Hafatra ho an'izay hitondra ,n'iza n'iza.

1. xxx ( 17/03/2009 16:00)
Ny zavatra tsara ho fantatrareo mpomba an'i TGV sy ny mpomba an-dRa 8 dia izao : " tsy ankasitrahanay ny famonoana olona hanafenana porofo" .
Na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho tratranay ny mpanohariana sy ny fahavalo naningotra ny ain'ireo havanay maty sy nandroba ny tanindrazan ' izy ireo ,nanomboka t@ 1972 no mankaty . Ary raha mbola tohizan'izay lasa ho filoha eo izany procedure de dépouillement n'ny tanindrazana izany dia tadidionareo fa mbola mpangalatra ihany no azo hitsarana azy @ ny ho avy .



répondu par andrywui le 17/03/2009 18:00
2. andrywui ( 17/03/2009 18:00)
Sady miafina no mitaraina , no miseho be fampitahorana amin'ny menace no mitondra kibay ,nefa ao anaty lavaka tsy sahy miseho , nefa mba hananatra olona de sady mananatra no manao tari-dositra !! nemportekoa !!!

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2041