Fa inona no zavatra mba nataon'i Marc e!

1. xxx ( 28/03/2009 13:32)
Betsaka ny milaza fa mba nahavita zavatra i Marc. Fa inona ny zavatra mba nataony ho an'ny vahoaka malagasy e???? Sa izà mihitsy no ratsy saina ka ny ratsy ihany no hitako.

Ary aoka tsy hi-comparé par rapport amin'ny zava-bitan'i ratsiraka. Ny zavatra tsara nataony no mba tiako ho fantatra fa tsy izay zavatra ratsy nataon-dratsiraka.

Raha misy maharesy lahatra aho dia mety handeha hanatevin-daharana koa.
répondu par moi le 30/03/2009 05:30
2. xxx ( 28/03/2009 13:42)
hi hi hi

eny ho ah, inona tkou? :roll:
3. yuka ( 28/03/2009 13:49)
tariky ratsiraka tsy mahagaga raha tsy mahita satria jambajamba e!
4. rakaroka ( 28/03/2009 13:58)
Izy kosa nahavita nanjanaka ny "ekipany" iantehatra aminy sy hanantena azy
sy hivazizo ny fiveranany foana knou!
5. hery ( 28/03/2009 15:04)
Anisan'ny zavatra nataony dia tsy nanafika 13 mai mihitsy fa navelany hanjaka ny demokrasia.

Rehefa nisy niaka-dapa vao nisy ny fitifirana sy ny fisakanana.

I Andry TGV ity mbola vao olona mimenomenona ery analakely dia efa alefany ny miaramila miaraka amin'ny basy...

Kanefa hoe hiala @ didy jadona tsss...
6. yuka ( 28/03/2009 15:07)
misy asa asa vita ao e!
ny fianarana ,ny lalana,ny port any @ faritra atsimo iny,ny fanitarana seranampiaramanidina etsy Ivato,ny fitarihana rano fisotro madio any androy
santionany amin'ireo asa vitandravalo ireo,izay niarahana t@ fanjakana japoney
izay no hananako porofo,fa maro ny ezaka niarahany tamin'ny firenena hafa!
nahavita be izy na fito taona monja ary,ny dadabeanareo teo 25 ans tsy hita zay vita :D
7. andrywui ( 28/03/2009 15:55)
Nanodina volampanjakana de nanao pactes , de be taimbava , de nampahantra vahoaka , de nitsoaka ts hita
8. molota ( 28/03/2009 16:10)
ny maso prtoi ry wui no tsy mahita :!: dé ny zavatra vitanay tsy hita prtoi?? :-D :-D :twisted: in ireny kit scolair reny :?: sa kitdreny lah reny :?: :-D :-D :{ :twisted:
9. andrywui ( 28/03/2009 16:13)
hi! hii! hi! hi! manomboka miten ratsy be hi! hi! hi! hi! tsy mahatanty petsa ! hi! hi! hi! hi! nefa zahay voatifitra teny Ambohitsrohitra reny tsy niteny !! hi! hi! hi! hi! hi! toneo ny fo hi! hi! hi!
10. molota ( 28/03/2009 16:37)
RA TSY METY IRENY Dé MBOLA HAVERIpr Wui :!: :!: tena adala :!: :{ :twisted:
11. pimaso ( 28/03/2009 17:15)
TSY NANAO AFA TSY NAMPAHIRATRA NY MALAGASY TSY MAHALALA FANDROSOANA IZY
FA NY JOMAKA EFA ZATRA TSINAINAKOHO KA TSY MAHALALA LALANA SY TENA FANDROSOANA
DONC NY FANDROSOANA TSY NATAO HOAN NY BADO FA HO AN NY AFAKA MAMANTATRA NY ATAO HOE FANDROSOANA

SOMMET DE L UA, MAP, LALANA , FIANARANA INDRINDRA INDRINDRA

IZAY TSY MAHITA IZANY NA MINIA MIKIMPY DIA AKAIKY NY AFOBEANY

SADC TO LIVE FOREVER
12. andrywui ( 28/03/2009 18:07)
Le SADC foana ko no mba hivavahanlety lava eo nefa ef hita fa tsy mahasahy miditra eto M/car ony ry lerony !
13. soanja ( 28/03/2009 18:58)
xxx:

Betsaka ny milaza fa mba nahavita zavatra i Marc. Fa inona ny zavatra mba nataony ho an'ny vahoaka malagasy e???? Sa izà mihitsy no ratsy saina ka ny ratsy ihany no hitako.

Ary aoka tsy hi-comparé par rapport amin'ny zava-bitan'i ratsiraka. Ny zavatra tsara nataony no mba tiako ho fantatra fa tsy izay zavatra ratsy nataon-dratsiraka.

Raha misy maharesy lahatra aho dia mety handeha hanatevin-daharana koa.


TSIA tsy ianao no ratsy saina ka. Betsaka ny zava-bitany saingy betsaka koa no nopotehany. Tiany ny tanindrazany nefa koa nalentiny tamin'ny fitiavan-tenany be loatra.

Tsy lafatra izy saingy kosa tsy mendrika kosa ny fanimbana ankitsirano sy ny fampiasana hery famoretana handravana ny fitondrany. Voabe isika noho io fomba io no natao.

Samy tsy misy mety aloha hatramin'izao izay nisy! Asa oviana vao hisy ilay azo iafiana? Misaotra nametraka lohahevitra.


14. molota ( 28/03/2009 20:02)
tena maso B tsy mahita v ty masonao? tsy misy filoham-pirenena na aiza na aiza na raovina na raovina! hanome vola ny vahoaka fa tsy maintsy ny firenena no jereny fa ianao rehefa tsy hanao ezaka na hiasa dia tsy ahita rariny eto @ty tany ty akory efa voalaza izany hatraminy fahagolantany ny Amerikanina ary mbola misy ireo mahantra fadiranovana tsy hanao miracle ny président ao @ akory fa ny fampandrosoana ny firenena no nataony. tsy maints Ratsiraka sy Zafy no hicompare' n'azy satria ireo no filoha mpirenena teto tsy nahavita na inona indrindra moa fa ty lé RATSI ny anarany ary dia efa miatomboka @ Ratsy koh toy ny RATSILAVAKA aza mba ratsy ihany!! :-D
15. soanja ( 28/03/2009 20:24)
Ka aleo aloha dia tsorina fa ny vahoaka namokatra sy niasa dia ny vokatr'ireo no nogiazany sy notsetsemany ny lalana ka ho aiza ireo fa tsy ho fesona ihany.

Averina eto avy ve ny fananan'ilay Filoha io mba ahafahantsika mijery madio ny momba azy? Lazao fa tsy nanararao-pahefana izy dia ampy ahafahana mahatsapa fa tokony hotsarain'ny tantara izy na tsia.

Mandeha tsiraidray ny andraikitry ny tsiraidray sy ny momba azy, fa tsy hampitahana akory; ny fotoana miova ary ny zavanisy samihafa. Tsy tia an-dRatsiaraka aho ary tsy hankasitraka azy velively fa ny hilaza fa tsy manantsiny Ra8 ary mendrika ny ho filoha amin'ny nanaovany ny firenena dia hoe aho hoe aza mody fanina fa aleo izay mahatsara re jerena fa ny adiseza ambelao fa ratsy!


16. yuka ( 29/03/2009 10:42)
Amiko nahavita zavatra izy,nampandroso na dia mbola lavitrezaka aza ny tanjona nokendreny,dia voafingana satria ny fialonana sy ny alahelon-tseza no manjaka!
Aza modina tsy hita sy takomana ny zavabitany fa tsy vitan'ny teo alohany nandritran'ny taona maro reo drafitra ireo!
TGV ary zao mangalatahaka,sy dedaka @ asa natsagan-dravalo :roll:
Nodradradraina fa mpambotry tantsaha sy piompy ravalo,nefa aiza zao ny vahoaka ao antsirabe midradradra ny hiverenany!
17. xxx ( 29/03/2009 11:04)
yuka:
Amiko nahavita zavatra izy,nampandroso na dia mbola lavitrezaka aza ny tanjona nokendreny,dia voafingana satria ny fialonana sy ny alahelon-tseza no manjaka!
Aza modina tsy hita sy takomana ny zavabitany fa tsy vitan'ny teo alohany nandritran'ny taona maro reo drafitra ireo!
TGV ary zao mangalatahaka,sy dedaka @ asa natsagan-dravalo
Nodradradraina fa mpambotry tantsaha sy piompy ravalo,nefa aiza zao ny vahoaka ao antsirabe midradradra ny hiverenany!


Aza mora sendotra moa e!
Ny fanontaniako ange dia tsotra hoe: inona ny zavatra tsara nataon'ny ho an'ny firenentsika e??? dia mba valio e, na tanisao aminà eto. Tsy tsikera ange io fa mba fanontaniana fotsiny e! Fa tsy hoe: hanazava ny zavatra tsara nataon'i Marc enao dia i ratsiraka na i TGV no aratsinao satria zavatra tsy misy hifandraisany mihitsy.
18. vale ( 29/03/2009 19:00)
FA AHOANA no tsy azo atao ny mi-comparer azy @ Ratsiraka sy TGV??? inona ny antony??? sa matahotra enao oe hita miharihary eo ny vokany????, :lol: , nahavita beeeeeeeeeeeeee mihintsy izy aminay, nisaina ny hanala ny trosabe an'i madagasikara izay efa hatramin'ny andron'ilay jamba, nahavita lalana, dispensaires, ny fianarana , ary tombontsoa lehibe ho an'ny vahoka ny fananany orinasa ny nahafahany nampitatra anireo MBA hAHAFAHAN4NY VAHOAKA manana asa ihany koa!!de ainsi de suiteeeee saingy indrisy ry be felonana isany!! :o
19. soanja ( 29/03/2009 20:13)
yuka:

Amiko nahavita zavatra izy,nampandroso na dia mbola lavitrezaka aza ny tanjona nokendreny,dia voafingana satria ny fialonana sy ny alahelon-tseza no manjaka!
Aza modina tsy hita sy takomana ny zavabitany fa tsy vitan'ny teo alohany nandritran'ny taona maro reo drafitra ireo!
TGV ary zao mangalatahaka,sy dedaka @ asa natsagan-dravalo :roll:
Nodradradraina fa mpambotry tantsaha sy piompy ravalo,nefa aiza zao ny vahoaka ao antsirabe midradradra ny hiverenany!


Nahavita zavatra izy ekeko tokoa fa sangy kosa nanapotika zavatra be dia be tokoa. Tsy iza ireo nopotehany hilaza aminao fa ireo entrepeneurs be dia be izay nampihodina an'i Mada hatramin'izay. Ireo no mifandray amin'n tantsaha, ireo no mahalala izay dezaka sy tsy ampy torimaso mihosina amin'ny fampiodinana ny fiharin-karena iombonana.

Ny tena zavabitany goavana aloha angamba dia ny nananganany ny monopolia-ny tanteraka ny firenana! Mazava be anie fa mila azy i Bira e. Io no mampiodina ny orinasany koa. Ireo anefa raha ny izy dia tokony hanana ny mahaizy azy (entrepreneurship) dia tsy vizany izy raha tsy eo Ra8 saingy tsy nomena azy ireo izany fahafahana izany fa natao izay hiankinan-doha amin-dRabefitetika!

Diniho amin'ny maso tsy miangatra izy ity re tompoko! Ampitahao izay tianareo ampitahana fa ny ahy dia tsy nihinanan-kanina ny ankizy tany anaty ala satria foana ny fidiram-bolan-dray amandreniny!


20. moi ( 30/03/2009 05:30)
Izy no nahavita be indrindra, saingy izy diso nikarakara ny orinasany no nahasimba azy !
Ary angamba mba ambition-ny koa ny ho tafiditra anisan'ny mpanankarena indrindra eto Madagasikara ! Saingy izay tia harena dia efa tafalatsaka ... (hoy ny Soratra Masina)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8055