Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérienc
1. Mirananirina
(
23/03/2009 17:14)
Marina mihitsy izany.Tena tsy misy expérience mihitsy tvg,sady ny taona tsy miady amin'ilaina azy
répondu par pitchou le 24/03/2009 19:24
2. andrywui
(
23/03/2009 17:17)
Mirana a! betsaka politisiana, teknisiana ,sy konsey teknik manodidina azy eo anie fa tsy izy irery e :!!!!! ka ho hitan'i Mirana kely eo anie fa mirifatra be io e !!!
:* :* :-* :-* :* :* :* :-* :-* :-* :* :*
:* :* :-* :-* :* :* :* :-* :-* :-* :* :*
3. Mirananirina
(
23/03/2009 17:17)
Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérience politique - qui est âgé de 34 ans, soit six de moins que le minimum requis par la Constitution pour occuper les fonctions de chef de l'Etat -, a dissous les deux chambres du parlement à la fin de la semaine dernière.
4. diamondra27
(
23/03/2009 17:19)
ka naninona aloha izy no nolanianarei maire e!
zay no mbola tsy mazava amiko
tsy hoe momba azy na tsy momba azy aho fa zay ny fanontaniakao
zay no mbola tsy mazava amiko
tsy hoe momba azy na tsy momba azy aho fa zay ny fanontaniakao
5. andrywui
(
23/03/2009 17:20)
Sady ny petrol efa ho bedabe sy bobaka be no hipoitra hiboiboika cbe eo de ahita i Mirana fa tena hirifatra tsis toy izany io !!
6. andrywui
(
23/03/2009 17:22)
Merci Diams a!! eny ktou oa letsy ! maninnnary no nolaniana maire 80% izy ary !!
7. Mirananirina
(
23/03/2009 17:32)
Mirana a! betsaka politisiana, teknisiana ,sy konsey teknik manodidina azy eo anie fa tsy izy irery e :!!!!! ka ho hitan'i Mirana kely eo anie fa mirifatra be io e !!!
Mbola ny manodidina izany fa tsy izy.Dia ireo izany no mandidy sa ahoana?????????
Andrywui;ny président mihitsy no ilainay matotra
8. pikatti
(
23/03/2009 17:34)
ho hitan'i mirana sy ny vahoka fa hirifatra marina anie io ary tsy mijanona raha tsy any an-kady
9. Mirananirina
(
23/03/2009 17:36)
ka naninona aloha izy no nolanianarei maire e!
zay no mbola tsy mazava amiko
tsy hoe momba azy na tsy momba azy aho fa zay ny fanontaniakao
Ny maire anie ka tanana kely no entiny e!Izao Madagascar iray manontolo ka asa na ho zakany na ahoana.
Izaho aloha vao nahita ny hatanorany dia tsy nfidy azy izany e
10. xxx
(
23/03/2009 17:37)
sady le mpanolon-tsaina dinozoro reo no handrapaka azy ao ,maty aho dj,
le tgv ndray zao no lasa diska ahodikon dry zalahy ao ,miseho fetsy loatra tsinona ,tratran'iny fetsy noho izy :-@ :-@ :-@ :-@
le tgv ndray zao no lasa diska ahodikon dry zalahy ao ,miseho fetsy loatra tsinona ,tratran'iny fetsy noho izy :-@ :-@ :-@ :-@
11. Mirananirina
(
23/03/2009 17:40)
Sady ny petrol efa ho bedabe sy bobaka be no hipoitra hiboiboika cbe eo de ahita i Mirana fa tena hirifatra tsis toy izany io !!
Ho hita eo izany e.hanakarena izany i Dagokelin-tsika an.Tsy ho pays pauvres intsony an =D> =D> =D>
12. xxx
(
23/03/2009 17:40)
samihafa ny fifidiana maire sy ny filoham-pirenena ry diams fa aza manao loha taingina toy izany a :idea:
13. Mirananirina
(
23/03/2009 17:43)
ho hitan'i mirana sy ny vahoka fa hirifatra marina anie io ary tsy mijanona raha tsy any an-kady
Izay indrindra,any an-kady mifankahita e,izany hoe ireo any Dago moa ,fa izaho tsy ho any mihitsy.Décidé zaho tsy ho any raha tsy i tvg intsony ny eo.
14. ainaheri
(
23/03/2009 18:17)
Mirananirina:
Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérience politique - qui est âgé de 34 ans, soit six de moins que le minimum requis par la Constitution pour occuper les fonctions de chef de l'Etat -, a dissous les deux chambres du parlement à la fin de la semaine dernière.
Za kosa tsy manaiky an'zany eee,....Ngah kou mou ra8 mba nisy nentina teo @ resaka politika t@ izy nitondra?? Ary ireo mpitondra talou nahay politika sy be taona ve nampandroso an'i gasikara??????
15. patrick2002
(
23/03/2009 18:25)
ka iza aza no tsara mitondra firenena eh! un ancien disc jockey ou un ancien eleveur des vaches ,ny ahy aloha aleoko ex DJ eh! mba sady mahita sipa mandihy minochka no misotro labiera :-D :-D :-D :-D
Fa ityy mpitery ronono ity sady maimbo tain'omby no mamparary kibo ny rononony. =)) =)) =)) =))
Fa ityy mpitery ronono ity sady maimbo tain'omby no mamparary kibo ny rononony. =)) =)) =)) =))
16. Andribe
(
23/03/2009 18:27)
Fa saingy indro kely hoy ny mpihnamparaky
tena voazeran i lery ra8 kle 8O 8O 8O
ary tena tsy hay mintsy ny tohiny an
tena voazeran i lery ra8 kle 8O 8O 8O
ary tena tsy hay mintsy ny tohiny an
17. patrick2002
(
23/03/2009 18:37)
io no hataoko anao ra Andribe hoe tsy aleo ve ex dj to izay ex mpitery ronono .
Koa raha samy hitanisa hoe ancien ,ancien,eto veh? eh! izato izy hoe ancien
Koa raha samy hitanisa hoe ancien ,ancien,eto veh? eh! izato izy hoe ancien
18. pikatti
(
23/03/2009 18:50)
ainaheri > vakivakio tsara ao aloha lesy vao mikozy fa , tsy resaka hoe be taona na kely taona io baina fa ny lalam-panorenana no tokony arahiny ah ,dia elah ve zany mihevitra fa raha mpitary pousse 25 ans no hanongana eo ndray dia hosolona atao sur mésure hoatr'izany foana ny lalam-panorenana
patrick2002,fa inona leity ny mahazo an'elah klé,mba misaina ihany elah isan'andro zao fa androany zany toa tsy any mintsy le kozy,
anantsoiko an'i salopard eo elah
NB:kilaoty cuir menamena anaovana
patrick2002,fa inona leity ny mahazo an'elah klé,mba misaina ihany elah isan'andro zao fa androany zany toa tsy any mintsy le kozy,
anantsoiko an'i salopard eo elah
NB:kilaoty cuir menamena anaovana
19. Andribe
(
23/03/2009 18:57)
Iza ndray no nitery omby lahy tao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tsy ronono no nivoaka fa zavatra hafa hahaha
20. pitchou
(
23/03/2009 20:53)
tena mahamenatra ve ny asana DJ izany? indrindra hoe asa t@ fahatanorana mba hanombohana mihary? maninona ny gasy no tonga dia mitsara foana @ asa niantombohan'ny olona? ny amerikana aza efa nanana prezidà mpivaro-boanjo, d nahamenatra azy ve izany?
ny lalam-panorenana miasa @izao ange ka tsy lalam-panorenana natao t@ fomba demokratika e! asa aloha ianareo raha mba nandray anjra t@ famolavolana azy na nanam-potoana nandinihana azy talmohan'ny nandaniana azy na tsia e! fa izahay tsy nahita maso an'izany akory! d izay ni dradradradraina! naninona tokoa moa no novaina ilay novolavolain'ny vahoaka t@ 1991?
raha iny no nitohy kely d ho tafapetraka ara-bakiteny ilay monarchie constitutionnelle, ka anti-constitutionnel daholo izay mandà io monarchie io