Loza amin' atambo .Vaovao afaka 5mn izao .

1. xxx ( 18/03/2009 20:59)
Notafihin' olona maro nanao cagoule ny TGV sy ireo gardes de corps- ny , 5 naratra mafy ary 2 maty . Voan' ny bala ny tongotr' i Andry . Nosamborin' ireo olona ny vadiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:45
2. xxx ( 18/03/2009 21:08)
tena voandry lerony alohako ve le vadin i lery =)) =)) =)) =)) =)) =)) :snif:
3. fijo ( 18/03/2009 21:57)
aiza ny loharano fa izahay leo tsaho
4. xxx ( 18/03/2009 22:07)
NY OZONA TSY VALIANA MIVERINA AMIN'NY TOMPONY IHANY RY KELY LOHA

HIHOMEHEZAKO FOTSINY HIHIHI :idea:
5. fijo ( 18/03/2009 22:13)
toa tsaho no betsaka ato le.sa nivadika viva koa ny eto
6. kotobekibo ( 18/03/2009 22:38)
source avy aiza aloha izany ?
sa fampiesonana ? :-D
7. fijo ( 18/03/2009 22:41)
tsaho no betsaka e
8. xxx ( 18/03/2009 22:45)
jereo eto io no souce :-D :-D :-D
9. fijo ( 18/03/2009 22:48)
souce io fa tsy source
10. xxx ( 18/03/2009 22:49)
Toa tena mety marina ihany izany fa nisy nifampitifitra tao @ ndry andry !
11. fijo ( 18/03/2009 22:53)
izahay tsy mino rah atsy vaovao ofisialy
12. xxx ( 18/03/2009 22:53)
notofirin'i roindefo ny vodin'i tgv pelaka dia vaky basasaka :-D :-D :-D
13. rabaradaka ( 19/03/2009 05:48)
Dadatoa sy nenitoa a, zavatra tsy maintsy hiseho ny hahafatesan'ny TGV ka aza gaga. Ny herin'Andiamanitra no hanamotsana tanteraka azy
14. saranga ( 19/03/2009 07:16)
Tena marina ve zany fa miak hanao fety izahay eny Mahamasina e
15. fijo ( 19/03/2009 22:45)
hisy izany fa tsy izao aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975