izay tsy mbola nahita fa manohana an'i tgv koa i angelina jo
1. sadeky
(
02/04/2009 17:11)
akoatran'i la frantsa dia volaza koa fa manohana an'i tgv i angelina jolie
http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o
http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o
répondu par welie le 03/04/2009 14:31
3. vale
(
02/04/2009 17:28)
sadeky>> tsy nihaino tsara enao raha azoko tsara, tsy izany no voalazan'ilay vidéo fa surnom omen-dry Tgvendrana an'i Andry Rajoelina io Angelina Jolie,:lol: ...(enfin raha azoko tsara ihany koa izay nambarany..) .
4. vale
(
02/04/2009 17:35)
si,si,siiiiiiiiiiiii, tsy diso aho kah, tena izay fa naveriko nohainoana ilay izy, mba gaga ihany aho!! :lol: :wink:
6. Noue
(
02/04/2009 18:04)
preuve irréfutable eee ! kay kay kay ! tena nivoaka daholo ny marina rehetra !
7. vale
(
02/04/2009 18:25)
sadeky:
tsy mino ve ianao hoe manohana an'i tgv angelina jolie? io porofo e
8O tsy mino amin'ny ahoana eee??? taitaitra fotsiny mahita ny titre satria mpanohana an'i rajoelina angamba, tsy nihaino izay voalaza hatramin'ny farany akory.Porof inona??? miteniteny foana tssss :{
8. vale
(
02/04/2009 18:26)
Sao dia ilay sary vehivavy misy tatooo mappe d'afrique am voalohany iny no hitanao??? i Angelina Jolie angaha fohy volo???? i Angelina Jolie angaha NGITA VOLO??? Jereo tsara aloha vao minananana eo, pffffffffff
9. welie
(
02/04/2009 18:28)
Hihihihi be koa i sadeky @ lay hoe manohana i Angelina Jolie...
Raha ny voalaza @ io aloha dia tsy izany velively fa "comparaison" anarana fotsiny e! lollll be e!
tsy porofo io akia ry sadeky fa mba henoy hatram'ny farany a!!!
Refa i Angelina na i Brad mihitsy no miteny izay vao porofo e! Kouny an!
Misaotra @ le video aloha na zany aza e!
:^) :lol: :-P
Raha ny voalaza @ io aloha dia tsy izany velively fa "comparaison" anarana fotsiny e! lollll be e!
tsy porofo io akia ry sadeky fa mba henoy hatram'ny farany a!!!
Refa i Angelina na i Brad mihitsy no miteny izay vao porofo e! Kouny an!
Misaotra @ le video aloha na zany aza e!
:^) :lol: :-P
10. locl
(
02/04/2009 18:34)
angelina vendrane izany, frantsa manao forcing suisse miny resaka secret bancaire
11. welie
(
02/04/2009 18:39)
vale> kou i Angelina kosa feno tattoo koa iza no mahalala akia kou!!! lollllll!!! :°) :^) :-P
12. vale
(
02/04/2009 18:51)
:-D :-D :-D :-D na zah koa aza anie nahita iny sary lamosina vhv am vlou iny de taitra beuh e! tsss, :-D
14. xxx
(
02/04/2009 20:00)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
KAY LERY NANAO OPERATION DE NAMPANIRY ZAVATRA OUAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHA
MISY ZAVATRA KELY LAVALAVA AO ANELAKELAPEANY ZANY RAHA ANGELINA ZOLIE LERY TALOHA
OUAHAHAHAHAHAHAHAHAHA
o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o
KAY LERY NANAO OPERATION DE NAMPANIRY ZAVATRA OUAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHA
MISY ZAVATRA KELY LAVALAVA AO ANELAKELAPEANY ZANY RAHA ANGELINA ZOLIE LERY TALOHA
OUAHAHAHAHAHAHAHAHAHA
o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o
16. welie
(
03/04/2009 14:31)
ka misenn be anie ilay i sadeky miady varotra be hoe preuve e! ihihihihihihi!!!
Tsiky d ampy e! :lol:
Tsiky d ampy e! :lol:
