nidemissionne i le8
1. bazylou
(
17/03/2009 12:19)
hoy TF1, !!!!!!!!!!!!!! OUINnnnnn; ZE TSY FALY DI ANDANA MANKANY AMIN'NY TF1 !!!! :-D :-D
répondu par vale le 17/03/2009 14:24
5. diamondra27
(
17/03/2009 12:35)
efa confirmé hono e , nomeny an'ny armée ny pouvoir , an'i amiraly exactement
france 24 vao niteny an'io teo
france 24 vao niteny an'io teo
6. ari.malala
(
17/03/2009 12:38)
efa nanao démenti ny présidence fa tsy ni demissionne zany izy ka!
7. diamondra27
(
17/03/2009 12:39)
http://www.tv-direct.fr/live_france24.php
asa hono na inona no hataon'ny armée fa pour l'instant izany de vita ny fitondran-dra8 de faly ery ry andrywui :-D :-D :-D :-D
3 mois zay ty bras de fer ty
raha tsy misy discours aloha mbola tsy mino na iza no hiteny na iza e, mihaino sa mampita vaovao fotsiny

9. vale
(
17/03/2009 12:46)
ny hitako koa alou sur tf1 dia oe ni-démission izy ary nomeny ny armée ny pouvoir!!
arimalala: hay ve aky!!lol
arimalala: hay ve aky!!lol
10. diamondra27
(
17/03/2009 12:58)
de aleo Ra8 ihany no hitondra zany refa tsy hety ahandray ny miaramila koa
11. vale
(
17/03/2009 13:01)
http://tf1.lci.fr/infos/monde/afrique/0,,4307782,00-le-president-ravalomanana-annonce-sa-demission-.html
Niala amim-boninahitra izy, fa ny fomba nataon'ny opposants kosa tsy lasa(tsy mahagaga koa ireo satria oulon-dRatsiraka efa zatra gidra) fa de miomana dol fa hiverina indray ny fanjakan'ny baroa, ny risoriso hahazo vahana indray sns, tsy te ahita aho!!i Ra8 mba hitako nahafehy an'ireo manko!! ^^

13. xxx
(
17/03/2009 14:05)
vale:

Miombo-kevitra aminao, hiady amin'adala ve , aleo manaja tena
Mahamenatra be ny mahita ny fomba n'ny opposition malagasy, tena hita fa mbola mila mianatra ny atao hoe démocratie .
Wait and see :-)