Revin-gadra sa...

1. BlackGasy ( 01/04/2009 07:31)
Raikitra ny revin-gadra sy ny asam-boto ataon'ireo gadra nahazo fahafahana vonjy maika m'lay aloha eh! satria ho main'ny afo natsangany eo amin'izay ny Fitondrana Rajoel hahahaha sady @ zay hono ny vadin'izy ireo no mba mpanolotsaina avo leuh ty ehhhhhhhhhhhhh!
répondu par mion le 01/04/2009 10:56
2. yuka ( 01/04/2009 07:55)
:( :( :( :( :(
3. papala ( 01/04/2009 08:14)
REVIN-GADRA, ASAM-BOTO, AFFAIRE CHÈQUE SANS PROVISION, HALATR'OMBY,
4. yuka ( 01/04/2009 08:17)
:( :? :cry: :( :? :cry: :( :? :cry: :( :? :cry: :wink:
5. papala ( 01/04/2009 10:14)
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O REO olona membre ao @ TGVendrana e!

Fitondran'olona rehetra BE POLITIKA : MPANGALATR'OMBY (pETY) , CHÈQUE SANS PROVISION (voninahitsy), ASAM-BOTO (alain ramaroson),............sns.
fa efa tena tsy misy olona tsara intsony ve eto MADAGASIKARA RAY OLONA A?
DE IREO FOANA NO RÔLE EO?
6. mion ( 01/04/2009 10:56)
aleo atao oe revin-gadra e, mba avelao ry zalà irevy fa tany tsiafahy tsy afaka nanao tsongolobatita tà ahimaitso ka afaka manara-po toy izao
Mifaninana tsongok-batita eo hono i pety sy voninahitse,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1247