Tsy tokony nisy ny hoe : (TIKO = FJKM = Fanjakana) = Ra8
1. essera
(
02/04/2009 08:29)
Mbola inty aho hoy voay be (lé phrase fotsin no milay fa izy efa tsy hita tsony), ka aiza nareo pro-ra8 :
Io équation kely tsy d mankaiza io izany no mba omeko anareo hoe mampivarina an-kady. 8O 8O
(TIKO = FJKM = Fanjakana) = Ra8
Raha nesorina fotsiny ny iray amin'ireo na farafaharatsiny no-déléguer-na tanteraka amin'olona hafa dia tsy ho tonga tamin'izao Ra8. Andramo ange ity e :
1/ TIKO = Ra8 :x
2/ FJKM = Ra8 :lol:
3/ Fanjakana = Ra8 :D :D :D
Soulignez la bonne réponse, fa tia tena be ange Dada e. Rano sy menaka ary mbola ampiana lasantsy no afangaro dia izay no tsy mety. Misy hiteny amin'ilay option voalohany hoe efa nataony. Tsia tompoko, ara-taratasy iny fa izy ao tsara. Mifanohitra amin'ilay hoe : Tsy misy taratasy fa izy miditra lalina. (Izay ilay hoe mampanara-dalàna, dia avy eo tsy manara-dalàna). Miakatra any amin'ny loha ilay zavatra farany ka miafara amin'ny JADONA.
JADONA satria nahoana ? Malain-kisaraka amin'iray amin'ireo izy. Ka na ny tanan-kavananao aza raha manolo-kevitra anao hoe mitady ho hita be ilay fifangaroana dia na migadra na asaina miala, na ailika fa grosso modo izany dia hors piste. Président de la république ve d mbola miady ho vice-président ihany. Angaha tsy misy toerana hafa mba hoe président aho.
Ary ny rotaka, dia mbola influencer-na Afrika (sadc, UA...). Tena ô ry Dada, Tsy mihoatra ny fefy io, fa efa mihoatra ny ranomasina mihitsy harantsia-toetra.
Ny fiverenan-dra8 eto raha hisy no vao miha hisian'ny korontana avo 10 heny amin'izao. Tsy mino ianao a ? Mba minoa fotsiny ihany ho'aho...
Asaivo miverina izy fa Rwanda 2 ny eto, ary izahay hanao tournage film am zay fotoana.

répondu par essera le 02/04/2009 12:50
2. ravatorano
(
02/04/2009 09:08)
ny fiverenan-dravalo eo amin'ny fitondrana kosa aloha toa eritreritra tsy hitombina ihany satria efa maro ireo fahadisoana nataony ka ho sarotra aminy indray ny hahazo izany.
Fa izao koa anefa aza hadino fa toa varina be loatra isika mitsikera ilay olona efa lasa any ananona any fa ny hita maso eto antoerana tsy jerena mihitsy e
Vao miandoha kely fotsiny ny fitondrana tetezamita dia efa maro ny "derapage" ataony ary tsy ho tanisaina ohatran'ny etsy ambony etsy satria fantatsika rehetra izany.Tsy aleo ve izao dia ahitsy ny mpitondra mba tsy hanaonao foana mba tsy hiteniteny foana fa mahamenatra.
Ny lalana dia natao ho an'ny rehetra ary tsisy ambanin'ny lalana eto ary isan'ny nijoroan'Ingahy Andry Rajoelina izany nefa toa ry zareo indray no minia mandika izany amizao.
Aza mihevitra hanao tournage film zany aloha e raha tsy hoe angah ianareo mihitsy no minia hanao ilay hetsika ka hampisy ilay korontana be toy ny any amin 'ilay firenena lazainareo io.
Samia mihezaka sy manome hevitra ny manodidina azy mba tsy hisan'izany ady antrano sy rà mandriaka izany.

3. essera
(
02/04/2009 09:11)
Ny rotaka eto amin'ny tanàna dia ny mi-débarasser an'ireo dinosaure ireo mihits. Ohatran'ny hoe manana quota atran akibon-drenin aza ve r zalah reo.
4. ravatorano
(
02/04/2009 09:22)
ka izay mantsy
ireo goaika antitra ireo ange dia tena mihevitra ny tenany avy fa hanana toerana mandrapahafatiny mihitsy e !
Misy efa makina be izany , efa malazaon'ny polifika natao teto amin'ny firenena hatrizay nefa mbola io hitanao ao amin'ny HAT ihany !
ntssss !
:twisted: :evil:
HAT = DINOZORO (mpanao politika efa nandetika an'i Madagasikara tamin'ny lalina nandritry ny nahateo azy ireo teo amin'ny toerany )
Iza amin'ireo membres amin'ny HAT ireo no mbola tsy nitondra sy nandray andraikitra lehibe teto amin'ity firenena ity na izy na ny vadiny :?:
Inona nefa no vitan'izy ireo teo ? Inona ???????

5. Oay
(
02/04/2009 09:41)
io no nahatonga ana nieritreritra hoe raha i Oay no teo @ toeran'i Zokilahy TGV d vao vita ny fanonganana an'i dadanay d tonga d natsipiko ny baolina d ny bizina no notohizako satria ny antony d tsotra: "Mbola eo ireo dinozoro ireo sy ny taranany ka sarotra no tsy hiaraka amindry zalahy ireo"
Raha ohatra anefa nanipy baolina ra tgv d tsarovy fa reven'ny vahoaka i léry satria hita hoe tsy tia toerena ka @ manaraka d miverina tsy misy dinozoro satria ny bizina efa nandeha ary ny taona koa efa mba matotra.
Mbola tsy tara raha manao an'izay i TGV an! ary mahatoky za fa raha manao an'izay lery d tsy hisy hitaky ny fiverenan'i dada intsony eo!

6. essera
(
02/04/2009 10:00)
Misy lafiny tsara ary misy lafiny ratsy kely.
Ny ratsy aloha angamba : Vao mihamanao danin'ny kibony le bevolombava ka eo no tena vao miha tsy maîtriser intsony ny situation.
Ny tsara amin'ilay izy kosa dia : efa voalazan oay io.

7. Oay
(
02/04/2009 10:14)
Iza ilay be volombava fa tsy arako satria ohatrany tsy d manana fotoana ahafahana miharatra angamba ry zalahy ireo d toa samy misimisy volombava sa ilay ny tokontaniny d Analakely! Mba omeo sopape kely hoe!
8. essera
(
02/04/2009 11:04)
Oay:
Iza ilay be volombava fa tsy arako satria ohatrany tsy d manana fotoana ahafahana miharatra angamba ry zalahy ireo d toa samy misimisy volombava sa ilay ny tokontaniny d Analakely! Mba omeo sopape kely hoe!
Jereo tsara lé nolazain'ilé sipa omaly tao am télé oe :
- Iza no nanome baiko ny hanenjehana ny exilé tamin'ny andron-dRatsiraka
- Ireo ihany anefa izao no namadika palitao haingana niala tamdrava2.
Ratsirahonana sy Sylla (Ireo tena rotaka be ny position-ny ao anatin'ny ora vitsy mihitsy).
Aleoko mieritreritra an'i Andriamanjato na savony vava aza hoe efa mametraka ny position-ny mazava amin'ny fotoana tsy hisian'ny romoromo, fa reto ange tonga dia kobo be hoe niandry an'ilé fotoana mihitsy dia nijapy.
Simbain'ireo lé boay kely ity a. Nefa Sylla dia tena toy ireny innocent be ireny ery. Gaigy a !
9. news2dago
(
02/04/2009 11:53)
ravatorano:
ka izay mantsy
ireo goaika antitra ireo ange dia tena mihevitra ny tenany avy fa hanana toerana mandrapahafatiny mihitsy e !
Misy efa makina be izany , efa malazaon'ny polifika natao teto amin'ny firenena hatrizay nefa mbola io hitanao ao amin'ny HAT ihany !
ntssss !
:twisted: :evil:
HAT = DINOZORO (mpanao politika efa nandetika an'i Madagasikara tamin'ny lalina nandritry ny nahateo azy ireo teo amin'ny toerany )
Iza amin'ireo membres amin'ny HAT ireo no mbola tsy nitondra sy nandray andraikitra lehibe teto amin'ity firenena ity na izy na ny vadiny :?:
Inona nefa no vitan'izy ireo teo ? Inona ???????
Izay ilay oe Hiverina Amin'ny Taloha e! na oe H.A.T
Olona efa fopla be ireo de raisina hiara iasa ao! tena tssssss
Mapime e!
10. essera
(
02/04/2009 12:50)
Efa erreur hatrany am ra8 io.
Fampitoviana mba ihomehezana :
Izay ilay oe Hiverina Amin'ny Taloha e! na oe H.A.T
TIM : ny teo ihany no miverina.
8O ^^ :°)