anarana lubrifiant, aphrodisiaque ou pas

1. mion ( 30/03/2009 08:56)
sao mba mahafantatra anarana lubrifiant hanaovana rapport sex nareo (avec marque deposée) de inn le izy de aiza no vidiana eto antananarivo de mety ôtrinn ny vidiny?

répondu par Ratoa le 03/05/2009 00:34
2. ni81 ( 30/03/2009 12:11)
sao mba mahafantatra anarana lubrifiant hanaovana rapport sex nareo (avec marque deposée) de inn le izy de aiza no vidiana eto antananarivo de mety ôtrinn ny vidiny?
ka maninona raha manontany eny @ pharmacie?
3. xxx ( 30/03/2009 13:41)
Ity misy torohevitra tsy vidiam-bola hitako tatsy ambadimbadika tatsy :wink:.
"La salive est sans risque secondaire et sans achat mais il demande beaucoup de salivation pour la glisse. Autre conseil: un léger frottement du pénis sur les zones sensibles (clitoris, bord des lèvres vaginales) favorise la lubrification naturelle."
Fadio ny mampiasa vaséline fa misy dérivé-na pétrole ireny.
4. vale ( 30/03/2009 15:42)
vao saika iteny za oe vaseline! lol ireny no itako amidy betsaka eny am rayons misy ny préservatifs eny!lol!!!
5. mion ( 01/04/2009 09:17)
fa nareo ve efa nisy nampiasa beaume "EROS" de chez homeopharama, de efficace ve ry reto izy io?
6. fijo ( 10/04/2009 21:11)
handramo de ilazao izahay
7. kotobekibo ( 24/04/2009 23:05)
betsaka ny lubrifiants intimes eny @ pharmacie na grande surfaces fa tsy mbola nahita hoe aphrodisiaque izany zà , mety misy an ! fa zà fotsiny no mbola tsy nahita h@ izao ,
ilay gel lubrifiant a base d'eau no tsara satria tsy mi-tasy no tsy d mamofona .
ohatra ny INTIMY na MANIX ... ( raha tsy misy eny @ magazay d eny @ pharmacie mijery )
:wink:
8. Ratoa ( 03/05/2009 00:34)
Raha vehivavy ianao dia misasà @ rano mafana dia miamalalaka ny orifice. Ary azaka maika fa raha maharitra kely i rangahy dia misy sécrétion lubrifiant vao-janahary manamora ny rehetra. D'ailleurs, samy mi-secréter na ny lahy na ny vavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461