Allemagne ihany koa
1. sitlo
(
21/03/2009 06:40)
Manameloka an\'i TGV koa ry zareo rainiboto.
Aiza ihany ilay hoe Kadafi fa toa tsy misy nanohana mihitsy ny vahiny na iray aza eh?
Ilay Frantsay niseho ho mahay vava be aza ity nanameloka tampoka teo.
Tsy maintsy miaro my image-ny lesy izy fa ny image-n\'ny firenen\'ialahy no hitsakitsaho ah.
Dia ahoana indray izao no holazaina ny vahoaka amin\'ilay sommet Africain, angaha tsy ho atao any Madagasikara indray.
Kay moa ny UA tsy vitan\'izay nanameloka fotsiny fa tena hametraka pression mihitsy koa. Omany indray aloha ny CAPSAT handrahona ny hamono ny fianakavian\'ny Union Africaine fa tssss.
Ilay gasy iray tanindrazana aminao ihany ity no sahy dorana fa na ny hangataka fihaonana amin\'ny diplomate vahiny aza toa tsy vita.
Ny 90%-n\'ilay roplane aloha efa mahavita trano tsirairay ho an\'ireo nipetraka teny amin\'ny estrade eh! Ny 10% mba mody handokona hopitaly. Tehirizo ny ambiny fa sarotra ange ny fiainana ao Lafrantsa eh. Tsy misy hanaovana DJ sy imprimerie.

répondu par rakaroka le 22/03/2009 17:14
2. xxx
(
21/03/2009 06:54)
Kay moa ny UA tsy vitan'izay nanameloka fotsiny fa tena hametraka pression mihitsy koa. Omany indray aloha ny CAPSAT handrahona ny hamono ny fianakavian'ny Union Africaine fa tssss.
Ngah moa tsy efa hoe nalàn'ny UA tsy ho ao anatiny intsony isika ka inn ndray no sommet antenaina eo.
Ary aleo andeha aloha tazanina fa @ Avril raha ela dia hivadika aminy ny pokona satria ny fanampiana tsy hisy, ny karaman'ny mpiasampanjakàna tsy ampy, ny vidim-piainana tsy ho voafehy fa hiakatra 20%par jour, de avy eo tsy araka intsony dia hanary jocker de tatazan'ny tim moramora indray avy eo.
4. sitlo
(
21/03/2009 07:07)
Germany has joined other countries condemning the violent takeover of power in Madagascar
http://www.dw-world.de/dw/function/0,,12215_cid_4114637,00.html
Tahak'izay aho mba Chavez hoy i TGV.
6. Oay
(
21/03/2009 08:18)
Mahavelo mpanantenana ny tsy manana vahoaka mpanohana ny tsy faneken'ny fianakavibe iraisampirenena ny mpanongana fanjakana a!
Ny zavatra tsy fantatrin'ny mpamosavy maniry ratsy ho an'ny fireneny anefa d ity:
>>>Raha tsy nahazo ny fankatoavan'ny fianakaviambe ny firenena erantany d tsy tanteraka iny fanonganampanjakana teto Madagasikara iny.
>>>Raha tsy nanome didy sy baiko tsy maintsy tanterahana an'i Marc Ravalomanana ny fianakavimbe iraisampirenena d tsy lasa nandeha tsy nanao veloma i Marc Ravalomanana fa nisy ady be sy rà mandriaka teto Madagasikara.
Noho izany matoa tanteraka izao rehetra izao d satria nankatoa sy nanampy t@ izany ny fianakaviambe iraisampirenena.
Amin'izao fotoana izao anefa d tsy maintsy terena ny mpanongampanjakana mba haharadalana ny fanjakana nangalarina ka noho izany d mila manao fifidianana aingana indrindra d izay indray ny tanjon'ny fianakaviambe iraisampirenena manaraka fa tsy hoe hamerina an'ilay Marc Ravalomanana @ alalan'ny korontana.

7. xl
(
21/03/2009 08:49)
TONGA RANGAHA DIA HANAOVY COUP D ETAT KOA IREO COMMUNAUTE EUROPEEN IREO A
CAPSAT O : AMBANO BASY I OBAMA SY SARKOZY SY UE SY UA SY IZAO TONTOLO IZAO
FA NAREO BE SANDRY SY BASY BE, TONGA DIA LASA PRESIDENT DU MONDE I TGV
" DANS TON REVE"

8. tovolahy007
(
21/03/2009 10:48)
Oay> Tena oay marina. I Frantsa ve fianakaviambe eran-tany e. Modinao tsy hita ve sa tena tsy fantatrao hoe iza no tao ambadik'izao fanonganam-panjakana izao?? tsss, mba sokafy ilay maso de mihainoa tsara. Ny sasany aza hanala ny maso ivohony eto ko, i FRAN TE kpsa maika be mitsy nampiditra ny azy. hahahahaha.
Izao ilay ady kle ra mbola tsy hain'ny Oay: AKORONTANA I MADAGASIKARA, DE REFA MIKORONTANA DE LASA DAOLO NY FIRENENA TOY NY USA, SY EROPEANA AFA DIA @ IZAY INY DAGO FA TSY MAINTSY HIANTSO AN'NY FRAN TE, DIA AN'NY FRAN-TE RERY NY LAKA @ ZAY.
Sokafy ny maso fa aza minia mikipy, jereo ny ho avin'ny taranakao ao aoriana fa aza dia tia tena loatra.

9. xxx
(
21/03/2009 11:30)
Marina zany Tovolah007 ! Aiza ary zany maso pour voir n`lah zany ry Oay !
10. Oay
(
21/03/2009 12:08)
tovolahy007:
Oay> Tena oay marina. I Frantsa ve fianakaviambe eran-tany e. Modinao tsy hita ve sa tena tsy fantatrao hoe iza no tao ambadik'izao fanonganam-panjakana izao?? tsss, mba sokafy ilay maso de mihainoa tsara. Ny sasany aza hanala ny maso ivohony eto ko, i FRAN TE kpsa maika be mitsy nampiditra ny azy. hahahahaha.
Izao ilay ady kle ra mbola tsy hain'ny Oay: AKORONTANA I MADAGASIKARA, DE REFA MIKORONTANA DE LASA DAOLO NY FIRENENA TOY NY USA, SY EROPEANA AFA DIA @ IZAY INY DAGO FA TSY MAINTSY HIANTSO AN'NY FRAN TE, DIA AN'NY FRAN-TE RERY NY LAKA @ ZAY.
Sokafy ny maso fa aza minia mikipy, jereo ny ho avin'ny taranakao ao aoriana fa aza dia tia tena loatra.
Mahafinaritra ny fomba fijerinao ry tovolahy007 fa ny zavatra mba tiako hisarihana ny sainao d izao:
_T@ 2002 d fanonganana an'i Ratsiraka no natao: voalaza t@ ireny fa ny frantsay no niaro andratsiraka marina izany fa ny tsy hitan'ny mpijery d izao ilay resaka ao @ ilay antsoina hoe politika avo lenta (haute politique).
Tadidio fa ny be kintana no firenena voalohany nanaiky ny fitondran'i Ravalomanana satria izao ny antony: efa hita fa tena feno kolikoly (corrompu) tanteraka ny fitondrandratsiraka noho izany d ny vola ampiasain'ny tandrefana teto Madagsikara d very ny ankabehazany ka ny vahaolana d ny fanonganana ny fitondrandratsiraka, d nifanaraka ny frantsay sy ny amerikanina ka ny frantsay tsy niteny fa ny amerikanina no nanao ny asa d iny voahongana so amantsara iny i Ratsiraka.
_Tonga ny 2009 d tsy maintsy nahongana i Ravalomanana satria ny vola ampiasain'ny tandrefana eto Madagsikara d maro no tafiditra any @ orinasan'ny prézidà noho izany d very vola indray ny tandrefana ka ny tsy maintsy ataony d manongana ny fitondran'i Ravalomanana d nivadika fotsiny ny andraikitra ny frantsay nanampy an'ny TGV d ny amerikanina nanery an'i Ravalomanana hiala (io rahalahy ilay hoe vazaha mody miady a)
Izany rehetra izany d tombatombana daholo fa ny zavatra azo antoka d tsy misy fanonganampanjakana vita raha tsy misy fanampiana avy @ hery any ivelany.
D jereo anie é! ny ambasady ny ameikanina no oul farany nihaona t@ i Marc Ravalomanana d jereo fa tsy afaka na ny nanao veloma ireo olona tonga niaro ny lapa akory i Marc Ravalomanana satria noteren'ny zamerika hangina, tsy tsaroanao ve fa i Marc Ravalomanana raha tonga nampahery ny mpomba azy ny alina nialoha iny nialany mbola niteny izy hoe jamais jamais jamais jamais de la vie raha nametrahana fanontaniana izy momba ny hametrahany fialana d naninn ary izy no nihova hevitra tampoka fona teo.
Avo lenta ilay politika ka mila ianarana ry zalahy fa tsy vita ny ompa sy ny lohamboto io.
11. rakaroka
(
22/03/2009 17:14)
Marina ilay approchen'i Oay ^:^ ^:^ ^:^ :-$
'ntssss tadidiko tsara mihitsy fa somary fanina toa izao koa anie ny vahiny fony "Ravalo vao niakatra", ary ilay izy tokoa dia tsy vitan'ny hoe "halako iry!"
manompa sns no mba sisa atao :roll: :-w :-w :-w :-$ fa maninn 'kay raha mba
iatrehana izay mety ho vita ny minitra sy segaondra au lieu de ilaozana manenjika ny Frantsay ?...Ataoko fa efa nomena ny "Fahaleovantena" isika ny 1960,mbola nihobiana koa ingahy Ratsiraka t@ niala ny "zone Franc" sns...
Dia h@ izao toa mbola misomaritaka @ Frantsay ihany . Rehefa tsy mandeha angamba ny raharaham-pirenentsika, isika no tompon'andraikitra voalohany
mampandeha na tsia izany fa tsy ny "Frantsay" no ialana vokona .
Ary rehefa tsy maha-ary na izay hohanintsika aza isika anefa nomen'Atra "tany Soa" koa, tsy maninn aleo mifampiraharaha @ vahiny 'ndrao mbô mahita vahaolana @ olana mianjady eny ho eny 'zareo!...