiko taminy fa ny zanany no te hiala ka tsy notazomiko fa navelako andé am sitrapony,
Tsy nanaiky nanao anlé taratasy za dia tonga vao maraina tao aminay ndray ry zareo androany tam 6h nefa namoronako programme wé andé vao maraina za kah tsy manampotoana, teo ilay dadany de niakatra be sady teztra be fa oe asarotiko ony ilay izy, nilaza taminy za oe ataovy ny taratasinareo ary ampidiro ny divorce fa za manaraka reefa tonga ny convocation -ako fa za tsy hanao taratasy izany fa sitrapony io fa tsy sitrapoko, ny tena tanjony dia ny hanamora ny divorce sy hahakely ny vola ho laniny. Araka ny eritreritro dia satria maika hiaraka amlé vehivevy miaraka am vadiko malalaka izy ary matahotra raha mbola tsy vita divorce zaay fa sao ho toriko angamba.
Izaho koa efa nanao taratasy tany am fokotany nilaza fa tsy ao amiko intsony ilay vadiko ka tsy tomponandraikitra aminy intsony aho.
Afaka ataoko tsara ny taratasy milaza fa hifanaraka hanao divorce izahay saingy ny tiko atongavana tsy hanekeko hanao io taratasy io dia ny mba hisahiraniny satria izy no maika fa tsy za. ary ny tena nasostra ana de ny fidiran'ny dadany amlé resaka, ôtran oé le dadany no hisaraka amiko sy hanao ny divorce.
:roll:
Raha izaho ianao dia tsy manao ilay taratasy koa raha tsy hoe manaiky handray ny torts rehetra izy, dia izy no mandoa ny lany rehetra no dikan'izay ! Izy no maika mantsy dia aleo izy no handoa
Ny hiverenany aloha dia aza irina akory , tant mieux hoe lasa izy fa hay olona tsy haninon-tsy haninona
20. xxx
(
09/04/2009 11:12)
Marina tokoa fa olona tsy mitovy fihaviana izahay, tsy ho lazaiko eto ny fihaviany sao mandratra ny hafa .