HAT Anticonstitutionnellement
1. mazavajery
(
24/03/2009 16:19)
fanjakana nalaina ankerisetra nalaina t@ tafondro sy ny tank!!!!
fampihororona saim-bahoaka
:{
TGV : Taranak'i GALLIENIE VAO² nationalité double
CAPSAT :Herimpamoretana vao² ny mpanjanan-tany mandromba fananan'olona masao sarin'ady . Hatramin'ny tolona voalohany TGV teo Ambohijatovo dia efa tsikaritra teny ny miaramilan'ny CAPSAT nanao civil , mody nizara rano fisotro teny Ambohijatovo sy teny ampefiloha t@ fakana ministera !
Aoka hisaina isika vahoaka malagasy na mpino na olo-tsotra fa mitady ho tanteraka eto amitsika ny ady an-trano nokotrehin'i GALLIENNIE efa ho 100taona lasa izao.
MISAOTRA TOMPOKO
:arrow:

répondu par mazavajery le 24/03/2009 17:40
3. Oay
(
24/03/2009 16:35)
Ary naka hevitra tany @ Rasa tany ndray an! @ ilay hoe taranak'i Gallieni é!
4. mazavajery
(
24/03/2009 17:40)
ny MARINA tsy mba maty na ho ela na ho aingana tsy maintsy hitsingevana
ny zava-doza nokotrehin'i TGV sy ny mpanaradia azy!
An'Andriamanitra ny famaliana ireny fandrombana fananan'olona ireny hatramin'ny olontsotra kely indrindra ka hatramin'ny mpanefoefo eny fa na dia lapam-panjakana aza dia norobain'ny CAPSAT!
:roll: :evil: :evil: :-o