GOUKOUNI WOUEDEI sy HISSEN ABRE bis ve no eto?

1. lemenakely ( 26/03/2009 13:20)
Asa isika izay nahatadidy ny zava-nitranga tao THCAD t@ taona 80 tany ho any , fa manahy ny tena ho toy ny zava-nisy tany .Herin'andro vitsy dia ingahy GOUKOUNI no mpitondra dia avy eo tampoka indray dia HISSEN ABRE.

Enga anie tsy ho toy izay !
novalian'i xxx ny 26/03/2009 13:57
2. Andribe ( 26/03/2009 13:30)
tsy hay tsony eee mety lasa presida daholo ze mahazo pokona kely nde mba haka pokona kely eto koa hanao sondage hoe prezida ve i Andribe sa tsia
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. xxx ( 26/03/2009 13:57)
ny ani tgv pokona kely miampy miaramila kely, fa ny tolona aminizao de pokona be tsy mila miaramala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0987