Diffuser d\'urgence ce sms
1. molota
(
30/03/2009 07:52)
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l\'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d\'augmentation de salaire.
répondu par moi le 31/03/2009 06:03
4. KALACK
(
30/03/2009 08:34)
molota asio le jereo eto fon ref manom vao2 fa las mpandaing s mpanel tsah toi a
5. moi
(
31/03/2009 06:03)
Dia raha miparitaka ity sms ity dia hilamina ve isika ?
Fa ny anay aloha na hiakatra 100% (en cachette) aza, ny safidinay tsy miova e ! Sa ilaina jerena hoe avy amin'ny TGV sa Ra8 ilay fampiakarana ?
Raiso ry zareo izay azo a ! dia hainareo ny tohiny ... Fa ny tombontsoan'ny depiote aza noesorina rehefa tonga ny fotoana.