iza no mahalala ny tantaran'ny sekta eto antananarivo!!!
1. ndrin
(
24/03/2009 10:23)
manahoana daholo isika,saika hanao fanadihadiana kely monba ny sekata eto antananarivo ny tenako,ka magataka ireo izay mba mahafantatra ,oviana no nisy sekta voalohany teto madagsikara?iza avy ireo fiangonana na communauté sokajian'ireo olona fa isan'ny sekta? MISAOTRA ANTSIKA MIALOHA.
répondu par ikaretsaka le 30/03/2009 15:37
2. Mirananirina
(
24/03/2009 13:20)
tsy haiko aloha ny niantombohany fa toa efa ela ihany raha ny fahalalako azy.
ny fantatro fotsiny dia Kristianina iringiriny izy ireo ary mitory ny baiboly eran-tany.Dia manenjika izany ny Kristianina sasany,nefa tsy hitako mihitsy izay fahadisoany.
ny fantatro fotsiny dia Kristianina iringiriny izy ireo ary mitory ny baiboly eran-tany.Dia manenjika izany ny Kristianina sasany,nefa tsy hitako mihitsy izay fahadisoany.
3. ari.malala
(
24/03/2009 14:12)
Mirananirina, misy ny sekta tsy mino ny trininté. Tsy hoe manenjika be fahatany akory izay milaza ny faharatsian'izy ireny (entre autres ny harcèlement sy ny lavage de cerveau hoe refa tsy ny azy dia ratsy)
4. ikaretsaka
(
24/03/2009 14:54)
Miombonkevitra @ ari...tsy hoe mitondratondra sy mitanisanisa baiboly akory dia "mpivavaka"
6. ndrin
(
25/03/2009 10:00)
i daoud zany ozy nareo no secta voalohany teto tana!!!ary ny fifohazana,!!!!anga tsy azo sokajiana ho sekta izy ireo,
7. ari.malala
(
25/03/2009 14:22)
ndrin, ny fifohazana tsy azo lazaina ho secte satria raha tsy diso aho dia toa anisan'ny ao @ Fiangonana protestanta iany izy ireny, fa ny temoins de jehovah sy ny jesosy mamonjy no tena fantatro. Ny advantista iany koa satria zareo toa tsy mino ny trininté. Izay tsy mino sy tsy mankato ny trinité izany dia secte e! ny mormons, ny moon (tsy haiko na mbola misy na tsia)
9. ari.malala
(
26/03/2009 05:55)
ika, fa in no tokony ho izy? nga moa ireny olona ireny mino sa mankatoa ny trinité masina?
10. deric
(
28/03/2009 07:54)
hoatra ahy dia tsy dia misy idirako ny tantarany sy ny niatobohany, fa ny ataony ihany no zava-dehibe; ka izany no hahalalako azy hoe ho isany ve aho sa ho mpanohira azy.
Ny lazaina fa tsy secte azy jereo ireo manjo azy sy ny ataony, angaha moa tsy mahamenatra ny zava-misy ao amin'ny FJKM amin'izao fotoana (Ohatra fotsiny ireny aody maro teny ambohitsirohitra sy ny doany hita tao Iavoloha) Odian'I mpitondra ao amin'ny FJKM fanina fotsiny ireo. Nahoana Pr Rasendrahasina no mbola miady ho an' i Ravalomanana mpanomposamy, haveriko fa sitrak' Andriamanitra ho fananarana azy ny nanjo azy.
Hamasiko ihany fa tsy ny maha secte sy tsy secte no lehibe fa ny ataony ihany.
Aza mankahala be fotsiny fotsiny hoe tsy namanareo izy dia sektevana.
misaotra.

11. ikaretsaka
(
28/03/2009 23:27)
Tsara ny ahalalana ny tantarany hahafantarana bebe kokoa ny anton'ny ataony ka.
Ohatran'ny hoe mba hahalalana an'i Jesoa dia tsy niaina t@ nataony fotsiny fa ny tantara hatrany @ fiandohan izao tontolo izao
Ohatran'ny hoe mba hahalalana an'i Jesoa dia tsy niaina t@ nataony fotsiny fa ny tantara hatrany @ fiandohan izao tontolo izao
12. xxx
(
29/03/2009 15:36)
ndrin, ny fifohazana tsy azo lazaina ho secte satria raha tsy diso aho dia toa anisan'ny ao @ Fiangonana protestanta iany izy ireny, fa ny temoins de jehovah sy ny jesosy mamonjy no tena fantatro. Ny advantista iany koa satria zareo toa tsy mino ny trininté. Izay tsy mino sy tsy mankato ny trinité izany dia secte e! ny mormons, ny moon (tsy haiko na mbola misy na tsia)Ny jesosy mamonjy sy ny advantista dia samy mino ny trinité ka!
13. xxx
(
29/03/2009 15:44)
ndrin, ny fifohazana tsy azo lazaina ho secte satria raha tsy diso aho dia toa anisan'ny ao @ Fiangonana protestanta iany izy ireny, fa ny temoins de jehovah sy ny jesosy mamonjy no tena fantatro. Ny advantista iany koa satria zareo toa tsy mino ny trininté. Izay tsy mino sy tsy mankato ny trinité izany dia secte e! ny mormons, ny moon (tsy haiko na mbola misy na tsia)Mino ny TRINITE ry zareo fa toy izao no voalaza:
Nous croyons en Un Seul Dieu en Trois personnes, le Père le Fils et le Saint Esprit, qui a créé le ciel, la terre, l'humanité et tout ce qui existe, visible ou invisible.
http://www.fjm-ambodiafontsy.org/index.php/Confessions-de-foi.html
14. xxx
(
29/03/2009 15:59)
Ny advantista koa dia mino ny TRINITE:
Héritiers de la Réforme, les adventistes partagent avec d’autres chrétiens les doctrines essentielles sur la divinité de Jésus-Christ, la Trinité, l’autorité normative de la Bible en matière de doctrine, le salut par la grâce divine, la justification par la foi

16. ari.malala
(
30/03/2009 08:42)
D eo le ts azoko, inoana ny divinité any, fa toa contesténa indray ny maha Atra azy fa lazaina fa olombelona fts iany Izy de ts azoko tsony... :roll:
17. ikaretsaka
(
30/03/2009 15:37)
Io le "iray fomba @ ny Ray" ao anaty credo ry ari an..io ny mampiavaka ny dieu sy ny divinite. Raha mino izy fa Atra I jesoa dia tsy sokajiany hoe Atra kely izy fa ampitoviany @ Ray