Asa isika izay nahatadidy ny zava-nitranga tao THCAD t@ taona 80 tany ho any , fa manahy ny tena ho toy ny zava-nisy tany .Herin'andro vitsy dia ingahy GOUKOUNI no mpitondra dia avy eo tampoka indray dia HISSEN ABRE.
tsy hay tsony eee mety lasa presida daholo ze mahazo pokona kely nde mba haka pokona kely eto koa hanao sondage hoe prezida ve i Andribe sa tsia
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))