Mikasa hanaisotra an'i Andry TGV sahady i Ratsirahonana

1. rabaradaka ( 25/03/2009 10:56)
Resaka mandeha ao Ambohitsorohitra ao fa dia efa miala any sahady ny hevitra hanonganan-dRatsirahonana an'i AndryTGV. Ny tena marina dia ity Ratsirahonana ity no mitady ny toeran'ny HAT. Tsy mandingana an'ity volana marsa ity dia ho hitanareo ny tohiny
répondu par mion le 26/03/2009 09:45
2. Noue ( 25/03/2009 11:08)
nga izy irery ee ?? i zafy koa, dia iza koa moa ?? mbola ho aiza nefa no ahazao an'io V io eee !
3. rabaradaka ( 25/03/2009 11:12)
Tena resaka mandeha be ny hoe nanenina i Ratsirahonana nametraka an'i Andry TGV ka tsy maintsy esorina amin'ny fomba rehetra
4. xxx ( 25/03/2009 11:18)
rabaradaka:

Tena resaka mandeha be ny hoe nanenina i Ratsirahonana nametraka an'i Andry TGV ka tsy maintsy esorina amin'ny fomba rehetra


iza anefa no niandohany izao toe-draharaha rehetra izao e,iza no nitarika,dinio tsra ary valio (l)
5. essera ( 25/03/2009 11:18)
Raisonnement-njazakely les ny an lisan zany. Iza ltia no leader nandritra ny 2 volana teo.

Eritrereto oe Ra8 no natao leader nandritra ny fito volana ve d avy eo am zay oziz mantsy an Sylla oe ento am zay lets.

Ao ve ?
6. xxx ( 25/03/2009 11:20)
panier de crabes eeeee
7. Noue ( 25/03/2009 11:26)
na ry zareo samy zareo aza efa tsy mahay mifandamina intsony zao eee !
8. saranga ( 25/03/2009 11:34)
Zaho mahita sy mahafantatra ny ao Ambohitsorohitra fa tena bordely sady tsy mahay mihitsy i TGV, ka normal satria DJ ve no lasa presidént. I Ratsirahonana zao manao hetsika hanatonana ny communauté internationale fa hampiseho hoe tsy mpomba ny TGV. Zany ve no olon-dehibe
9. xxx ( 25/03/2009 11:42)
Efa niezaka aho ny tsy hiteny aloha fa hijery ny zava-misy.
Misy vaovao mivoatra isan'ora mihintsy alefatsika eto amin'ny forum. Kanefa sao dia vaovao tsy marim-pototra loatra ireny ka hanapoizina ny namana izay mba te-hanaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha amin'izao fotoana izao?
Sao dia hanao mpitari-bato vilam-bava isika, ka mitady ny tena marina nefa isika aza mifamafy lainga eto fotsiny. I TGV lazaina fa DJ mahay manentana soiré fotsiny no mba hainy, kanefa sao dia isika no tena DJ mahay manentana forum amin'ny vaovao tora-po??
Tsy manakiana fa te-hahalala ny marina e.
10. saranga ( 25/03/2009 11:52)
Tena zava-misy io ry xxx a, zahay ange mpitolona TGV e ary mahalala ny zava-misy. Ao Ambohitsorohitra ange no tokotaninay zao e, satria izay TGV dia mahazo miditra ao dia maheno resaka izahay dia mba milaza. Tsy aleonareo ve maheno vaovao?
11. essera ( 25/03/2009 11:53)
Na DJ na mivaro-dronono rangah ty dia aza dia manao halako bika tsy tiako tarehy.

Ny olona izany tsy azonao tsaraina hoe omaly izy nivarotra voanjo dia androany izy manao grossiste fa rehefa miezaka ny olona dia TSY TOKONY HO BE FIALONANA. Raha toa ka azony tamin'ny rariny.

Ireo olona roa ireo dia samy nanaporofo teo amin'ny fiainana aran-kasa fa hahomby ka dia ekeo aloha izay fa sao dia ianao ilay manakiana no rehefa tena jerena no tena tsy misy apoaka.
12. essera ( 25/03/2009 11:58)
saranga:

Tena zava-misy io ry xxx a, zahay ange mpitolona TGV e ary mahalala ny zava-misy. Ao Ambohitsorohitra ange no tokotaninay zao e, satria izay TGV dia mahazo miditra ao dia maheno resaka izahay dia mba milaza. Tsy aleonareo ve maheno vaovao?



IZAO NO ATAO HOE INTOX
Ho voan'ny toxicose eo nareo ry Saranga fa sa efa tena mi-délire sy miakatra be ny hafanana.
13. xxx ( 25/03/2009 12:33)
Aleo mits zay de mora alana teo TGV e! Ratsirahonana ndray efa teo no niala reny e, tsy tian'ny olona.
14. rasobakobako ( 25/03/2009 12:38)
izaho aloha manaiky fa tsy film gasy ity indray mitoraka ity. Ny tiako lazaina dia hoe toa misy surprise foana, tsy hay izay hiafarany fa ny fantatro fotsiny dia izao "Jehovah Andriamanitra no tompon'ny fandidiana @ alalan'i Jesoa kristy"
15. xxx ( 25/03/2009 12:41)
Ka inona moa no olana @ zany ! Manao communiqué fotsiny ndray TGV owe nafindrako am`i Ratsirahonana indray ny pouvoir hihih de somary hambanan`i Cemgam CAPSAT basy kely ndray ny HCC hi-valider an`zany d`efa ok e ! Tsy efa zany VIDEOGAG izany ve no efa specialité an`ty Tetezamita ty e ! Ngamba raha Ratsirahonana mety ho eken`ny CI ihany ! " Je mettrai un conard au Pouvoir " hoy Samoela izay !
16. andrywui ( 25/03/2009 13:24)
Ny ahy alou tsy raharahako rehef tsy ra8 fotsiny no mitondra eo e! zao aty dago milamn ery ny tanana kay fa tsy araky ny resak'ialahy isany oe mikorotan sy ny sisa! kou maninnn ko anefa ra ratsirahonana e! efa manana traikefa tsara ko iny ! tena hevitra tsara ko zao zay an'i TGV zay ! mety daolo zany ! sady raharaha tokatrannn TGV ko ane zany ko innnn no hidiran Tim amzany e !! ny anjaranareo dia miandry fifidianana afaka 7taona hi!hi!hi! de manao hendry tsar tsy goaka V !! hi hi hi hi
17. Andribe ( 25/03/2009 13:36)
aleo zany dia hifanaisonaisotra eo daholo ee ra wiwi koa zao efa voaaisotra indrepa ny ps kay indroa mitsy kay =)) =)) =)) =)) =)) =))

atao serasera ny fitondrana
18. fijo ( 25/03/2009 22:46)
voann'y nataony ity i tgv.ny vola tsy misy,nyolona nahazo lesona.ny ten amba efa maik aho prezida.
19. mion ( 26/03/2009 09:45)
aleo mintsy alou hi plonge tsara ao anaty fahantrana ny gasy e, 2 volana monja fa de ny TGV ihany no hanala ny TGV, isika mpandatsa sy mpaneso fotsiny @ zay.
zao de mety tsy hisy ny karaman'ny fonksionnera raha tsy misy mividy ny 4x4 an'ireo deputé sy ny senatera.

Aleo aho ihomehy ozy zefalibera zay... zahay nga no tsy manankohanina, quel panier de crabes !!! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903