L'Afrique australe suspend Madagascar, une première

1. Mirananirina ( 31/03/2009 14:20)
Les dirigeants d'Afrique australe ont fait preuve lundi d'une fermeté exceptionnelle en suspendant Madagascar de leur organisation régionale, du JAMAIS VU
répondu par Mirananirina le 01/04/2009 11:02
2. xxx ( 31/03/2009 14:32)
Mbola aiza re zany e,fa angaha io irery e?Ny internationnal koa mandiso sy mitsara daholo :)
3. Oay ( 31/03/2009 14:36)
xxx:

Mbola aiza re zany e,fa angaha io irery e?Ny internationnal koa mandiso sy mitsara daholo :)


Ka ilay izy ary toa tsy noraraindry TGV akory fa ny anazy koa no nataony tonga aloha d ny fipitsihana tao @ SADC knou!

4. ndenn ( 31/03/2009 14:40)
Mety hisy tombony ho an' i Mada ny fisarahana @ io Sadec io satria anisan' ny élément moteur i Dago ao fa tsy membre à la traîne toy ny sasany .
Jereo koa anie ny erreur nataon- dRatsiraka tao @ cotisation nalefany tao @ BAD taloha ireny é ! Vola tsy toko tsy forohana no voahodiny ho azy irery t@ izany ary tsy nisy navelany tao Mada na dia kely fotsiny aza .
Izao izy miteroterona ao europe fotsiny , dia amporisihiny ny zanany hanao ny nataony taloha mba hahazoany izay mety ho azony koa .
Amiko dia tsara mihintsy ny miala ao @ io Sadec io ny Malagasy .
5. Mirananirina ( 31/03/2009 14:45)
Mbola aiza re zany e,fa angaha io irery e?Ny internationnal koa mandiso sy mitsara daholo

Dia very izany isika e,
Ka ilay izy ary toa tsy noraraindry TGV akory fa ny anazy koa no nataony tonga aloha d ny fipitsihana tao @ SADC knou!

Mahavita tena tsinona izy ,ilaina ihany anie ny vahiny e.Asa aloha .Rehefa nipitsika hono izy satria nolazainy fa Ra8 no miarak amin'ireo e.
6. Mirananirina ( 31/03/2009 14:50)
Mety hisy tombony ho an' i Mada ny fisarahana @ io Sadec io satria anisan' ny élément moteur i Dago ao fa tsy membre à la traîne toy ny sasany .

Hoy ianao ve?? Dia malaza eran'izao tontlo izao ilay l'homme forttsy na iza na iza?Dia ahoana hoy ianao raha izao tontolo izao mihitsy no manala an'i dago.Dia ho aiza isika.
Izao izy miteroterona ao europe fotsiny , dia amporisihiny ny zanany hanao ny nataony taloha mba hahazoany izay mety ho azony koa

Iza aloha ity "izy"resahanao ity e
Amiko dia tsara mihintsy ny miala ao @ io Sadec io ny Malagasy

Ho voasazy ny firenena rehetra izy raha mandà io,ary iza no hizaka ny vokany?NY VAHOAKA fa tsy tgv mihitsy.
7. ndenn ( 31/03/2009 15:05)
"Iza aloha ity "izy"resahanao ity e" = didier Ratsiraka .
Mbola miampy ireo barons mafiosis marseillais sy mediteranéens niarahany nanao afera tao Mada taloha ireny .Ary mety ho anisan' izany i Ra 8 sy ry Randriamanjato ary ry Manandafy sy razakaboana sy ny sisa tsy ho voatanisako satria efa ela loatra aho no nanao fikarohana ny momba izany .
Raha ny mikasika ny reconnaissance internationale izany indray dia tsy maintsy hisy izany rehefa mifanaraka ny protocoles de cooperations isanisany . Ndrao dia hanao an' i Mada ho tany tsy mba nifandrimbona t@ zavatra sarotra niseho teto @ ity tany ity aza ny firenena sasany ka hanao kapo-batana @ tsisy fotony .
8. Oay ( 31/03/2009 15:06)
Mirananirina paika ady daholo io fa jereo anie ato ato fa ny SADC ndray no hiangavy ny Malagasy hiverina é!
Ny mahamaika izao d hoe "Aleo handeha ilay fihaonambe amizay mba vetivety d miala ny TGV"
9. xxx ( 31/03/2009 15:07)
Ka io SADC,SADC,io anie mila ny hiverenan'i Ra8,dia tsy mila an'io tvg e mazava ho azy.Mbola PRESIDENT EN TITRE aloha Ra8 izao,dia tsy laitra dra tgv izany.
10. Mirananirina ( 31/03/2009 15:13)
"Iza aloha ity "izy"resahanao ity e" = didier Ratsiraka

Hay ve,neveriko fa olona hafa.
Ary mety ho anisan' izany i Ra 8 sy ry Randriamanjato ary ry Manandafy sy razakaboana sy ny sisa tsy ho voatanisako satria efa ela loatra aho no nanao fikarohana ny momba izany .

Ny olana anie dia ity e.Ireo mpifahavalo ara-politika daholo fa rehefa mihaona sahala amin'inona ireny.Ireto HAT voafidy ireto koa anie ka isan'ireo e,dia ahoana.
11. Oay ( 31/03/2009 15:15)
Président à titre honorifique Marc Ravalomanana a!
Tsy mino ndray izao nareo!
Ka jereo fa efa i zokilahy Andry Rajoelina zao no manao ny asany t@ 29 mars!
D efa zokilahy Andry Rajoelina no miteroterona @ ilay seza fiandrianana ao Ambotsirohitra.
D efa ny TGV no manala sy manolo ny atsy sy ny aroa.
Ka raha ireo nojerena d tsy titre marina sisa ilay maha prézidà.
Marina fa mihetsika ny TIM hamerenana an'i dada an!
12. Mirananirina ( 31/03/2009 15:16)
Mirananirina paika ady daholo io fa jereo anie ato ato fa ny SADC ndray no hiangavy ny Malagasy hiverina é!
Ny mahamaika izao d hoe "Aleo handeha ilay fihaonambe amizay mba vetivety d miala ny TGV"
message

aiza kosa e,tsy maintsy isika ihany no hitady any avy eo,izay lany président eo e.tsy hiala vetivety re izy e;mamy ny toerana a.Seza efa nangalarina ve omena an'iza indray.
13. xxx ( 31/03/2009 15:20)
Président à titre honorifique Marc Ravalomanana a!
Tsy mino ndray izao nareo!
Ka jereo fa efa i zokilahy Andry Rajoelina zao no manao ny asany t@ 29 mars!
D efa zokilahy Andry Rajoelina no miteroterona @ ilay seza fiandrianana ao Ambotsirohitra.
D efa ny TGV no manala sy manolo ny atsy sy ny aroa.
Ka raha ireo nojerena d tsy titre marina sisa ilay maha prézidà.
Marina fa mihetsika ny TIM hamerenana an'i dada an!



Oay:izany no izy e.PRESIDENT EN TITRE RA8;avelao le mpiasa tgv hanao la bonne kely aloha e,rehefa madio sy milamina ny tanàna ,MIVERINA I DADA E,Aza mitomany.
14. Oay ( 31/03/2009 15:22)
Mirananirina a! ny HAT tsy afaka mihoatra ny 24 volana,
D i zokilahy Andry Rajoelina efa nilaza fa tokony indray mandeha ihany no afaka mitondra ny anarana maha prézidà ny repoblika.
15. Samoana ( 31/03/2009 15:55)
Oay:

Mirananirina a! ny HAT tsy afaka mihoatra ny 24 volana,


tsy omeko 9 volana akory ny lehiben'io hat io dia efa ataon'ny akama nofidiny césarienne :-D . Na ny capsat-ny aza hampikapa azy tsy ho ela koa rehefa tonga ny deba
16. tafondro ( 31/03/2009 15:57)
Efa drafitra maty paika daholo anie izany resahinareo eto izany ry Oay à ! efa novolavolain' ireo mpanao politika goaika nandritry ny fehi-potoana 50 taona aorian' ny sarintsarim-pahaleovan-tena nanànan' i Madagasikara hatrizay .
Dia mbola faly manohy an 'izany ihany isika @ izao fotoana izao !Tena tsy mety izany ,jereo ny opportunités nomen' ny fanjakana nifandimby tao Dago ny investisseurs nandalo tao , tssss ... Ovay tanteraka ny filamatra fa tsy ho lasa intsony ny fijaliana sy ny fahantran' ny firenena .Ho betsaka ny olona tsy hanaiky ho lembenana intsony atsy ho atsy , MINOA FOTSINY IHANY . Averina ny tenin'ny sasany teo aloha @ io , MINOA FOTSINY IHANY !!!
17. Oay ( 31/03/2009 16:33)
Samoana an! enga anie kosa mba efa vita ilay fihaonambe d mba efa hipetrapetraka ny momba ny fidirana any @ repoblika vao² vao hitranga izany lazainareo izany.
D momba an'i Andry Rajoelina zalahy d ny azo atao aminy d atao maika ilay fihaonambe d atao ny fifidianana d miala izy a!

Tafondro an! ka io mihintsy ny olana d ny tokony hitadiavana fika d hoe ahoana no haniliana an'ireo goaika antitra ireo.
18. Mirananirina ( 31/03/2009 16:33)
Mirananirina a! ny HAT tsy afaka mihoatra ny 24 volana,
D i zokilahy Andry Rajoelina efa nilaza fa tokony indray mandeha ihany no afaka mitondra ny anarana maha prézidà ny repoblika.

Iza moa ny mahita izay fivadiky ny rasa,tany tsy milamina sy fanjakany Baroa ity.
tsy omeko 9 volana akory ny lehiben'io hat io dia efa ataon'ny akama nofidiny césarienne . Na ny capsat-ny aza hampikapa azy tsy ho ela koa rehefa tonga ny deba

Ho hita eo e.Izay no hirina ,ahatonga ny fifidianana haingana dia haingana.
Ho betsaka ny olona tsy hanaiky ho lembenana intsony atsy ho atsy , MINOA FOTSINY IHANY . Averina ny tenin'ny

Ka na tsy hanaiky lembenana eo ary .mafy noho ny bala sy basy ve??????????
19. tafondro ( 31/03/2009 16:54)
Tsy mila mampiasa fitaovam- piadiana akory ,fa ho vita izany raha hotanterahina ampilaminana sy ampitiavana ,ary ampanajàna ny zo fototra ananan' ny olona mpanao politika sy ny malagasy rehetra tsy ankanavaka .
Rehefa misy tsy mety ny fiainam-pirenena dia tsy maintsy mandray andraikitra ny olona manana ny tena atao hoe " fahefa- manao " (Le vrai pouvoir concret ) .
20. bazylou ( 31/03/2009 18:30)
tsy misy ny olana e!! esory amin'izay ilay hoe, tsy velona ny gasy raha tsy misy ny volan'ireo maizina sy vazaha ireo!!!! tsy mitombina io!!! Io foana manko no amendrofendroan sy ampitahorana ny olona sy amokisana ny olona abobo etsysy eroa!!! tsy mila an'ireny e!!.
Izao anie dia mazava mibaribary fa ireo olona mpilelaka subvention daholo ireo milaza azy ho mpanefoefo ao mada ireo e!! na le8nareo aza , !!!!!! esory ny trosa ratgv, dia soly koa ny sain'ny olona::
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695