izao no tena vahoaka!!

1. myari ( 25/03/2009 07:06)
Nahatsiaro ilay tenin'i TGV aho hoe ny vahoaka no manaraka azy, ankehitriny anefa dia sady avy folo heny ny nanaraka azy no eny an-dalambe ary miha mitombo hatrany isan'andro , ary raha mitohy izao dia tsy misy andehanana intsony ny lalan'antananarivo, ka manoloana izao ny lojikan'io dia hoavy tsy ho ela ny fianjerana sady ilay fanjakana tsy mari-pototra ary tsy ho ela ihany koa ny fitsaram-bahoaka hiantra @ ireto miaramila cap sat ireto aloha voalohany indrindra ny sasany avy eo manaraka....
répondu par rastafarai le 25/03/2009 12:25
2. Noue ( 25/03/2009 07:09)
ka tsy hain'i tgv anie oe inona no atao oe vahoaka eee ! ny azy raha mahatratra 3000 ny isan'ny mpanaraka azy dia io no vahoaka aminy eee
3. xxx ( 25/03/2009 07:21)
hay v ka ny vahoakan'Antananarivo no atao hoe vahoaka e :-D :-D
4. Noue ( 25/03/2009 07:26)
ka zay anie no nolazaiko oe tsy hainy ny dikan'oe vahoaka ee
5. xxx ( 25/03/2009 08:15)
Aiza enao ry TGV @ zao vahoaka eny ambohijatovo zao a! zao no tena hitarafany vahoaka anao ra tena democrate marina enao. Soa ihany fa enao no namorona io kianja io ka de ho hita eo raha enao ndray no handrava sy hanangan'ady na hampiasa hery @ reo vahoaka tanampolo ireo.
De aiza zao le oe TVM sy RNM ny vahoaka, lazaina fa oe halefa ao daolo ze zava-mitranga eto m/car, nefa vô firy andro fotsiny zao niseho ny teny Ambohijatovo de efa tsy alefa @ TVM sahady ny sary, zà tena manaraka vao2 io TVM io mintsy hahitako oe in marina ny tena vao2 alefany ao. T@ asabotsy zao de mba nihatsaravelatsihy mba nandefa ny teny Ambohijatovo, omaly nefa de tsy nandefa sary mintsy fa nolazaina fotsiny, zara fa heno aza.
Ho tsarainy tantara eo
6. rastafarai ( 25/03/2009 12:25)
:-D Lery zatra mampandihy d refa bobaka nohon'le ampandihiziny any @ palais sy Hilton talou ireny lery d efa hafa-po fa vahoaka beuh...Zao lery vo kobo fa hanaovan'ny galifantsy politika bal @ zay ny fitondrana...Ry Ratsiraka sy ry Coutiti nomen'lery fahafahana ireny ihany d efa mahavita manongana an'lery ,aleo variana eofa ra tsy voahongan'ny any Ambohijatovo lery d horaisin'ny oe oe ny capast fa resep talou ireo,tratran'ny angara ra TGV le...!!!mouahhh :-D Sady nen'lery otran'ny tsy d mitosaka b ny saosy d tsy maintsy hivadika ny bandy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0853