inona ihany no tena izy e?????a
1. fijo
(
25/03/2009 23:47)
vao itako tamin'ny gazety"le figaro" androany ity:"sida:le vatican reconnait l'efficacite du preservatif en ouganda"ka izy iona enao mihaiky nyasa dia mamela azy na tsia,fa aza manao resaka manakorontam bahoak atoa izao.
répondu par fijo le 01/04/2009 21:43
2. ikaretsaka
(
26/03/2009 00:21)
izany ve letsy de sarotra...
fiarovana @ sida ny kapaoty fa tsy fitaovana entina mijangajanga na entina mitifitra an-drasoa sy ravelo ary razay nefa tsy te hanabikina azy 3
fiarovana @ sida ny kapaoty fa tsy fitaovana entina mijangajanga na entina mitifitra an-drasoa sy ravelo ary razay nefa tsy te hanabikina azy 3
5. ari.malala
(
26/03/2009 06:20)
:-D :-D ka azo ampiasaina sa tsia? :-P Ary mahagaga fa nisy fotoana ts nanaiky akory aza ry zareo io hoe miaro @ sida io fa lazainy fa ts fiable le iz nefa zao toa ekena ndray? :roll:
6. RATOVOARY
(
26/03/2009 07:27)
Amiko ny tena lalana ialàna amin'ny sida dia ny fanajana ilay didy iray amin'ireo folo nomena ihany e! "AZA MIJANGAJANGA". Raha ny fampiasana ny preservatif indray de vao mainka famporisihana ho any amin'ny fijangajangana izany amiko.
7. tywa68
(
26/03/2009 08:07)
Ratovoary > misy olona voan'ny sida tsy noho ny firaisana fa tsindrona, efa tao ambohoka koa ... d tsy mahazo manao n'inn intsony zany ? fa miandry fahafatesana ? :°)
Na tsy matahotra an'Atra aza izy d mety hahatsapa tena hoe tokony hiaro ny manodidina sy ny olontiany mba tsy hamindra aretina...hamono olona ....
Na tsy matahotra an'Atra aza izy d mety hahatsapa tena hoe tokony hiaro ny manodidina sy ny olontiany mba tsy hamindra aretina...hamono olona ....
8. ari.malala
(
26/03/2009 09:22)
Ratovoary, tsy voatery ho famporisihana @ fijangajangana ny preservatif, fa arakarak'ilay olona mampiasa azy iany io! Io tenenin'i tywa io zao ohatra iray iany koa! sa ireny olona ireny izany tonga dia codamné? :°)
9. Mirananirina
(
26/03/2009 10:26)
AZA MIJANGAJANGA
Tovoary ,tsy misy lhl ahatandrina an'io.Dia mbola tsy nijangajanga izany ianao?????? =D> =D> =D>
fiarovana @ sida ny kapaoty fa tsy fitaovana entina mijangajanga na entina mitifitra an-drasoa sy ravelo ary razay nefa tsy te hanabikina azy 3
Ikaretsaka: =D> =D> =D> Marina mihitsy izany,rehefa bikina dia esorina indray avy eo
10. pitchou
(
26/03/2009 21:56)
mirananirina> hanapaka ny lalan-dan'ikaretsaka eo ndry ko esorina a esorina!
11. fijo
(
26/03/2009 23:09)
hihihi,ika an,ka azo ampiasaina sa tsia,fa tsy hoe voarara io ,nefa ekena fa miaro ny aretina.
hampiasa ve she akory ,fa ny sipa hany tsa hiandry anela eo e
hampiasa ve she akory ,fa ny sipa hany tsa hiandry anela eo e
12. ikaretsaka
(
26/03/2009 23:18)
fijo> azo ampiasaina raha misy sida na mst ny 1 ka ny 1 tsisy...
fa raha hoe manana 1 paket ialahy dia hiodina any tsaralalana de non!
Tsy mampiasa de mihafy @ ndrasoa ihany no ady eo!
fa raha hoe manana 1 paket ialahy dia hiodina any tsaralalana de non!
Tsy mampiasa de mihafy @ ndrasoa ihany no ady eo!
16. ikaretsaka
(
27/03/2009 01:17)
ny zaza angaha kapaoty...
sady ialahy raha misy zaza eo dia tsy tompon'antoka @ iny intsony ialahy raha tsy manontany ny heviny mivantana
sady ialahy raha misy zaza eo dia tsy tompon'antoka @ iny intsony ialahy raha tsy manontany ny heviny mivantana
19. cutie
(
28/03/2009 16:41)
tsy azoko le we entina mijangajanga, fa nga tsy maintsy voatery mampiasa kapoty vo we mijangajanga ?? lol
20. tywa68
(
28/03/2009 17:25)
cutie > afaka tsy manao koa fa sady mijangajanga zany no mamono olona mamindra aretina :°)
