Madagasikara : Tantely afa-drakotra 2
1. Pilato
(
31/03/2009 10:50)
Miala tsiny aho !
Averiko indray, miala tsiny, miala salohy fito !
Tadidin'ireo efa hari-saina tamin'izany ilay filazan'andrimatoa José ANDRIANOELISON (José kely, ilay nahavita nanivaiva filoha amperin'asa ho Président Con, ka nahatonga io président io amperin'asa tamin'izany nefa resy teny amin'ny fitsarana) !
Hoy ny lohatenin'ny bokiny tamin'izay : Madagasikara : Tantely afa-drakotra.
Izao dia miverina indray !
Efa TANTELY AFA-DRAKOTRA II.
Fa na iza faly, na iza tezitra dia averiko eto izay voasoratra ao amin'ny baibolin'ny Jiosy, ka nadika mba ho voavakin'ny malagasy !
Tsy ho asiako fanamarihana "NO COMMENT" Fa ze manan-tsofina aoka hihaino, izay mana-maso aoka hamaky, izay manan-tsaina aoka handinika.
Ny ankoatr'izay : ny ts'isy saina : aza miraharaha, ny be marenina : mamonoa sofina, ny tsy te hahahala : aza mijery !
Hoy ny Ohabolana 30 : 21 - 23
21 Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, Eny, zavatra efatra aza no tsy zakany;
22 Raha ny andevo no tonga mpanjaka, Raha ny adala no voky hanina,
23 Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.
Pilato madio tanana !

répondu par milamm le 01/04/2009 03:47
2. Pilato
(
31/03/2009 10:53)
Adiniko :
Ity tsy gouvernement de Transition intsony !
Transition de la rue publique qui est formée par les "ZAZA MADITRA !"

3. Mandefitra
(
31/03/2009 10:55)
raha ny colonely no mibaiko jeneraly,
raha ny caporaly no mibaiko vice-amiraly,
raha ny miaramila no maniratsira mpitondra fivavahana
raha ny maire manongana prezida
....
maloto ny tany e

4. xxx
(
31/03/2009 11:11)
* raha ny mpitarika fivavahana no mitsabaka etsy sy eroa fa tsy mipetraka ho mpandamina sy mpampihavana @ resaka politika
* raha ny mpivavaka no mitarika ny olona handrombaka fitondrana
* raha ny mpivavaka no mifikitra hamaly faty....

5. ndenn
(
31/03/2009 12:12)
Ary raha raisina @ tena zava- misy kosa aza ilay fisehoan- javatra fa tsy atao fitsarana safobe mantsina ohatr' izany fotsiny ?
Misy ny fitenenana manao hoe tsy misy ny setroka raha tsy misy ny afo .
Misy zavatra ao matoa nitranga izao raharaha izao .
Ry pilato madio tànana ,aza hadino ny nahatongavanao teto an-tany !
Soa ho toavina ny mandefitra manana ny rariny .
Mora tokoa ny misokajy ny olona ho antoko na vondrona ,fa ny maha izy ny olona tsirairay eo anivon' ny fianankaviany sy ny fireneny no mendrika indrindra ; ary ny fahatsapanao fa ny maha ianao anao marina dia ,ny fahafantaranao ny tenanao manokana aloha vao ny fahafantaran' ny sasany ny momba anao (Toetra , fisainana , fanahy ,fahaizana ,sy ny sisa ...)
Tsy mpomba ny atsy no tsy mpomba ny ary ny tenako , ka azafady raha tsy dia mankato ny petra- kevitr' i M.pilato , M. Mandefitra , M.xxx ,M.josé Andrianoelison .
Ny marina marina ihany na dia fisaka manoloana ny lainga matevina aza izany .

6. xxx
(
31/03/2009 12:50)
De ahoana zany fa toa be safarin_dresaka be ato ko ry lereto zany ,
-raha ny Mpitondra no efa miverindoha manao pactes Hanerena vahoaka
-Raha ny mpitondra no tsy mahalala orinasa afatsy ny azy
-raha ny mpitondra no efa tia tena sy izaho ihany
- raha ny olona no efa manampatra fahefana any am tsy izy amin vahoaka
- raha efa ny mpitondra no managadragadra foana tsy misy antony , mamotika fiainan'olona ze tiana potehina
-raha ny mpitondra no ble cbla bly blf nbme krjkperijgwkwdl,cdtgàTPHGOWJ%PRKJG%sKJG%QPEIGHD§GKLNK;;;;;;;;.........................DIA NY HIAFARANY DIA IZAO !!!!!! MATY TANORA TOY IZAO

7. xxx
(
31/03/2009 12:51)
JDHZB SUROHNQWD?NRLQN487°W.?XCHRYJNFHJSLWPERIEH,kjcfmgkdjerowj,cxmtirj;dkrtlhg,;swmck;rk
8. Pilato
(
31/03/2009 13:05)
... Valin-kafatra ho an'i ndenn ...
Ny kabary tsy valiana tokoa anie mahafohy fisainana e !
Ny daka ts'isy setriny tsy mba ady !
Koa izay no andraisako indray ny fitenenana.
Tsy dia mazava ny zavatra tian'i ndenn ho lazaina, nefa na izany aza ilay mialoha ny famaranany azy dia azoko ihany satria tsy dia mankato ny petrakevitr'i M Pilato, ..., izy.
Izaho no nanoratra ka tsy hiaro ny hafa aho fa ny tenako no anomezako fanazavana.
Tantely afa-drakotra hoy aho no lohateny. Satria nahoana ?
Tsy hilaza aho hoe hatraiza ny fari-pahaizan'ny ampahany amin'ireo olona ao amin'ny transition ireo, fa ny fampieritreretana ataoko dia hoe : ireny aza olona nanaraka ny hoe "Leadership" no niara-niasa tamin'i DADA, mbola nisy madilana ho tentenina ihany.
Ankoatr'izay : 1 / 41 no olona hosinganiko. Tsy nisy tsy nahalala an'Ingahy Ramaroson ...( Raha manam-potoana dia tadiavo ny momba ilay club de 48 ).
Tsy izay anefa no tiako hahatongavana fa izao :
- Rehefa izaho no miteny hoe aleo haneho hevitra ny vahoaka dia aleo ampiasaina ny kianja 13 mai.
- Fa rehefa ianareo no miteny dia tandremo fa tsy maintsy harovana ny kianjan'ny 13 mai. Hahita raharaha moa fa andramo e !
Dia ireny niaraha-nahita ireny ny nahazo ireo olona handeha hody.
Olona toa izany no mahazo fahefana !
Hikoha-maina aza atao mainka fa misy sery hanilihana ! Mbola tsy nahazo fitondrana aza efa nampihorohoro mainka fa ...
Fa ny ambany lanitra tsihy be lambanana e ! tsy fola-mandefitra.
Izay sy izay no antony nilazako fa tantely afa-drakotra ny fitondrana amin'izao !
Manasa tanana aho !

9. yvaj
(
31/03/2009 13:14)
COMMUNIQUE
Plusieurs personnalités malgaches représentatives du monde politique, associatif, universitaire et religieux, se sont réunies à Paris ce samedi 28 mars 2009 pour se concerter sur :
* La conduite à tenir face aux risques actuels d’implosion qui menace le pays,
* Les mesures à prendre pour les éviter,
* Les moyens permettant d’aboutir à une paix civile, une justice sociale à travers une véritable réconciliation, où règneront la liberté d’expression et d’entreprendre, et la prospérité personnelle et collective attendue par tous le Malgaches depuis l’indépendance.
Après un débat ouvert et démocratique où chaque personnalité a pu librement exprimer ses opinions et ses particularités, l’ensemble des participants:
* Se félicite de la fin du régime dictatorial basé sur l’exclusion de Monsieur Marc Ravalomanana, et remercie tous les acteurs qui y ont contribué, en particulier la population malgache sans distinction, le Président de la Haute Autorité de Transition, Monsieur Andry Rajoelina, le FFKM, et l’opposition politique qui a milité depuis 2002 en dépit d’une répression sévère et arbitraire.
* S’incline devant ceux qui ont perdu leurs vies pour la Nation et remercie l’Armée d’avoir pris ses responsabilités pour mettre fin à l’escalade de violence.
* Ne peut rester plus rester dans le silence qu’il a observé depuis ces derniers événements pour laisser à la nouvelle équipe toute latitude pour travailler
* Réitère leur volonté de mettre leur expérience au service de la nation malgache et leur décision dès à présent de participer activement au redressement du pays.
C’est ainsi que:
* Nous sommes prêts à apporter notre contribution à la réussite d’une transition concertée avec l’ensemble des acteurs de la vie nationale malgache.
* Nous attirons l’attention de tous que le retour au régime dictatorial de Monsieur Marc Ravalomanana n’est en aucun cas une solution pour sortir de la crise actuelle.
* Nous allons rentrer au Pays et nous allons collaborer avec toutes les bonnes volontés susceptibles de se joindre à nous dans cette œuvre de réconciliation et de redressement national concertés.
* Un comité de rédaction et de suivi a été mis en place
* Une nouvelle concertation élargie à d’autres participants sera organisée dans les plus brefs délais et un plan d’action pour la mise en oeuvre de ces résolutions sera établi à cette occasion.
Enfin, l’assistance a reconnu et loué l’effort particulier qui a été fourni par chacun en acceptant et en respectant nos différences pour mieux construire nos valeurs communes, gage d’un esprit démocratique.
Monsieur Tantely ANDRIANARIVO Monsieur Pierrot RAJAONARIVELO
Dia Tantely afa-drakotra 2 tokou moa zany koa.

10. tashaa
(
31/03/2009 13:18)
jereo ilay ady hevitra atsy @ Dinika "hoy ny lalàna"
Tsy momba ny andaniny sy ankilany aho, fa ny làlana voasoratra no hadiadiako
Eny Tantely afadrakotra tokoa i Madagasikara satria na i Ravalomanana , na ny HCC na ny HAT na ny fahefana Andry Rajoelina , dia nandika ny LALAMPANORENANA daholo
Efa miaina tanteraka ao anaty extra constitutionnel tanteraka isika izao, ka ny niatombohany , dia io Ordonnance 2009-01 io
Ny zavatra rehetra natao mifandraika amin'io izany , hatraminy nanaovana azy , ka h@ izao fampiharana azy rehetra izao dia mifanohitra @ Lalampanorenana
Ka andro very , rora very , aina very , faty very fotsiny ny resaka blabla rehetra mikasika ny toedraharaha eto madagasikara
Hajao aloha ny Lalampanorenana dia milamina ny tany

12. ndenn
(
31/03/2009 13:41)
Tantely amam- bahona ny fiainana politika sy ny rivotra iainantsika ,ka tsy hisy to ety an-tany ety ! Ho an' ireo mahery fo sy tomady vatana ,ary salama saina , malagasy tena tia ny mpiray tanindrazana aminy ary tena tia tanindrazana .
13. Oay
(
31/03/2009 13:41)
Tsy aiko na mbola tanora fanahy ny tenanay ka tsy mahazo an'ilay safary bobaka be ato fa ilay lohateny kosa ohatrany hitanay hoe tsy milaza an'ilay kozy resahina satria:
Ny tantely afa-drakotra d entina hilazana hoe:"samy mihinana eo daholo ny adala sy ny hendry" satria afaka ilay nandrakotra an'ilay tantely ka d manararaotra araka ilay teny hoe "araraoty araraoty fa tsy mi....sy sarony intsony.
Momba ny 13 mai indray d efa mazava ny resaka hoe " mandehana aloha miady hevitra eny ambony latabatra @ ilay fihaonambe d rehefa tsy milay ny kozy ao fa misy manao resakin'ny be sandry manao jadona d izay vao midina andalambe"
D ho antsika TIM mila mahavita ny asan'i patron isika satria izy efa lasa nipitsika d isika mpiasany no mila manao ny asany sa ve tsy nofanina ny @ izany isika fa efa natao ho mpiasa.
D ho antsika TGV avelao ny TIM haneho ny heviny miraka amintsika eo ambony latabatra d aoka isika hihaino ny heviny ary anaiky anizany rehefa hita fa mampety ny tanindrazany ny kozindry zareo.

14. milamm
(
01/04/2009 03:47)
Marina io hain-teny politika malagasy io fa mifono hevi-dalina ny voalazany,satria ny teny tahaka ny harongana : izay tsongoina mena vokoa
Izao tokoa isika Malagasy dia tonga @ ilay fitenenana hoe
" Akangalahy miditry ny ala,miandry oran-kisava ka tratran'ny oram-baventy "
" Ny ombalahy tsy roa am-pahatra " nefa ny asa vadi-drano tsy vitan'irery
ny tsy fahaizana miara-miasa t@ ireo lasa sy manorina ny akehitrio ary manangana ny ho avy no tena antony lehibe nahatonga izany, tsy fahaiza-mitsinjo ny hafa izay adidy adidy ho an'ny tanindrazana sy ny taranaka fa tsy an'ny tena irery;
Io adidy io @ tanindrazana io dia tena masina ka mahafoana ny adidy hafa rehetra na eny am-bavabasy aza ary antoky ny fahandriam-pahalemana ka raha fehezina izany dia " MASINA NY ADIDY ARY MASINA NY TANINDRAZANA "