Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérienc

21. ndenn ( 23/03/2009 21:12)
Tsy misy ny asa ratsy fa ny fitsaran' ny saina no tsy ampy fiheverana sy fandinihana ny zava- misy .Diso ve izany hevitra izany ?
22. patrick2002 ( 23/03/2009 22:40)
hita fa vavany mpitery ronono ve hahagaga, mpitery omby ririnina ireny ka manaraka hatramin'ilay hormone an'ilay omby vavy sisa ,
Dia miteniteny foana ex DJ ah! ex DJ
23. pitchou ( 23/03/2009 22:44)
eny e! ex DJ izy d maninona? excuse tokony hanenjehana azy ve izany?
24. ainaheri ( 24/03/2009 05:49)
pikatti:

ainaheri > vakivakio tsara ao aloha lesy vao mikozy fa , tsy resaka hoe be taona na kely taona io baina fa ny lalam-panorenana no tokony arahiny ah ,dia elah ve zany mihevitra fa raha mpitary pousse 25 ans no hanongana eo ndray dia hosolona atao sur mésure hoatr'izany foana ny lalam-panorenana


Iza ary no nanova ilay lalam-panorenana,mba tsy hidiran'ny kely taona??
Ngah mou ratsy zama zany hoe mpitary pousse lasa filoha?? Aoka ianao hievitra fa @ ireny no tena misy ny fahaizana,misy manana bac + @ izy ireny,nohon'ny fahantrana tsy misy asa d voatery tany ny lalany,satria ny vava tsy maintsy minana!! Ilay taona zany ekeko tokony hiditra @ fahamatorana fa saingy kosa ny asany teo aloha tsy misy mahasakana azy ho filoha,raha tsy hoe angaha mpamono oul gaigy lahy izy!!



25. taralila09 ( 24/03/2009 07:31)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.
26. pitchou ( 24/03/2009 08:49)
letie!!! ny an'i taralila d copier-coller fotsiny otran'ny mpitondra nifandimby rehetra teto! aiza no handroso ny firenena!
aleo ihany indray aloha mi-dansss raha izany
27. mion ( 24/03/2009 09:14)
Andry TGV est certes un DJ, il l'est toujours.
Mais... c'est un mauvais DJ, un des plus médiocres. Il a pas eu de succés à mada, et jamais en France. Même au cours des soirée Gasy.

Il a commandité le meurtre de son camarade d'école déjà vers l'âge de 17 ans (si je m'en souviens). mais à l'époque Deba a étouffé l'affaire car TGV est un zanaka deba à l'epoque.

Il a confirmer au cours de ces 2 derniers mois son expériences: le terrorisme et le meurtre. Il a prôné la democratie et il instaure la dictature dès les premières 48h de son avènement à la présidence.
Il est trop experimenté pour çà, oui... je l'avoue. Il est trop experimenté pour donner à bouffer de la me-rde aux Malgaches comme 70% du bugdet national qui devraient provenir des autres nations sont supprimé.

Il est très doué de chialer qu'il n'aurait pas peur de commettre un coup d'Etat car la France met à sa disposition déjà 50 millions de dollars .

Il est très doué en Maths: avec ce 50 millions de $ chaque tête de Malgache toucherait une seule cheque de 3 $ chacun en attenndant passé les 24 mois à venir.
Il est trop intelligent, malheureusement, il l'est dans le mauvais sens !!!

et maintenant , il se proclame président des terroristes en graciant les criminels les plus dangéreux de l'histoire de Madagascar. C'est lui même (TGV) le Ben Laden de la capital , non? sinon, comment expliquer la liberation de Coutiti qui a coupé les bras & jambes des Merina en mille morceaux à Diego pour en donner aux chiens?

Et tout ce qu'il a fait jsquà mainnant, il n'a fait que creuser le trou dans lequel il va tomber. il semme la zizanie et le bordel, le temps de la moisson arrivera pour très bientôt.

Avec le coup d'Etat du 17 mars, on a pu entendre des gens crier "Hourra !!! la dictature est mort, vive la DICTATURE"
28. mion ( 24/03/2009 09:21)
NANGALARIN'I JEaN-BA NDRAY NY SESSION-KO !!!
Jean ba no nanoratra an'io fa tsy za!!!
Fa d'accord ihany aho @ le nosotratany an

mion
29. pitchou ( 24/03/2009 09:35)
niaraka ni-commanditer ilay famonoana olona angaha ianareo?
Aza mba mahatafita zavatra ihany wa fa tonga d b d b ny tantara foronina mikasika anao refa avy eo!
izaho saika hanongana an'i TGV d nihemotra indray sao ahitan-dry mion tantara hoe nampamono akoho olona fony voan'ny sery!
fa entre-pa: naninona anefa no novonoiny hono ilay zanak'olona ary? rafilahiny satria samy niady an'i Sarah izy 2lahy sa niseho ho bogoss noho izy?
30. mion ( 24/03/2009 09:47)
pitchou >>

tsy teto mada angaha enao t@ ni-kidnappé-ny sy ny ni-scalper-ny ny mpiara_mianatra taminy, taraiky be enao raha tsy au courant fa tanà iray vohitra au-courant an'iny avokoa. Tsy anjarako no hilaza aminao hoe inn ny antony fa efa mi-remonter à 10 ans passé io meurtre io. mbola kely angamba enao t@ zany na tsy teto tanà mintsy
31. ralevazou ( 24/03/2009 09:55)
"Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérience politique - qui est âgé de 34 ans, soit six de moins que le minimum requis par la Constitution pour occuper les fonctions de chef de l'Etat -, a dissous les deux chambres du parlement à la fin de la semaine dernière." :
:idea: :-@ NO COMMENT !
Et ça se voit , même les communautés internationaux avouent (indirectement) que c'est un idiot ce DJ !=)) =))
32. pitchou ( 24/03/2009 09:57)
mbola tsy vory saina angamba rizalahy t@ izany raha izany d nanao bandy sy âola na à la conquete de l'ouest! Tsy efa mba niova ve izy?
ra8 angaha hono dia nanana fahazazana tsy fahatanorana tsy nisy pentina mihitsy? ary ny ecarts de conduite malaza be eraky ny tanana nataon'i ra8 toa tsy mba resahina? nefa izany przidà no fitaratry ny firenena?
tsy sanatria miaro azy aho fa ilay acharnement atao aminy no manahirana ny saiko! olona vory saina sy manana ny fahefana mamono olona deraderaina fa ankizy adala helohina be! otran'ny disproportionné izany ilay fijery sy réaction!
Ny hany faniriako izany izao d enga anie ho nahazo lesona daholo na i ra8 na i TGV! izay hasolo ity farany no tokony hotadiavina fa tsy handany energie hanaratsy azy eo! ary aoka ho tsy ra8 izay tsy tia gasy no averina azafady
33. Mirananirina ( 24/03/2009 10:08)
Hiarahatsika mahita eo ary ny fiovan'i Mada :averiko foana ity fiteniko ity:
Ny mahantra mihamahantra ihany ;ary ny mpanana mihamanana ihany.Tsy misy AFAKA HANOVA AN'IO NA IZA NA IZA no eo;mbola pays pauvres,ary tena mbola+ pauvres ny gasy amin'ny olona tsy ampy expérience.Ka nahona no manao coup d'état?????????
34. pitchou ( 24/03/2009 10:15)
kay kay kay! aza miantso olona be expériences eo enao ka! marina moa! be experience @ asana prezida ve misy otrabn-dratsiraka eto? d izy no tadiavinao hiverina eto! dray dray dray! JAMAIS JAMAIS JAMAIS
35. Mirananirina ( 24/03/2009 10:26)
les États-Unis ont ainsi décidé de suspendre leur aide non humanitaire allouée chaque année à la Grande Île. Or, l'aide internationale représente 70 % du budget du pays. De quoi susciter l'inquiétude : "Nous sommes conscients que seuls nous n'y arriverons pas", note le nouveau leader dans Le Figaro .
Dia ahoana io vaovao io.Ahita vola aiza indray;ny mpanampy arabola ity mandà
kay kay kay! aza miantso olona be expériences eo enao ka! marina moa! be experience @ asana prezida ve misy otrabn-dratsiraka eto? d izy no tadiavinao hiverina eto! dray dray dray! JAMAIS JAMAIS JAMAIS

Be ny manana expérience ara-politika akoatra io e!!!!!!!!Tsy misy olon hifidy an'io intsony.
36. pitchou ( 24/03/2009 19:24)
ary efa nozarin'i ra8 ihany moa isika hoe ny vazaha no tokony hitantana ny fananan'ny gasy koa maninona raha ndao andramana indray prézidà vazaha e? :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0586