very hevitra aho fa mba mila fanampiana
21. ari.malala
(
09/04/2009 11:28)
xxx:
Salama daholo ô!
Eto aloha dia miasaotra anareo rehetra
Misy manontany ny taonan'ny vadiko ao, 27ans izy zao
Za mo isaky ny tonga eto dia mitondra aminareo ny tohin'ny tantara foana
Vao tam omaly maraina tonga niresaka tamiko sy ny ray amandreniko lay vadiko sy ny dadany ary ny ralahany, tsy resaka fampihavanana na hitady vahaolana no nataony fa resaka fampidirana haingana ny divorce, ary ny tena mahagaga de ilay vadiko tsy niteny tam io resaka nifanaovana io fa le dadany no tena niteny, nasainy nanao taratasy zahay fa oe nifanarahana ny nisarahana ary tsy hifanarakaraka sy hifanarahana ny hanao divorce, nefa nolazaiko taminy fa ny zanany no te hiala ka tsy notazomiko fa navelako andé am sitrapony,
Tsy nanaiky nanao anlé taratasy za dia tonga vao maraina tao aminay ndray ry zareo androany tam 6h nefa namoronako programme wé andé vao maraina za kah tsy manampotoana, teo ilay dadany de niakatra be sady teztra be fa oe asarotiko ony ilay izy, nilaza taminy za oe ataovy ny taratasinareo ary ampidiro ny divorce fa za manaraka reefa tonga ny convocation -ako fa za tsy hanao taratasy izany fa sitrapony io fa tsy sitrapoko, ny tena tanjony dia ny hanamora ny divorce sy hahakely ny vola ho laniny. Araka ny eritreritro dia satria maika hiaraka amlé vehivevy miaraka am vadiko malalaka izy ary matahotra raha mbola tsy vita divorce zaay fa sao ho toriko angamba.
Izaho koa efa nanao taratasy tany am fokotany nilaza fa tsy ao amiko intsony ilay vadiko ka tsy tomponandraikitra aminy intsony aho.
Afaka ataoko tsara ny taratasy milaza fa hifanaraka hanao divorce izahay saingy ny tiko atongavana tsy hanekeko hanao io taratasy io dia ny mba hisahiraniny satria izy no maika fa tsy za. ary ny tena nasostra ana de ny fidiran'ny dadany amlé resaka, ôtran oé le dadany no hisaraka amiko sy hanao ny divorce.
:roll:
Mba mahavariana raha olona efa 27taona mbola mila soloin'ny dadany tena iany! Tena tsara aloha ny tsy nanekenao nanao ilay taratasy e! Mety ary tena tsara iany koa ila hoe efa nametraka taratasy any @ fokontany. D ts haiko raha mety ny eritreritro hoe mitady trano ianareo mianaka d mifindra, mba tsy hahafahandry zareo mi harceler anao eo foana! Amizay koa mantsy refa tena tapaka d tapaka mba tsy hisian'ny hoe mandrapahavitan'ny divorce, misy romoromo entre an'izy s'ilay sipa vaovao d iny fa hanao tampody fohy ao, na mody ilay zaza no atao pretexte ahatongavana ao aminao! Na ny numero telephone aza raha azo atao ovay iany koa! Mirary soa d mahereza!
22. xxx
(
09/04/2009 11:37)
Raha ny hifindra trano lavitra alo tena tsy mety amiko satria ny zanako reefa miasa aho de ao am mamanay izy no mipetraka satria raha amin'ny mpanampy mety tsy de hatokisako, fa zahay matsy tsy lavitra an'i mamanay no mipetraka ka mba mora ny fakako ny zaza am hariva sy hametrahako azy ao am maraina,
23. Oay
(
09/04/2009 12:59)
Mazava tsara fa resampianakaviana no mahatonga ny olana eo @ nareo ka izao:
_lehilahy tsisy azondamosina toa izany tsy ilaina akory ny miaraka aminy, ny nampalahelo d ianao koa mbola kely ihany d hoe ahoana koa no tsy nahitanao an'ilay izy hatrizay!
_jereo ny ataon'ny ray amandreniny maninn zao raha tsy nanaiky an'ilay mariazy nareo fa izao vao hoe misaraha, manahy koa aho fa tsy mitovy ny faripiainanareo ka mety intéressé ranamana, tsy aiko aloha fa izany rehetra izany d midika fa tsy izy ilay anjaranao fa diso lalana kely fotsiny ianareo ka ny manova no mety é!
Za aloha mahita hoe tsy mila miafina anazy izany i XXX fa ny fahitako aza d izy no hanao izay tsy ahitan'i XXX anazy intsony raha vao vita eo ny divorce é!
Noho izany d hamafiso ny saina ary tsarovy fa ny saina no mibaiko ny zavatra rehetra ka rehefa voabaikonao ny sainao d voabaikonao ny zavatra ataonao!
Izay aki ry XXX fa d mahereza a! Bandy i Oay no miteny an-driii fa tsy milay ny bandy toa io vadindriii taloha io fa elao pa! ataovy otran'ny tsy misy!

24. Fanampy
(
09/04/2009 14:21)
xxx:
Raha ny hifindra trano lavitra alo tena tsy mety amiko satria ny zanako reefa miasa aho de ao am mamanay izy no mipetraka satria raha amin'ny mpanampy mety tsy de hatokisako, fa zahay matsy tsy lavitra an'i mamanay no mipetraka ka mba mora ny fakako ny zaza am hariva sy hametrahako azy ao am maraina,
slt Xxx,enao anga efa nandevi'tsotro be?
25. xxx
(
09/04/2009 14:39)
nandévin-tsotrobe aôna kay?
Raha ny hitia lhl alo tsy mahakivy anah ary mino za fa mbola isy anjarako any ho any fa ilay tokatranoko nantenaiko mba ho tsara sy aharitra mandrakizay nefa rava no tena nandratra anah, ary raha olona mitia vady aman-janaka mety mahatsapa anzany, ilay zanako no tena mampalaelo anah fa ra izy hafoiko hatreto satria efa tsisy vahaolana ntsony zany ny aminay,
Manahirana ny mieritreritra azy, tsitako ntsony izay lazaina.
Nefa misy ho entiko hanintsiana ny hoaviko sy ny diako ko izay reetra niseho izay ary ataoko hanatra am manaraka mba ahaizako misafidy .
Dia mamerina ny fisaorana anareo fa ny hevitra rehetra nentinareo teto de tena nanome hery sy tanja-tsaina ho anah tokoa , eny fa na dia tsy itako maso aza ianareo dia tsapako fa lehibe ny fananana namana sy ny fizarana izay zavmisy eo am fiainana am namana, misaotra indrindra tompoko

26. xxx
(
09/04/2009 14:52)
xxx24 tu n'as rien à te reprocher satria ianao nanana faniriana tsara fa izy no niova voalohany. Izay hahasoa ny fiainanao sy ny zanakao sisa imasoana
27. rasobakobako
(
14/04/2009 07:39)
Tsy sentiment intsony ity fa réalité :
- efa ny RAD n'ilay bandy mihitsy no mila divorce (=fianakaviany)
- inona moa no tena tombotsoan'i xxx raha tsy manaiky divorce ? vadiny an-taratasy fotsiny, sy ny figafiana azy tsy hisoratra.
Fa mba jereo ihany akia ny mahatsara ny divorce a! fantatro indry fa tezitra sy malahelo, te hamaly faty. Fa tsy aleo ve asiana croix rouge ny momba azy e! indry ko ho libre @ izay hataondry avy eo.
Tadidio fa ny fandavana an'io divorce io dia mbola mamitatena indry hoe vadiny, nefa antaratasy fotsiny ange e! ary mety ho sarotra ny hanamboatra saina isaky ny mahita azy hoe : "e!e! izaho ange no mbola vady ara-dalàna e!"
Raha olona efa tsy miraharaha toy izany akia, afoizo ho an'ny hafa a!
Fantatro fa tsy mora fa aleo izao dia mijaly sy mihafy, fa aza alavaina ny fotoana hiafiandry e! Jereo ny afaka 1na 2 na 5ans. Rehefa mahita olona tindry sy tia andry ve indry vao hikoropaka hanao divorce. Mety efa miova ny tranga amin'izany. Mahereza e!

28. fitia2006
(
21/04/2009 15:02)
tsy namaky ny teo ambony teo za fa amiko aloha refa miasa enao de efa tsara izay , de ataovy zay mahafaly sy mahasoa , avy eo mivavaka , ny mampiditra divorce aloha manahirana ary mila vola fa refa izy no mampiditra de anao no mieritreritra oe hanaiky sa tsia fa ra za aloha de tsy misahirana @ zany aho fa ny asako no ataoko tsara sy mampiadana ahy ka tsy manota @ Andriamanitra
tsy mora anie ny miakatra tribunal foana e
de esory ny saina te hamaly faty fa manimba anao fa Andriamanitra no mamaly ny tsi11 na ho ela na ho haingana
zaranao aza misy zanaka ka afaka mamelona azy tsara tsy mangataka amin'iza2
mahereza e

29. xxx
(
21/04/2009 23:49)
Mampalahelo ny tranga ohatr\'izao raha ny tena marina, nefa mahagaga ahy fa tsy nivalian\'i xxx ilay fanontaniana hoe : nifanarahana ve ny fisian\'ilay zaza?
Izaho mantsy niaina tao anatin\'ny cas ohatran\'io; izany hoe samy hafa mihitsy ry zareo (fianakaviana sy ny fiaviana) fa ankizy mpiara-mianatra dia tafaraka teny, kanjo bevohoka (tsy fantatra raha ny zandriko no tena rainy na iza fa izy irery no nanaiky) rakalakely, dia natao tsotsotra teny ny raharaha. Kanjo nivoaka ny zaza dia tsy misy rirany avy aty aminay na dia kely akory aza. Sorena daholo ny fianakaviana satria nahatsiaro hoe voafitaka..., moa ilay zandrinay koa tsy afaka niaraka t@ izay tiany akory noho ilay bevohoka. Nony mba nisy pointure-ny dia namporisika mihitsy aho mba hialany ao @ ilay \"tokantrano fitaka\". Dia anareo no mahalala ny tohiny fa mety mitovy @ io mahazo an\'i xxx io izao rakalakely fa izaho tsy malahelo akory na dia kely aza, fa ny zandriko aza no tena mampalahelo sy lany andro tao, sady afa-baraka.
Mampiomehy koa fa tsy nanaiky divorce koa ramatoakely fa tsy rariny hono ny ataonay, lol! :(

30. xxx
(
21/04/2009 23:56)
Tsy voalazako anareo fa mety ho tezitra aminay ianareo raha niditra izahay fianakans satria raha vao miresaka tsotra amin'ilay rakalakely hono ranjandry dia anaovany ranomason'adala be ao na iadivany @ vavabe hafahafa dia malemy, ka nila fanampiana. Ohatran'ny hoe hozonin'ilay kalakely mihitsy aza izy ka matahotra, mampalahelo anay ny zandrinay.
31. rasobakobako
(
24/04/2009 06:55)
Tsotra dia tsotra ny fomba fialana amin'ny vady tsy iriana, na vohoka tsy iriana, mbola tsotra noho izany koa ny fifidianana izay ho vady. Rehefa tsy mitovy firazanana aminao ilay olona (na noho ny antony hafa) ka tsy tianao ho vadiana, dia AZA MANAO FIRAISANA aminy e!
Tsaroako ny tenin'ilay tonton anay izay tamin'ny zanany lahy (olona sarotiny be amin'ny firazanana io tonton anay io) fa izao no nolazainy :
NA KISOA AZA BEVOHOKAN'IALAHY DIA VADIAN'IALAHY !
Midika izany fa tokony samy hi-assumer ny acte nataony ny tsirairay,
xxx !
Tara loatra ny fananaranareo ny zandrinareo, naninona raha tamin'ny vao hanao izy dia nosakanana, ataovy ny test ADN dia hita izay marina fa aza manao tsindrio fa lavo e!

32. xxx
(
25/04/2009 05:42)
Miarahaba anareo indray,
ho an'i xxx2 io de lazaiko aminao fa tsy mitovy amin'ny cas an zandrinao ny anay satria ny zanakay dia tena MITOVY TANTERAKA amin'io vadiko io ny endriny, ny dikan'izany tena zanany io ary zaza NIRIANAY tokoa, tsy mbola nampirafy azy aho atramn'ny niarahanay koa ahoana moa ny hampitombona fa tsy zanany ilay zaza? raha mampitovy ny sariny tamin'ny mbola kely zaay dia toy ny olona iray mihitsy, ary tsy eo amin'le zaza ny olana aminay fa eo amin'ny resaka fihaviana angamba ka tsy mitovy mihitsy izany. Ny fitrangan'ny korontana mety mitovy satria samy nidiran'ny fianakaviana fa ny fototra tsy mitovy.

33. xxx
(
25/04/2009 05:53)
Izaho akory tsy oe tsy manaiky ny divorce, fa tsy te hisahirana amzany za, fa reefa mampiditra izy de hekeko fa raha izaho no andrasany de tsy hanao an'io voalohany zany aho satria averiko iany fa izy no maika fa tsy za, ary mandeha koa ny resaka fa ra izy no mampiditra divorce de mety ho sahirana ihany fa raha izaho dia mety ho moramora, noho izany antony izany no hanereny ahy hampiditra divorce, satria tiny ho vita aingana sy tsotra, nefa aleo izay maika sy mila no hisahirana e! izaho manaiky rehefa tonga ny convocation-ako