Dia mino ve nareo???????????
1. mibalika
(
21/03/2009 21:38)
miarahaba,
manotany tena aho ,dia mino ve nareo fa mbola velona any ny Filoha?izaho dia manahy?
manotany tena aho ,dia mino ve nareo fa mbola velona any ny Filoha?izaho dia manahy?
répondu par rakaroka le 22/03/2009 17:21
2. xxx
(
21/03/2009 21:44)
manana ny havany akaiky izy sy ny tena namany donc en securité en plus mbola niteny ihany koa tim teny @ trocadero fa en securité donc tsy hitako izay tokony hanahiana
3. xxx
(
21/03/2009 21:47)
De ho sanatry an'izany ve nanara dia ireo olona notifiry teny Ambohitsirohitra t@ 7 fev e? angamba tsia no valiny ko.
6. xxx
(
21/03/2009 22:04)
enga anie ka mba ho tsara hambina sy ho tsara hafina fa mbola ho avy ny fotoana hipoitrany indray,mbola tena maro ireo mpanohana azy,ka tsy hanaiky @ zao fotsiny!misy fotoanany ny zava-drehetra.
7. mibalika
(
21/03/2009 22:08)
angaha moa Ratsimandrava nisy nahalala v hoe hisy hamono?kanefa nisy izany,koa olona toa azy be mpakahala
8. Andribe
(
21/03/2009 22:12)
tsy hay tsony ny fandehany samy midona @ rindrina na ny tgviste na ny ra8iste na ny gasy rehetra 8O 8O 8O 8O 8O 8O
9. tovolahy007
(
21/03/2009 22:15)
Aiza ary isika izany. Fika daolo ireny hoe fametra-pialana ireny. Tafiditra ao anaty vovo zao ny Train. TGV aza ireny voaharo ko vao maika ve i Ravalomanana? Tena tsara ambina izy ary tsy misy ahiana ny aminy. Tsy misy maha kitika azy na de ireo KAPISILY mitambasy ireo aza.
12. rakaroka
(
22/03/2009 17:21)
Mba lalina koa ity "filoha" hono dia milalao manao fangala-piery :roll: :roll:
Manaova "Afa-po" ry Mibaliaka dia mety hipoitra eo izy!
Manaova "Afa-po" ry Mibaliaka dia mety hipoitra eo izy!
