Inona no mahamaika ?
1. xxx
(
19/03/2009 16:16)
Mitombo ihany ny isan'ireo firenena milaza fa fanonganam-panjakana no niseho teto amintsika,
ity nefa toa hafa :
11H05 : L'Ambassadeur de France M.Chataigner a été recu par Andry Rajoelina
Fa inona no mahamaika ? Ny tonga farany indray ity no miarahaba voalohany !

répondu par pikatti le 20/03/2009 02:06
2. Oay
(
19/03/2009 16:25)
Ny mahamaika d ny mba hahamatotra ny Malagasy Mifandray ka ny mpandefa votokevotra hodinihana d tsy manao XXX satria eto tsy misy afaka mifampitifitra @ basy ka hiafikafina.
3. xxx
(
19/03/2009 17:01)
Mipotraha hony ianao raha XXX, aza miafina intsony fa efa tsy eo intsony ravalomanana. Ny ahy kosa ny fanaovako xxx dia mahafinaritra ahy sady tsy hitako izay maharatsy azy. Safidy io.
Ho anapiko ny tenin'i Oay, dia izao. Iza amin'ny firenena eto an-tany no sahy milaza fa tena demokratika, iza hoy aho??? ny amerikana ve??? hitanao ny loham-botony tany irak, ny tantarany hatramin'izay koa dia porofo amin'izany. ny sinoa??? eeee; ny arabo ve??? ady lava isan'andro; ny karana??? jereo fotsiny i sri lanka; ny amerika du sud ve?? ry colombie sy ny tariny; ry zareo européen ve??? voa tamin'ny 1950 ange no tapitra ny 2nd guerre mondiale e, marina tsy mifapitifitra ohatry ny taloha intsony ry zareo fa lasa ady ékonomika ilay izy; ry zareo afrikana moa dia tsy lazaiko intsony amin'ity habibina ity.
Ka hoy aho hoe tsy misy hirarahintsika izay gesticulation-bazaha any, mody hoe demokratika demokratika, tsy misy izany eto an-tany. Rehefa hazoan-dry zareo tombon-tsoa fotsiny dia izay no miainga eo.

4. xxx
(
19/03/2009 17:40)
Aza ato arguments ho aho ilay xxx fa zavatra légal io fa tsy ohatry ilay fahefa azon'ny sasany :-D :-D :-D
Averiko indray , inona no mahamaika ?
Misy orinasa izay nahazo bénéfice 13 milliards d'euros dia te hanao investissements à hauteur de 12 Milliards sao mba mi interesser anareo ohatra ? Ohatra fotsiny ny ahy iny :-)

5. Oay
(
19/03/2009 17:51)
>>Safidy malalaka ny fanaovana XXX ary ny fitsipipifehezana eto @ Malagasy Mifandray d mamela tanteraka ny hanaovana izany noho izany d manaja ny safidinao i Oay, ny zavatra mahafinaritra fotsiny(ce n'est qu'un gain psychologique je l'admets) anefa d hoe satria efa tsy mifankahita isika d tsara raha mba misy an'ilay solon'anarana ahalalana hoe iza ary izany manana hevitra mahafinaritra izany.
Raha toa anefa ka tsy fahasahiana miseho sehatra ilay anaovana XXX d io no aretin'ny manampahaizana kanefa tsy manana fahasahiana ka @ farany d ilay mpanao botolo sahisahy no manao ny zavatra satria "ireo olomarina izay antenaina ny ankamaroany d sarotahotra sy mitavozavoza ka manjary ireo olona izay mpamorona lainga no mahavanindoza"
Momba ny resaka fahafahana sy demokrasia d tsotra tsy paradisa eto antany re tompoko ô! ka ho tonga lafatra.
Miteny ianao manao hoe geste de façade fotsiny ilay atao hoe demokrasia any @ tandrefana, tsy laviko fa kosa na izany aza d tsarovy ohatra fa tonga filohan'ny be kintana i Obahama na d ny dadany aza d afrikanina satria ao ilay fahafahana.
Momba ny hoe mpangoronkarena, tsarovy fa ilay Malagasy iray nandeha nitady ravinahitra any @ faitra tsy niaviany rehefa tonga @ ilay toerana d ny ataony d izay hampanankarena anazy mba hahafahany manao zavatra any @ faritra niaviany d toa izany koa ireo vahiny tonga eto amintsika, ny mampalahelo d ny Malagasy mpitondra io an ! sarotahotra ka raha vao ampitahorina d mangovotra d tsy afaka miatrika vahiny d manararaotra ny vahiny.
Ary asarotantahotra io no mahatonga ny Malagasy tsy sahy maneo ny heviny imason'ny olona fa any ambadika no be resaka na miafina tsy sahy mampiseho tarehy d izay sahy mampiseho tarehy ihany no manjaka.

6. TIMTIKO
(
19/03/2009 18:14)
ny malagasy indray dia tsy hitambatra intsony manomboka izao fa voazarazaran ny vola sy ny fahamarinana ary ny osoka, mbola eo koa ny barofo. izay tsy tgv dia samborina izay tsy manaraka ny frantsay dia samborina, ireo vahiny hafa ankoatran ny frantsay dia jerevana fa sao espion.
7. xxx
(
19/03/2009 18:24)
oay >>> aza anaovana bla bla psychologique ilay safidiko fa ahy izany. Ny anao avoahy eo daholo h@ arbre géologique raha tianao
Raha vao à court d'arguments eto dia ny maha xxx ny discuter-na
Ekeo fa maika hihinana ny frantsay e !!!

9. Oay
(
19/03/2009 18:32)
Efa ela ny malagasy no tsy nitambatra satria efa manaiky ny mpitondra anazy fa ny zarazarao hanjakana ihany no fomba ahafahana miakatra eo @ fitondrana.
Ny frantsay indray d tsotra é, tsarovy fa na ny firme americain aza mandeha manao investissement eto Madagasikara d na Quebecois ny mpitantana na frantsay izany d mifandraika @ tantara.
Ny tokony hialan'ny mpitondra d ny tahotra mifanandrina @ vahiny, tokony hanana fahasahiana ny mpitondra hiatrika ny vahiny mba hihena ny tombony lasan'ireny vahiny ireny, fa tsarovy aloha fa ilaina ny vahiny ary ny olona wa matoa mandeha alavitra ny taniny d satria hitady vola izy izay ka d maximiseny ny tombony azony.
Fa tandremo anefa fa ny Karana sy ny Frantsay d tsy mameno an'i Madagasikara eo @ isa fa raha ireto Sinoa ireto anie no mahazo vahana eto Madagasikara d tsarovy fa afaka 200 taona d ny Sinoa no homaro an'isa é!

11. tafondro
(
19/03/2009 23:43)
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka

12. pikatti
(
20/03/2009 02:06)
resak'etodra ny anao ry tafondromaty a xxx no resaka sy safidy ,tsy misy firenena mahavita tena leity a :-D :-D :-D