Loza amin' atambo .Vaovao afaka 5mn izao .
1. xxx
(
18/03/2009 20:59)
Notafihin' olona maro nanao cagoule ny TGV sy ireo gardes de corps- ny , 5 naratra mafy ary 2 maty . Voan' ny bala ny tongotr' i Andry . Nosamborin' ireo olona ny vadiny
répondu par fijo le 19/03/2009 22:45
2. xxx
(
18/03/2009 21:08)
tena voandry lerony alohako ve le vadin i lery =)) =)) =)) =)) =)) =)) :snif:
4. xxx
(
18/03/2009 22:07)
NY OZONA TSY VALIANA MIVERINA AMIN'NY TOMPONY IHANY RY KELY LOHA
HIHOMEHEZAKO FOTSINY HIHIHI :idea:
HIHOMEHEZAKO FOTSINY HIHIHI :idea:
10. xxx
(
18/03/2009 22:49)
Toa tena mety marina ihany izany fa nisy nifampitifitra tao @ ndry andry !
12. xxx
(
18/03/2009 22:53)
notofirin'i roindefo ny vodin'i tgv pelaka dia vaky basasaka :-D :-D :-D
13. rabaradaka
(
19/03/2009 05:48)
Dadatoa sy nenitoa a, zavatra tsy maintsy hiseho ny hahafatesan'ny TGV ka aza gaga. Ny herin'Andiamanitra no hanamotsana tanteraka azy