hanao discours hono tgv e
1. diamondra27
(
17/03/2009 11:37)
http://www.tv-direct.fr/live_france24.php
zao de zao no mande am ty site ty ny vaovao dago
de miandry vaovao ny discours ny tgv hono , efa any iavoloha lery
aiza aza i andrywui
zao de zao no mande am ty site ty ny vaovao dago
de miandry vaovao ny discours ny tgv hono , efa any iavoloha lery
aiza aza i andrywui
répondu par andrywui le 17/03/2009 13:34
2. diamondra27
(
17/03/2009 11:38)
ho azo ho azo ny pouvoir fa manankery am zao tontolo zao ve zany?
4. xxx
(
17/03/2009 11:45)
tsy misy miala e ,ra8 mbola filoha foana ,tsy hoe izay manana basy no tompon'ny democratie eto madagascar
5. rixes
(
17/03/2009 11:49)
nametraka fialana i ra8 , ra mipetraka eto MADA nareo de maheno ny vaovao rehetra en direct
6. diamondra27
(
17/03/2009 11:51)
za moa de manaraka vaovao fotsiny sy mizara ze hita sy re fa ni dementi nge Ra8 we tsy niala zany izy e
