L'Afrique australe suspend Madagascar, une première

21. andrywui ( 31/03/2009 18:46)
Milay ra bazylou a!! tohizo lesy fa mety tsara a !! mankasitraka de makatelinnn e !!
22. Andribe ( 31/03/2009 18:49)
KIIII TSISY FIKA VE HANDEFASANDRY ZALA VOLA AHODINA EEEE =)) =)) =)) =)) =))
23. fijo ( 31/03/2009 21:59)
mbola ady le seza izao ka.mbola tsy vita ny lalao
24. tovolahy007 ( 31/03/2009 23:03)
baziloo> hay enao aty ny mamaly ny resaka?? Io ambony io misy mba hevitra nosoratanao fa tsss, hevitra voatany be. Hoy aho aminao hoe mba akombony io vava io fa mahamenantra hoa aa. Avadiho im 7 tsara io lelanao io vao mba miteny fa miteniteny foana mitsy. De mbola lazainao fa hoe tsy misy ilana an'izany fanampiana izany fooana? TENA ILAINA IO FANAMPIANA IO, NA NY FILOHANAREO TRAIN AZA MITOMANY MITSY IZAO MANAO HOE: MBA EKEO MO ZA MBA HO PREZIDA DE MBA ALEFASO LE FANAMPINA FA HO ATAOKO TENA TSARA TANTANA MITSY, MARINA E". hahahaha. Za zao manahy fa mety andefasany lery kaposaty ko reo CI reo ra tsy manome fanampiana eo, hahahaha. JEREO ITY, TENA MANDADILADY MBA HOE HO AMPIANA I TRAIN, MILELAPALADIA NY CI.

There will be no money wasted in the government that I lead. And I assure you that the money used by the presidency will be reduced by half or more," Rajoelina said.

http://news.xinhuanet.com/english/2009-03/31/content_11103094.htm

hahahaha, mba ekeo mo za mba hoe prezida de alefaso le fanampina fa manome toky anareo za fa tena ho atao tsara tantana mitsy le vola, marina anie zany ry CI e
25. tafondro ( 01/04/2009 01:09)
tovolahy007:

Mbola resaky ny mpampiady ganifa izany ry tovolahy a ! Ny vola anie famboatra é , ny fifampahatokisana no tena mazana .

26. tovolahy007 ( 01/04/2009 02:35)
tafondro>Ny tiko ambara de hoe ireo sasany izay milaza fa tsy misy ilana izany fanampiana avy any ivelany izany de milaza zavatra hanimbana tanteraka an'ny Madagasikara. Misy ireo sasany ireo, hitanao ireo, miseho milay hoe tsy ilaina izay fanampiana, mba azony sary antsina ve hoe raha tena tsy misy ireo fanampiana avy any ivelany ireo marina tokoa mo de mba manahoana ny fiainana eto Madagasikara?? LOZA HOA FA AZA MANIRY NY TOY NY MAHAZO AN'NY KOREA AVARATRA SY NY TARINY. Efa niteny ny CI fa tsy hanampy raha i TRAIN no itondra an'ny Dago, efa henony tsara io saingy inona ny nataony? Tsy noraharahiny akory izay vokany ahazo ny vahoaka malagasy madinika fa ny azy ihany no tao antsainy. IZANY VE NY HOE MITSINJO NY VAHOAKA MALAGASY?? Izao zao tsy ho voloha intsony ny karaman'ny mpiasa-panjakana? De ahoana? Mety ve zany???
27. Mirananirina ( 01/04/2009 11:02)
tsy misy ny olana e!! esory amin'izay ilay hoe, tsy velona ny gasy raha tsy misy ny volan'ireo maizina sy vazaha ireo!!!! tsy mitombina io!!! Io foana manko no amendrofendroan

Nisy ireo fanampiana ireo aza tsy velna ny gasy ,maika fa sy misy.Hihina tany sy ..........daholo izany e.
Ilaina ny fanampiana fa aza miteny izany ianao,iza no tsy mila io??????????????Sa mpanamboatra vola i tgv???????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0638